APMF Madagascar

Call Directions Website Contact the organization

APMF Madagascar « Vers un Secteur Maritime et Fluvial Moderne, Pilier du Développement Economique de Madagascar »

03/09/2026
29/08/2026
29/08/2026
29/08/2026
28/08/2026

⚓️ Sabotsy 29 aogositra 2026
Fitokanana ny seranantsambon’i Mahajanga nohavaozina

𝗡𝗼𝘀𝘆-𝗕𝗲 | 𝗙𝗶𝗳𝗮𝗺𝗼𝗶𝘃𝗼𝗶𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻-𝗱𝗿𝗮𝗻𝗼𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 : 𝗳𝗲𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗼𝗿𝗮𝗶𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗱𝗮𝗺𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘃𝗲𝘇𝗶𝘃𝗲𝘇𝗲𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗮𝗻𝗱𝗲𝗵𝗮🔶️ Ny alarobi...
27/08/2026

𝗡𝗼𝘀𝘆-𝗕𝗲 | 𝗙𝗶𝗳𝗮𝗺𝗼𝗶𝘃𝗼𝗶𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻-𝗱𝗿𝗮𝗻𝗼𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 : 𝗳𝗲𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗼𝗿𝗮𝗶𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗱𝗮𝗺𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘃𝗲𝘇𝗶𝘃𝗲𝘇𝗲𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗮𝗻𝗱𝗲𝗵𝗮

🔶️ Ny alarobia 26 aogositra 2026 dia nisy ny fivoriana manokana notarihin’Andriamatoa Préfet de Nosy-Be, niarahana tamin’ny tomponandraikitry ny APMF sy ireo tompon-tsambo nandinihina ny fandaminana ny fifamoivoizan'ireo mpandeha sy ny fiara miampita eo Nosy-be sy Ankify, ary ny fodian’ireo tanora mpizaika amin'ity faran’ny herinandro ity.

⚓️ Nanazava ny Tale Rejionalin’ny APMF fa :

✅️ Ireo sambo lehibe manana fitaovana ara-dalàna ahafahana mandeha an-driaka amin’ny alina ihany no manana fahazoan-dalana hitatitra ao aorian’ny amin’ny dimy ora hariva. Na eo aza izany, dia telo mandroso sy miverina (3 aller-retour) no vitan’ny baka iray isan’andro.

✅️ Tsy maintsy hajaina an-tsakany sy an-davany ireo fepetra mikasika ny aro loza, singanina manokana ny fanajana ny fetran-danja sy ny isan’ny mpandeha ary ny fitandroana ny havizanan’ireo mpanamory sy mpiasa an-tsambo. Araka izany dia fiara zato (100) isan’andro no afaka miampita eo Ankify mankany Nosy-Be, na eo Nosy-Be mankany Ankify raha betsaka indrindra.

✴️ Hatramin’ny omaly dia 196 ny fiara sprinters, ankoatra ireo fiaran’olona manokana, mitondra mpizaika tonga any Nosy-Be.

⛴️ ️ Diso ny filazana fa nitombo ny saran-dàlana na "frais de transport" mampitohy an'Ankify sy Nosy-Be.

✅️ Misy ny fitsinjovana manokana ny tanora mpizaika satria ny saran’ny fampitana fiara miaraka amin’ny mpandeha ao anatiny dia : 400 000 ariary ho an’ny sprinter fohy, 500 000 ariary ho an’ny sprinter lava, ary 200 000 ariary ho an’ny fiara 4x4.

✴️ Entina maimaim-poana noho izany ireo mpandeha anaty fiara izay tokony mandoa saran-dalana 10 000 ariary isan’olona.

𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 : 𝗟𝗔𝗡𝗖𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗗𝗘𝗦 𝗘𝗧𝗨𝗗𝗘𝗦 𝗖𝗢𝗠𝗣𝗟𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧𝗔𝗜𝗥𝗘𝗦 𝗣𝗢𝗨𝗥 𝗟𝗘 𝗗𝗘𝗩𝗘𝗟𝗢𝗣𝗣𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗗'𝗨𝗡 𝗖𝗢𝗠𝗣𝗟𝗘𝗫𝗘 𝗣𝗢𝗥𝗧𝗨𝗔𝗜𝗥𝗘⚓️ Une réunion de lancem...
26/08/2026

𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 : 𝗟𝗔𝗡𝗖𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗗𝗘𝗦 𝗘𝗧𝗨𝗗𝗘𝗦 𝗖𝗢𝗠𝗣𝗟𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧𝗔𝗜𝗥𝗘𝗦 𝗣𝗢𝗨𝗥 𝗟𝗘 𝗗𝗘𝗩𝗘𝗟𝗢𝗣𝗣𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗗'𝗨𝗡 𝗖𝗢𝗠𝗣𝗟𝗘𝗫𝗘 𝗣𝗢𝗥𝗧𝗨𝗔𝗜𝗥𝗘

⚓️ Une réunion de lancement des études complémentaires relatives au développement du complexe portuaire d’Antsiranana s’est tenue ce mercredi 27 août 2026 à l’Hôtel de la Poste à Antsiranana. Cette rencontre marque une nouvelle étape dans le processus de développement et de modernisation des infrastructures portuaires d’Antsiranana.

⚓️ La réunion a rassemblé l’ensemble des acteurs concernés, notamment les autorités locales, les membres de la Commission Consultative des Usagers et des Opérateurs Portuaires (CCUOP), les représentants de la SECREN ainsi que les représentants des ministères concernés. La mobilisation de ces différents acteurs témoigne de l’importance accordée à une approche concertée et inclusive dans la conduite des études. Leurs échanges et contributions permettront de mieux prendre en compte les enjeux économiques, techniques, environnementaux et sociaux liés au développement du complexe portuaire.

⚓️ À travers cette démarche, les parties prenantes réaffirment leur volonté commune de contribuer à la réalisation d’un complexe portuaire moderne, performant et adapté aux besoins de la région DIANA et, plus largement, de Madagascar. Cette réunion constitue ainsi une étape importante vers la définition de solutions durables et cohérentes pour renforcer le rôle stratégique du port d’Antsiranana dans les échanges maritimes et le développement régional.

🇲🇬 Filazana fiaton’ny fifamoivoizana an-dranomasina manomboka ny zoma 28 aogositra 2026 amin’ny 12 ora atoandro🇫🇷 Avis d...
26/08/2026

🇲🇬 Filazana fiaton’ny fifamoivoizana an-dranomasina manomboka ny zoma 28 aogositra 2026 amin’ny 12 ora atoandro

🇫🇷 Avis d’interdiction de sortie en mer à compter du vendredi 28 août 2026 à midi, dans les régions Analanjirofo et Ambatosoa

🇲🇬 𝗔𝗣𝗠𝗙 - 𝗦𝗠𝗔𝗘 [𝗠𝗔𝗜𝗠𝗔𝗜𝗠-𝗣𝗢𝗔𝗡𝗔] Ho fanohizana ny hetsika ara-pahasalamana atao eto amin’ny APMF foibe, dia misy ny zoma 2...
25/08/2026

🇲🇬 𝗔𝗣𝗠𝗙 - 𝗦𝗠𝗔𝗘
[𝗠𝗔𝗜𝗠𝗔𝗜𝗠-𝗣𝗢𝗔𝗡𝗔]

Ho fanohizana ny hetsika ara-pahasalamana atao eto amin’ny APMF foibe, dia misy ny zoma 28 aogositra 2026 izao ny tapany maraina, manomboka amin’ny 8ora sy sasany ny fanaovana ny vakisiny MPOX. Misy ihany koa ny fitiliana diabeta sy fitiliana tosi-dra ambony.

Antsoina isika rehetra; mpiasa, fianakavian’ny mpiasa, tantsabo, olo-tsotra, isika rehetra izay maniry isitraka izay ho tonga eto amin’ny APMF foibe Alarobia.

Mitondrà karapanondro.

Laharan’ antso : 𝟬𝟯𝟮 𝟭𝟮 𝟮𝟲𝟴 𝟬𝟲

🇫🇷 𝗔𝗣𝗠𝗙 - 𝗦𝗠𝗔𝗘
[𝗚𝗥𝗔𝗧𝗨𝗜𝗧]

Dans la continuité des activités de santé organisées au siège de l'APMF, la vaccination contre le MPOX se déroulera dans la matinée du vendredi 28 août 2026, à partir de 8h30. Un dépistage de diabète et de l'hypertension artérielle (HTA).

Nous invitons tout le personnel, ainsi que leurs familles, marins, simples citoyens, tous ceux qui souhaitent en bénéficier, à venir au siège de l'APMF Alarobia.

Apportez votre carte d'identité.

Contact : 𝟬𝟯𝟮 𝟭𝟮 𝟮𝟲𝟴 𝟬𝟲

✅ 𝗔𝗽𝗽𝗲𝗹 𝗮̀ 𝗺𝗮𝗻𝗶𝗳𝗲𝘀𝘁𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱’𝗶𝗻𝘁𝗲́𝗿𝗲̂𝘁 𝗻° 𝟬𝟰𝟳𝟮/𝗔𝗣𝗠𝗙/𝗗𝗚/𝟮𝟲 𝗱𝘂 𝟮𝟭 𝗮𝗼𝘂̂𝘁 𝟮𝟬𝟮𝟲 𝗿𝗲𝗹𝗮𝘁𝗶𝗳 𝗮̀ 𝗹’𝗼𝘂𝘃𝗲𝗿𝘁𝘂𝗿𝗲 𝗱’𝘂𝗻𝗲 𝗹𝗶𝗴𝗻𝗲 𝗱𝗲 𝘁𝗿𝗮𝗻𝘀𝗽𝗼𝗿𝘁...
22/08/2026

✅ 𝗔𝗽𝗽𝗲𝗹 𝗮̀ 𝗺𝗮𝗻𝗶𝗳𝗲𝘀𝘁𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱’𝗶𝗻𝘁𝗲́𝗿𝗲̂𝘁 𝗻° 𝟬𝟰𝟳𝟮/𝗔𝗣𝗠𝗙/𝗗𝗚/𝟮𝟲 𝗱𝘂 𝟮𝟭 𝗮𝗼𝘂̂𝘁 𝟮𝟬𝟮𝟲 𝗿𝗲𝗹𝗮𝘁𝗶𝗳 𝗮̀ 𝗹’𝗼𝘂𝘃𝗲𝗿𝘁𝘂𝗿𝗲 𝗱’𝘂𝗻𝗲 𝗹𝗶𝗴𝗻𝗲 𝗱𝗲 𝘁𝗿𝗮𝗻𝘀𝗽𝗼𝗿𝘁 𝗺𝗮𝗿𝗶𝘁𝗶𝗺𝗲 𝗱𝗲 𝗺𝗮𝗿𝗰𝗵𝗮𝗻𝗱𝗶𝘀𝗲𝘀 𝗲𝗻𝘁𝗿𝗲 𝗧𝗼𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮 (𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿) 𝗲𝘁 𝗗𝘂𝗿𝗯𝗮𝗻 (𝗔𝗳𝗿𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗱𝘂 𝗦𝘂𝗱)

Address

Immeuble APMF/Route Des Hydrocarbures Alarobia
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261321125729

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when APMF Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to APMF Madagascar:

Shortcuts

Share