Mada rangers

Mada rangers

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mada rangers, Military Base, Itaosy, Antananarivo.

25/11/2025

Hidina ihany le vidiny le mega sah aona e??
๐Ÿ˜œ๐Ÿ˜œ๐Ÿ˜œ

23/10/2025

Marn zany e

๐Ÿšจ Anisan'ny maharary ny tanora, sy ny mpikirakira tambazotran-tserasera eto amintsika, indrindra fa ireo tena mivelona amin'izany ny fahalafosana mihoapampana ny sarany ataon'ireo opรฉrateurs telo: Telma, Orange ary Airtel eto Madagasikara.

koa etoana dia manao antso avo amin'izy ireo hijery akaiky ny mahakasika azy ity faran'izay haingana. Manaitra ireo tompon'andraikitra voakasik'izany ihany koa indrindra ny ARTEC.

Fangatahan'ny maro ny hamerenana azy toy ny teo aloha, farafaharatsiny 500Ar ny 1Gb.

Misaotra tompoko.

08/08/2025

Manaja rangers PLA maivana be๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ˜ฑ
Pointure 39,44 mandefa
0385599027 na mp
Mora Mora hatrany

27/06/2025

Rangers PAP
Pointure 42,43,44
Mandefa
0385599027

27/06/2025

Magnum Corรฉe
Pointure 38, ร  45
0385599027

Photos from Mada rangers's post 22/01/2025

Manaje, ty ny Arrivage vao2 be
๐Ÿ”ฅMagnum PAP๐Ÿ”ฅ vrai cuire be ๐Ÿ™€
Pointure 39,40,41,42,43,44,45,46
Mandefa any @ faritra ๐ŸšŒ๐Ÿš๐ŸšŒ
๐Ÿ“ž๐Ÿ“ž 0385599027

24/08/2024

Manaja ee.
Rangers PLA maivana tsara
Mandefa ani @ ny faritra
Prix mp na miantso
0385797582

Photos from Mada rangers's post 27/06/2024

manaja ๐Ÿ‘Š
Rangers PAP vrai cuir
Eta 10/10
Manoa livraison sy mandefa ani @ faritra
0385797582

Photos from Mada rangers's post 27/03/2024

APETSAKO ETO IHANY FA SAO MISY LIANA AMINI ATO ANA MOTO IZ IO VRAI CUIR TSAR SADI MBOLA TSARA MP
0347867822

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Itaosy
Antananarivo