Polisy Monisipaly

Polisy Monisipaly

Share

- FAMPAHAFANTARANA NY ASA
- FANDRAISANA NY FITARAINANA sy FANAKIANANA
FAMPIANARANA NY VAHOAKA hanara-dalΓ na sy handray andraikitra.

Serasera, tatitra, zavamisy, ..., izay azo resahina

Photos from CUA - Commune Urbaine d'Antananarivo's post 24/04/2026
22/04/2026
28/03/2026

πŸ‰ Victoire du jour !
La Police Municipale s’impose face Γ  FCA Analamanga lors du match 1/8 de finale du Championnat RΓ©gional 2025-2026 !
Score final : 23 – 17 βœ…
πŸ‘ FΓ©licitations Γ  toute l’équipe pour cette belle performance !
πŸ“ Stade Makis Andohatapenaka
πŸ’›πŸ’™

27/03/2026

πŸ”Ί π…πšπ‘πšπ­πšπ©πšπ‘πšπ§-𝐝𝐚π₯𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐧𝐲 𝐌𝐚𝐑𝐚𝐦𝐚𝐬𝐒𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐀𝐧𝐨𝐬𝐲

βœ… Manomboka androany 23 Martsa hatram'ny 11 Jolay 2026 ny asa fanamboarana lakandrano tanterahan' ny orinasa SOGEA SATOM, izay ao anatin' ny tetika PIAA2, hiadiana amin'ny tondradrano. Noho izany, tapaka ny lalana eny Anosy sy eo amin'ny Rond-point Police 4Γ©me Arrondissement Mahamasina sy ny manodidina.

βœ… Efa misy ny fandaminana napetraka handrindrana ny fifamoivoizana eny an-toerana. Entanina ireo mpamily sy ny mpandeha mba hanaraka ny toromarika sy ny famantarana eny an-toerana.

25/03/2026

πŸ”₯ 1/8 DE FINALE πŸ”₯
Le moment est arrivΓ© πŸ’ͺ
La Police Municipale entre en scène pour une place en quart !
βš”οΈ Police Municipale πŸ†š FCA Analamanga
πŸ“… Samedi 28 Mars
⏰ 09H00
πŸ“ Stade Makis Andohatapenaka
πŸ’›πŸ’™ Ensemble pour la victoire !
Venez nombreux nous soutenir πŸ”₯πŸ‰

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Anosipatrana
Antananarivo
101