08/06/2026
✨😊Mirary herinandro vaovao feno fahombiazana ho anao ☀
Elle est placée sous la tutelle conjointe du Ministère
La Caisse Nationale de la Prévoyance Sociale, ou CNaPS, est un Etablissement Public à caractère Industriel et Commercial (EPIC), doté de la personnalité morale et de l’autonomie financière.
08/06/2026
✨😊Mirary herinandro vaovao feno fahombiazana ho anao ☀
01/06/2026
💙Volana vaovao 🩵✨ Herinandro vaovao ✨☀️
😊 Mirary herinandro feno fitahiana ho antsika rehetra🙏
31/05/2026
🌷🌷Miarahaba ny Reny rehetra ❤️
25/05/2026
✨Mirary herinandro feno fifaliana ho anao ny CNaPS☺️☺️
24/05/2026
🌿🕊️Mirary Pentekosta finaritra ho anao sy ny ankohonanao💙🩵💛
21/05/2026
🔵 Ho antsika mpikambana
20/05/2026
🔵 Filazana ho antsika mpikambana
20/05/2026
🔵FILAZANA
𝗙𝗜𝗞𝗔𝗧𝗢𝗡𝗔𝗡’𝗡𝗬 « 𝗖𝗔𝗜𝗦𝗦𝗘 »’𝗡𝗬 𝗖𝗡𝗮𝗣𝗦
19/05/2026
⏳🔘𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐙𝐎 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐂𝐍𝐚𝐏𝐒 💬
🗓️–𝗩𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟲- 🗓️
VOLAN-JAZA ho an’ireo mbola am-perin’asa (BAF),
VOLAN-JAZA ho an’ireo TSY am-perin’asa (ALSP – BAF PENSION/RENTE),
VIDIN-TAKAITRA (RENTE),
FISOTROAN-DRONONO (PENSION),
FAMERENANA LATSAKEMBOKA (Remboursement de cotisations)
🔖𝑽𝑰𝑹𝑬𝑴𝑬𝑵𝑻 𝑩𝑨𝑵𝑪𝑨𝑰𝑹𝑬 :
🔹BOA – BNI – BMOI – ACCES BANQUE – BRED – MCB – SBM
Manomboka ny 20/05/2026
🔖𝑶𝑴𝑫 :
🔹BOA: Rente (2531/OBO/TRS/26) - REMBCOT (2615/OBO/TRS/26)-PENSION TRIMESTRIELLE (2727/OBO/TRS/26)- ALSP (2501/OBO/TRS/26)
🔹BNI: Rente (2532/OBN/TRS/26) - REMBCOT (2614/OBN/TRS/26)-PENSION TRIMESTRIELLE (2726/OBN/TRS/26)- ALSP (2502/OBN/TRS/26)
Manomboka ny 20/05/2026 hatramin’ny 20/07/2026
🔖𝑺𝑴𝑴𝑬𝑪
Manomboka ny 20/05/2026
🔖𝑪𝑨𝑰𝑺𝑺𝑬𝑺 𝑴𝑶𝑩𝑰𝑳𝑬𝑺 𝑺𝑴𝑴𝑬𝑪
🔹Commune AMBOHIMANAMBOLA (Ambohimanambola) : 20/05/2026 sy 21/05/2026
🔹Commune AMBANITSENA (Ambanitsena – Carion) :
20/05/2026 sy 21/05/2026
🔹Commune AMBATOMANGA (Alarobia- Ambatomanga) : 27/05/2026
🔹Commune ANKADINANDRIANA (Ankadinandriana) : 29/05/2026
🔖𝑶𝑻𝑰𝑽 𝑺𝑨𝑽𝑨 / 𝒁𝑳𝑨 / 𝑴𝑶𝑹𝑨𝑴𝑨𝑵𝑮𝑨 / 𝑶𝑻𝑰𝑽 𝑳𝑰𝑻𝑻𝑶𝑹𝑨𝑳 𝑻𝒐𝒂𝒎𝒂𝒔𝒊𝒏𝒂
Manomboka ny 20/05/2026 hatramin’ny 20/07/2026
🔖𝑪𝑪𝑷 :
Paositra Malagasy
Manomboka ny 20/05/2026
🔖𝑴𝑶𝑩𝑰𝑳𝑬 𝑩𝑨𝑵𝑲𝑰𝑵𝑮 : Paositra money – MVola – Airtel Money – Orange Money
Manomboka ny 20/05/2026
👉🏢Afaka manatona ny Birao CNaPS akaiky raha mila fanazavana fanampiny 🤲
18/05/2026
Mirary herinandro mahafinaritra ho anao ny CNaPS🥰
| Monday | 08:00 - 16:00 |
| Tuesday | 08:00 - 16:00 |
| Wednesday | 08:00 - 16:00 |
| Thursday | 08:00 - 16:00 |
| Friday | 08:00 - 16:00 |