๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐
Ministeran'ny Harena An-kibon'ny Tany
Page Facebook officielle du Ministรจre des Mines de Madagascar
03/06/2026
30/05/2026
๐บ ๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ : ๐ผ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฃ๐๐๐ข.
21/05/2026
๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐-๐ร๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ : ๐๐ ๐ญ๐๐จ๐ง๐ ๐๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐ข ๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ข ๐๐ข ๐๐๐๐๐๐ ๐๐-๐๐๐๐๐'๐๐ข ๐๐๐๐ข.
โญ Niatomboka androany Alakamisy ๐๐ ๐๐๐ฒ ๐๐๐๐, teny aminโny Mining Business Center, Mamory Ivato, ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ช๐ด๐ข๐ฏ๐ข ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ข๐ฏ๐ต๐ฐ๐ฏ๐ต๐ข๐ฏ-๐ต๐ข๐ณ๐ข๐ต๐ข๐ด๐บ ๐ง๐ข๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ช๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ท๐ข๐ฌ๐ช๐ฎ-๐ฑ๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ช๐ป๐ข๐บ ๐ฅ๐ช๐ฏ๐จ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ช๐ข๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฉ๐ข๐ป๐ฐ๐ข๐ฏ-๐ฅร ๐ญ๐ข๐ฏ๐ข.
โญ Tonga teny an-toerana, ๐ฃ๐๐๐๐ง๐ฎ ๐๐๐ค๐ฉ๐ค๐ฃ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฏ๐ค๐ฉ๐ง๐๐ฃ'๐๐ฏ๐๐ฃ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ ๐๐ง๐๐ ๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ฃ๐ฉ๐ค๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ-๐ฉ๐๐ง๐๐ฉ๐๐จ๐ฎ izany ny Minisitry ny Harena an-kibon'ny Tany, ๐๐๐ซ๐ฅ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, nohotronin'ny Tale Jeneralinโny BCMM, ny Tale Jeneralin'ny Harena an-kibon'ny Tany, niaraka tamin' ireo Tomponandraikitra isan-tsokajiny eo anivonโny Ministera.
โญ Fepetra amin'ny fandraisana ny antontan-taratasy ny hoe '' izay tonga voalohany, mahazo voalohany" ( 1er venu, 1er servi), araka ny lalร na manan-kery. Nanaraka izany avokoa ireo mpisehatra ka dia nizotra tamim-pilaminana ny raharaha.
โ
Raha tsiahivina dia ny Alatsinainy 18 Mai 2026 lasa teo, no efa nanomboka ny fandraisana an-tร nana sy ny fanaovana tantsoroka ho an'ireo liana amin'ny asa fitrandrahana.Karapanondro tsy maintsy ananana raha te hisehatra ao anatin'ny tontolon'ny harena an-kibon'ny tany ny fahazoan-dร lana. ๐๐ฏ๐๐ค ๐๐๐ฃ๐๐๐ฃ๐ ๐ง๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ฏ๐๐ค ๐ฃ๐ค ๐ฃ๐๐ง๐ค๐จ๐ค๐๐ฃ๐ ๐๐๐ ๐๐ค ๐๐๐ข๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ข๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐ก๐๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ฉ๐ฎ ๐จ๐๐๐-๐ฅ๐๐๐๐ง๐๐๐ฃ๐, ๐๐ค๐ฉ๐ค๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ง๐ค๐จ๐ค๐๐ฃ๐ ๐๐ฉ๐ฎ.
05/05/2026
๐
๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ : ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐'๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ผ๐๐๐๐๐๐๐
๐ Mitohy hatrany ny fidinana ifotony tontosain'ny teknisiana eo anivonโny Birao iraisam-paritry Harena an-kibon'ny Tany Fitovinagny-Atsimo Atsinanana.
Tao amin'ny Fokontany Satramaha, Kaominina ambanivohitra Analavory, Distrikan'i Manakara, no nanatanterahana izany, ny faran'ny herinandro lasa teo.
โ
Teboka miisa efatra no niompanan'ny tafa nifanaovana tamin'ireo mpitrandraka sy mpividy volamena madinika:
โ ny fampahafantarana ny lalร na mifehy ny seha-pihariana volamena,
โ ny fanentanana azy ireo hiditra amin'ny sehatra manara-dalร na amin'ny alalan'ny fananana kara-bolamena sy ny fananganana ny Fikambanana mpitrandraka madinika hahafahana manome tantsoraka sy hahamatihanina azy ireo,
โ ny fitsinjovana ny tontolo iainana amin'ny alalan'ny fanotofana ireo lavaka avy notrandrahana sy ny fambolena hazo eo amboniny,
โ ny fanentanana amin'ny tsy fampiasana zaza latsaky ny 15 taona amin'ny asa fitrandrahana.
โ
Liana tamin' ny famelabelarana natao ireo mpisehatra ary naneho fahavononana hiditra ao anatin'ny sehatra manara-dalร na, ho fiarovana ny asa sy ho fandraisana anjara amin'ny fampandrosoana ny Kaominina sy ny Faritra ary ny tanindrazana.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Website
Address
1, Rue Farafaty Ampandrianomby
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 16:00 |
| Tuesday | 08:00 - 16:00 |
| Wednesday | 08:00 - 16:00 |
| Thursday | 08:00 - 16:00 |
| Friday | 08:00 - 16:00 |
