REAL NEWS NY MARINA O9 FEBROARY 2026
CONSEIL DU FAMPIHAVANANA MALAGASY(CFM)
FITARAINAN’NY MPIASAN’NY (CFM).
- 16 volana TSY NANDRAY KARAMA ny mpiasa 96 ao amin’ny Filan-kevitry ny Fampihavanana Malagasy.
- Manantotosa ny asam-panjakana (expédition des affaires courantes) nanomboka ny septambra 2023 ny mpiasa, nefa nitsahatra ny fandraisan-karamany ny oktobra 2024 noho ny fitakiana’ny Paierie Générale d’Antnanarivo (PGA) ny aminy tokony hanarahana ny pitsopitsony araky ny didim-panjakana mifehy ny fandoavam-bolan’ny mpiasam-panjakana ;
- Hatreto, efa voahaja io pitsopitsony takian’ny PGA io ; akohoatry izany, ny karaman’ny mpiasan’ny CFM dia voasoratra ao amin’ny budget-ny CFM araky ny voarakitra ao anaty teti-bolam-panjakàna isan-taona (LFI), fa ny fanampahan-kevitra avy eny aminy Governemanta no sisa andrasana aminy famoahana io karama io sy ny handoavan’ny Trésor azy ;
- Mitaraina amin’ny Fitondram-panjakana mahefa ny mpiasa mijaly. Na de izany, isaorana mialoha ny Fitondram-panjakana ny aminy dingana efa nataon’ny aminy fikarakarana any izany ; fa mitaraina kosa ny mpiasa ny aminy famoahana farany izay haingana ireo karamany tsy noraisiny nandritry ny 16-mbolana.
CFM Madagascar
CFM Madagascar
REAL NEWS NY MARINA O9 FEBROARY 2026
CONSEIL DU FAMPIHAVANANA MALAGASY(CFM).

NY VAOVAO MBS ALATSINAINY 09 FEBROARY 2026

https://youtu.be/bPHkJl7fV5s
09/02/2026

20/06/2024
NY EKIPAN’NY CFM NANATRIKA NY FAMPIRANTIAN’NY FOLOALINDAHY
Ao anatin’ny fankalazana ny faha-64 taonan’ny fetim-pirenena, anisan’ny Andrimpanjakana voaasan’ny Komity Teknika Nationaly momba ny fankalazana ny fah-64 taona niverenan’ny fahaleovantena sy ny Floloalindahy Malagasy (CTNO), ny FILANKEVITRY NY FAMPIHAVANANA MALAGASY (CFM). Tonga namaly ny antso ny mpiasa rehetra ao amin’ity Andrimpanjakana ity izay notarihin’ny Sekretera Mpanatanteraka, Rajaonarivelo Théogène.
Nitsidika ny fampirantiana sary mikasika ny tantaran’ny Foloalindahy sy ny Fandriampahalemana izy ireo, izay atao ao amin’ny Lapan’ny Tananan’Antananarivo, ny alarobia faha-19 jona 2024.
" 𝑵𝒚 𝑭𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 sy ny 𝑯𝒆𝒓𝒚 𝑭𝒊𝒂𝒓𝒐𝒗𝒂𝒏𝒂 𝑺𝒚 𝑭𝒊𝒍𝒂𝒎𝒊𝒏𝒂𝒏𝒂" no lohatenin’ity hetsika ity, izay nanomboka tamin’ny 07 jona 2024 lasa teo ary mifarana ny 24 jona ho avy izao.
25/04/2024
PARTENARIAT CFM-CAF (CENTRE AUTONOMISATION DES FEMMES)
CEREMONIE OFFICIELLE DE SORTIE DE PROMOTION « VEHIVAVY MAMIRATRA » (Vendredi 19 avril 2024)
Le CFM en tant que partenaire du Centre d’autonomisation des femmes d’Ampasanimalo (organisateur de l’événement), a été représenté par son Directeur d’Appui à la réconciliation, Faramalala RATSARATOETRA et son Directeur de Sécurité, le Général BORINGA Raymond, lors de la Cérémonie.
https://youtu.be/CsBYuE32sJ8
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Website
Address
Ampefiloha
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |