26/09/2025
Mponin'Itaosy
Lieux Publics
26/09/2025
30/11/2018
23/02/2018
Gaboraraka ataon'ireo fiara fitateram-bahoaka
Manoloana ny fitarainan'ireo mponina monina eny Itaosy mahakasika ny tsy fanarahan-dalàna ataon'ireo taxi be miasa eny an-toerana toy ny fiodonana eny antenantenan-dalàna, ny tsy fanajana ny mpandeha sns dia nandray ny andraikiny ireo tompon'andraikitra isan-tsokajiny notarihin'ny solombavam-bahoaka an'Atsimondrano Harijaona Randriarimalala. Fiara miisa 13 no voasintona taratasy ary noesorina tamin'izy ireo ihany koa ny "Licence" ahafahany miasa.
Mbola mitohy hatrany ny fanaraha-maso ireo taxi be tsy manara-dalàna ireo.
14/12/2017
Belle image - Culture 🌅
30/11/2017
15/08/2017
Présidentielle 2018 – Le pasteur Mailhol dans la course En marge de la célébration du 20ème anniversaire de la radio Fanambarana au Coliseum d'Antsonjombe samedi, le pasteur Mailhol Christian Dieudonné a annoncé qu'il se porte candidat à l'élection présidentielle de 2018. D'après lui, c'est le peuple qui l'a poussé à se lancer dans la course.
11/07/2017
Edgard Razafindravahy – « On peut construire sans détruire » Les derniers événements de l'actualité nationale ont interpellé, Edgard Razafindravahy, leader du parti ADN. Il écarte toute tentative de conquête du pouvoir autrement que par une élection. • Antananarivo vient de revivre les mouvements de rue.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Renivohitra
Antananarivo
102
