09/04/2026
Ao amin'ny Hรดtel de la Poste no fotoanantsika amin'ny fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2026 ho an'ny faritanin'ANTSIRANANA. Ho tanterahina amin'io fotoana io ihany koa ny famelomamaso ny Antoko ho an'ity faritra ity.
Sabotsy 11 aprily 2026, amin'ny 03ora tolakandro.
04/04/2026
TIKO-MAGRO
Tiako Ianao Ka Omeko
MAlagasy GROssiste
Niverina nisokatra ny TIKO, afaka mamatsy ny mpanjifa ity Orinasa Malagasy ity rehefa tsy afaka namokaatra nandritra ny 16 taona nohon'ny fandrobana nisy teto amin'ny firenena nohon'ny raharaha politika
Velombolo ny Malagasy, ny tanora indrindra indrindra fa hisy ny asa aterak'izany.
Ao anatin'ny zavatra toy izao no iresahana fitiavan-tanindrazana, eny raha mahay manisy lanja ny antsika Malagasy isika dia handroso, saingy ny mampalahelo, ny an'ny vahiny no mahazo laka aloha.
Manan-jina koa nefa ny Gasy satria porofo mivangana izao zavamisy izao hoe efa rava ka tafarina indray, anatra ho antsika Malagasy, andao isika hanaja sy hiaro ny antsika ..
01/04/2026
Un grand merci ร mes nouveaux followers ! Rasamimanana Hery Zo, Faralahy Enintsoa Rasoamanana, Louisette Razananoro, Thierry Rakoto
01/04/2026
๐ฒ๐ฌ MATSIATRA AMBONY ๐ฒ๐ฌ
Notendrena ho Lehibenโny Faritra Vonjimaika i General de brigade Raherinjanahary Pierre Raymond.
โจ Olona tsotra, mora hatonina, ary azo ifampiresahana.
โจ Akaiky ny tanora sy mavitrika aminโny asa soa.
๐ค Andao hanatona, hifampiresaka ary hiara-hiasa aminy.
๐ฅ Isika rehetra no hampandroso anโi Matsiatra Ambony ! ๐ฅ
ยฉ๏ธ Rina Begalona
07/03/2026
Sariny ilay zazalahy kely 08 taona laniny voay tao aminy renirano ny belo tsiribihina mampalaelo ny reniny mirary fiononana feno hoan'ny fianakaviana manontolo ๐ญ๐
19/02/2026
Madagasikara misokatra aminโny fiaraha-miasa matotra sy mangarahara โ ho tombontsoanโny vahoaka, fa tsy ho tombontsoanโolom-bitsy. ๐ฒ๐ฌ
19/02/2026
โ๐๐ฌ๐, ๐๐ฌ๐ ๐ข๐ก๐๐ง๐ฒ, ๐๐ฌ๐ ๐ก๐๐ญ๐ซ๐๐ง๐ฒโ ๐ก๐๐ง๐จ๐ก๐๐ง๐๐ง๐ ๐ข๐ซ๐๐จ ๐ฆ๐ฉ๐๐ฆ๐จ๐ค๐๐ญ๐ซ๐ ๐ฆ๐๐ ๐ก๐๐ก๐จ๐ฆ๐๐ฒ ๐ก๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐๐ฏ๐ข๐ญ๐๐ง-๐ญ๐๐ง๐ ๐๐ซ๐-๐ญ๐ฌ๐๐ค๐๐๐จ".
Ny 18 febroary dia natomboka taminโny fomba ofisialy ireo tetikasa stratejika, dia ny tetikasa fanafainganana ny fampivoarana ny Rafitra Ara-tsakafo, araka ny tondrozotra nasionaly, izay vatsianโny Joint SDG Fund, eo ambany fitarihanโny Minisiteranโny Fambolena sy ny Fiompiana ary tanterahinโny โOrganisation des Nations Unies pour lโAgricultureโ na ny FAO, ny Organisation Internationale du Travail (OIT) ary ny โProgramme des Nations Unies pour le Dรฉveloppementโ (PNUD).
๐Ity tetikasa izay mikendry ny hanamafisana ny fanjarian-tsakafo, ny fahafahana miatrika ny fiovanโny toetrโandro ary ny famoronana asa mendrika.
18 volana no hanatanterahana ny tetikasa.
Ao amin'ny Faritra Anosy no hisian'ny sehatra , noho izy faritra miatrika mafy ny fiovanโny toetrโandro.
1 900 eo ho eo ny mpamokatra hahazo tombontsoa mivantana ka ny 77 aminโireo dia vondrona tantsaha mpamokatra.
โ
Natomboka taminโny fomba ofisialy ihany koa ny STOSAR II.
Tetikasa manohana ny fanatanterahana ny Politikam-pamokarana rezionalinโny SADC eto Madagasikara; izay tohananโny Vondrona Eoropeana ara-stratejika, ary tanterahinโny FAO.
Nisy koa ny dinika avo lenta nandraisanโireo mpisehatra marolafy anjara toy ny sehatra tsy miankina, ny OIT, ny PNUD, ny FAO, ny FDA, ary ny Vondrona Eoropeana; ka tanjona taminโizany ny fanetsehana ireo mpiara-miombonโantoka rehetra ho fampifanarahana ny loharanom-bola aminโny fampivoarana ny rafitra ara-tsakafo.
โ๐๐ฉ๐๐ฆ๐จ๐ค๐๐ญ๐ซ๐ ๐ฆ๐๐ก๐จ๐ฆ๐๐ฒ, ๐๐ง๐ญ๐จ๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ง๐ฃ๐๐ซ๐ฒ ๐๐ซ๐-๐ญ๐ฌ๐๐ค๐๐๐จ".
18/02/2026
๐ฒ๐ฌ๐ค๐ท๐บ
Fanohanana mivaingana avy aminโny Governemanta Rosiana ho anโi Madagasikara
Noho ny fiaraha-miasa ara-diplomatika sy ny fifanohanana eo aminโny firenena roa tonta, dia nahazo fanampiana mivantana isika avy aminโny Governemanta Rosiana, ahitana:
โข ๐ Angidimby 2
โข ๐ Kamiao 6 (3 efa tonga eto an-toerana)
โข ๐ 1000 metatra Pont Bailey
โข ๐ 200 taonina vary sy PPN
Fanohanana mivaingana ho enti-manamafy ny fahavononantsika aminโny lafiny lozabe, fotodrafitrasa ary fanampiana ara-tsosialy ho anโny vahoaka.
Rehefa misy ny fiaraha-miasa miorina aminโny fifanajana sy tombontsoa iraisana, dia mahazo vokatra mazava ny firenena.
Ny tanjona dia iray: miaro ny aina, manangana fotodrafitrasa, ary manohana ny Malagasy tsy ankanavaka.
๐ฒ๐ฌ Firenena matanjaka no aorina aminโny fiaraha-miasa matanjaka
18/02/2026
๐ Araka ny didim-pitsarana nivoaka androany dia horavana ny "Colisรฉe" ao amin'ny Rovan'i Manjakamiadana
18/02/2026
๐ข๐ ๐๐ง๐๐๐ฌ ๐ง๐๐ฅ๐๐ง๐๐ฆ๐ฌ "๐๐๐ฅ๐ง๐๐๐๐๐๐ง ๐๐ ๐๐ข๐ก๐ฆ๐ง๐ฅ๐จ๐๐ง๐๐ข๐ก" ๐ก๐ฌ ๐๐ข๐ ๐ ๐จ๐ก๐ ๐๐ข ๐ง๐ข๐๐ ๐๐ฆ๐๐ก๐: ๐๐ฎ๐ป๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ฐ๐๐ฐ๐น๐ผ๐ป๐ฒ ๐ป๐ผ ๐ฎ๐๐๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ
Mitaraina ireo mponina ao Toamasina fa misy mpiasan'ny commune mitaky "permis de construction" kanefa trano ravan'ny cyclone no averina atsangana.
ยฉWill Be Rich