27/06/2024
Ity fandresena ity dia tsy ahy fa anareo, antsika. Voalohany indrindra dia isaorantsika Andriamanitra izay manatanteraka hatrany izay faniriana tsara ataony ao ampontsika, deraina mandrakizay ny anaraNY.
Manaraka izany, misaotra anareo rehetra tsy ankanavaka tamin'ny fanotronana, fanohanana, fanoroan-kevitra. Tsy nikely soroka, tsy nitsitsy aina fa teo foana ianareo hatramin'ny voalohany ka hatramin'izao valim-pifidianana izao.
Indramiko ny fitenenana manao hoe : "ยซ Izay manoro lala-mahitsy, manome aina enti-pahendrenaโฆ ยป. Koa isaorako manokana ianareo vahoakan'Antanifotsy ary miarahaba ihany koa ny namana Herihasina Eljo RAJOELIMALALA tonga amin'izao dingana lehibe izao.
Misaotra indrindra Tompokolahy ! Mankatelina hatrany Tompokovavy !๐
Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo !
๐ธ Televiziona Malagasy TVM , Ofisialy
Dรฉputรฉ Eli Antanifotsy
Ray Dia/Diaraika
Ray Dia Diaraika
#27062024
26/06/2024
Faly miarahaba ny Malagasy rehetra mahatratra ny Asaramanitra anio 26 jona 2024! ๐ฒ๐ฌ
11/06/2024
Rรฉsultats provisoires officiels CENI Madagascar
Mamerina ny fisaorana antsika tsirairay avy ๐
Ray Dia/Diaraika
Ray Dia Diaraika
08/06/2024
๐ด๐ด๐ด Talata 11 jona 2024
Famoahana ampahibemaso ny voka-pifidianana vonjimaika Fifidianana Solombavambahoaka
โฑ Manomboka amin'ny 10 ora maraina
CENI Madagascar
โน๏ธ ๐ง๐ฎ๐น๐ฎ๐๐ฎ ๐ญ๐ญ ๐ท๐ผ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฐ - ๐
a๐ฆo๐h๐n๐ ๐m๐ฉa๐กi๐e๐ฆa๐ฌo n๐ฒ ๐ฏo๐คa-p๐ขf๐ขd๐ขa๐งa๐งa v๐จn๐ฃi๐ฆa๐ขk๐ ๐ณ๏ธ ๐
i๐i๐i๐n๐n๐ ๐o๐ฅo๐ฆb๐v๐m๐a๐กo๐k๐
โ๐ผ A๐ฌa๐ขn๐ ๐กa๐งa๐ญr๐ขk๐ ๐ขz๐n๐ฒ ๐ขr๐o k๐n๐i๐a tsy ankanavaka manerana ireo distrika 120 ๐๐ผ hotakiana eo am-pidirana ny ๐ชช ๐ ๐๐ง๐๐ฅ๐๐ฃ๐๐ฃ๐
๐ง๐๐ข-๐ฅ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐.
โ
Hanomboka amin'ny ๐ ๐จr๐ ๐ฌy s๐s๐n๐ฒ ๐ฆa๐ซa๐ขn๐ ny fandraisana ety amin'ny foiben-toeran'ny CENI Alarobia.
โก๏ธ Hisy ny ๐๐๐ข๐ฅ๐๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ซ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ amin'ny ๐บ ๐๐๐ sy ๐ป ๐๐๐ ho antsika olompirenena.
01/06/2024
Ry mponina eto amin'ny district Antanifotsy,
Nivoaka androany maraina teto amin'ny birao CENI Antanifotsy ny vokatrin'ny latsabato nataontsika ny 29 mai teo.
Isaorako ny mpifidy tsirairay tonga nanefa izay adidy masina ho an'ny district Antanifotsy sy ho an'ny Tanindrazana.
Isaorako manokana ihany koa ireo izay nanohana ahy sy nanome fankaherezana niatrehana iny adin'ombalahy ny mpianakavy iny, ka n'y naharesy tsy hobiana ary ny resy tsy akoraina.
Mbola vonjimaika ny vokatra koa manainga antsika rehetra hiandry ampitoniana ny vokatra ofisialy.
Mamerina ny fisaorana antsika tsirairay avy.
Ray Dia/Diaraika
Ray Dia Diaraika
29/05/2024
Mahafinaritra, tena mahavelom-bolo ny mahita anareo mandray anjara amin'izao fifidianana izao. ๐
Ho an'izay mbola tsy nandeha nifidy, tadidio fa amin'ny 5 ora tolak'andro ny biraom-pifidianana no mihidy.
Aza adino ny mandeha mifidy, zo sy adidinao izany ! โ
29/05/2024
Miarahaba antsika rehetra,
Tonga ity ny fotoana nifanomezana!
Angatahana isika ho mailo tena mailo mba tsy ho voafitaka.
โผ๏ธ โผ๏ธโผ๏ธ Mahatsikaritra toejavatra tsy manjary izahay eto amin'ny Distrikan'Antanifotsy :
- vato efa misy safidy sahady raha mbola tsy voazara akory;
- tsy avela miditra any @ toeram-pifidianana sasany ireo Dรฉlรฉguรฉs-ntsika;
- misy olona nifidy taminโny election presidentielle nefa tsy anaty liste รฉlection dรฉputรฉ izy aminโizao ;
Aoka mba ho fifidianana madio sy mangarahara izy ity.
Mirary fahombiazana ho an'ireo kandidร rehetra tsy ankanavaka ! ๐ค
CENI Madagascar
28/05/2024
๐๐ ๐๐๐ฉ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ญ๐จ๐๐ง๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ฅ๐๐ณ๐๐ง-๐ค๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐. ๐๐
Anio isika dia baikoin'ny didy aman-dalร na hiaina ny โก ๐๐ฃ๐
๐ง๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐.
โ๐๐ข๐๐ญ๐จ ๐๐ฏ๐จ๐ค๐จ๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ง๐๐ซ๐ข๐ค๐ ๐๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ฅ๐๐ณ๐๐ง-๐ค๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ซ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐.
๐ข Isika olompirenena kosa, entanina hiomana amin'ny latsabato amin'izay : rฬณaฬณhฬณaฬณmฬณpฬณiฬณtฬณsฬณoฬณ ฬณiฬณlฬณaฬณyฬณ ฬณ๐ฎ๐ต ๐บ๐ฒ๐ ๐๐ผ๐ณ๏ธ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐
๐ ๐ณ๏ธ
Ankoatra ny mandeha mifidy dia manana ๐๐ผ ๐๐ ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ฑ๐ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ผ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ณ๐ถ๐ฑ๐ถ๐ป๐ ny olompirenena, aminโny alalanโireto fihetsika ireto :
๐ค Fanoloran-tena ho isanโireo mpanisa vato
๐ค Fanatrehana ny fanisambato ampahibemaso
๐ค Firotsahana anatinโireny fikambanana mpanaramaso fifidianana ireny
๐ค Fanamarinana ny petadrindrinโny PV-nโny fanisambato eny aminโny fokontany
๐ค Fanaraham-baovao manodidina ny fironam-bokatra, ary koa ny tranonkalanโny CENI
โ
Ireo rehetra ireo dia ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ mandritra ny fotoam-pifidianana.
๐ฒ๐ฌ ๐๐ช๐ฑ๐ฎ๐ฏ๐ช๐ด๐ธ ๐ฒ๐ธ, ๐ฑ๐ฒ๐ฏ๐ฒ๐ญ๐ ๐ช๐ฑ๐ธ ๐ฒ๐ฌ
27/05/2024
Ry malagasy mpiray tanindrazana, mpiray taninjanaka,
Hifarana afaka ora vitsivitsy ny fampielezan-kevitra.
Tiako ny mbola misaotra anareo tamin'ny nifidiananareo ahy ho Solombavambahoaka tamin'ny taona 2019. Niezaka hatrany ny nitondra teny ho anareo nandritra izay fotoana izay.
Ankehitriny, misaotra erampo anareo tamin'ny fandraisanareo ahy nandritra izay fampielezan-kevitra izay : sitraka enti-matory, telina enti-mifoha tompoko !
Hoy ny fitenenana hoe : "Any aminareo ankehitriny ny baolina". Fotoana anehoanareo antsitrapo ny hevitrareo sy ny safidinareo izao, ary zonareo izany. Amin'ny alarobia faha 29 n'ny volana may 2024 izao, raiso ny adidy amin'ny maha olompirenena anao : mandehร na ary mahaiza misafidy ny Tsara !
Ray Dia/Diaraika
Ray Dia Diaraika
๐ท Antenimierampirenena
26/05/2024
Ry Reny malala, kitapo nifonosana,
Amin'izao nahatratraranareo ny fetin'ny Reny izao dia tiako ny hidera ny Mpahary ary misaotra Azy noho ny fisianareo. ๐๐ป
Deraintsika ihany koa ny ezaka isan'andro ataonareo mikasika ny fanabeazana amin'ny ankapobeny fa indrindra indrindra ny fitiavana sy fikirazanareo hatrany hampitraka ny manodidina anareo, ho ohatra tsara hatrany ho an'ny mpiarabelona, ny taranaka fara aman-dimby.
Mirary fety sambatra ho anareo. โค๏ธ
Neny malala, Mama,
Folo volana izay no nandaozanao anay.
Tsiaro isan'andro anao no iainako ary banga ny fiainako raha tsy misy izay tsiaro izay. Mandrakizay ny fitiavako anao.
25/05/2024
Mankasitraka sy mankatelina Zoky Rossy tamin'ny fifanotronana androany : henikaja izahay, omem-boninahitra ianao. ๐๐ป
Ampitao @ ekipanao izany hafatra izany, tsy mifanadino isika.
Hotahiana hatrany ary ho tojo amin'izay tanjona tiantsika hotratrarina avy isika.
Ry Rahalahy sy Anabavy, Zoky, Zandry, Tapaka sy Namana ary vahoakan'Antanifotsy tsy ankanavaka : misaotra anareo nanohana hatrany ary mbola hanohana hatramin'ny farany.
Tiako, tena tiako ianareo โค๏ธ
Ray Dia/Diaraika
Ray Dia Diaraika
Paul Bert Rossy Rahasimanana