DG Enseignement Technique et Professionnel

DG Enseignement Technique et Professionnel

Share

Fampianarana Teknifka sy Fanofanana Arak'asa

olo-mahay raha tsy very mandeha

Photos from Ministeran'ny Fampianarana Teknika sy ny  Fanofanana arak'Asa's post 06/05/2023
03/10/2020

Taham-pahafaham-panadinana Certificat d'Aptitude Professionnelle (CAP) sy ny Certificat de Fin d'Apprentissage (CFA), taona 2020
"Olo-mahay raha, tsy very mandeha"

Photos from DG Enseignement Technique et Professionnel's post 14/09/2020

Anio alatsinainy faha 14 septambra 2020 no miatrika ny fanadinana ahazoana ny Certificat d’Aptitude Professionnelle (CAP) sy ny Certificat de Fin d’Apprentissage (CFA) ireo mpiadina 1559 manerana ny nosy. Nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny laza adina Atoa TSIKEL’IANKINA Ernest, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa tao amin'ny lysea teknika Ampefiloha. Nirary soa sy nitso-drano an’ireo mpanala fanadinana izy nandritra izany fotoana izany.
Marihana fa miisa 1283 ireo mpiadina miatrika ny CAP ary 276 kosa ny miatrika ny CFA izay mitsinjara ao antin’ny ivo-toeram-panadinana miisa 49 erak’I Madagasikara. Voahaja tanteraka ireo fepetra ara-pahasalamana mandritry ny fiatrehana ny fotoam-panadinana. Haharitra efatra andro ny CAP ary telo andro kosa ny CFA.

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


Complexe Scolaire Ampefiloha
Antananarivo
101