KMT-Komity Miaro ny Tolona

KMT-Komity Miaro ny Tolona

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KMT-Komity Miaro ny Tolona, Political organisation, Mahamasina, Antananarivo.

07/11/2025

Misy mahay hiran'ni BAKOM Ve , Ilay Mosolé Mosolé iny ??? Ho an' zahay mahay rangahy, alatsaho ao amin'ny commentaire a

07/11/2025

Mr le ministre oh ! Takinay ny amoahanao ny ireo zandary namono sy nandratra mpitolona maro ho an'ny fanavaozana an Madagascar ! Aza gaga ianao Raha mahasaropiaro anay ny tolona satria niaretanay mangirifiry, Raha sitrakao ny rariny sy ny hitsiny avoahy izay namono olona

07/11/2025

Salama daholo Ny Malagasy mpiray Tanindrazana, Niaritra ny mafy isika , niharan'ny herisetra, nanjakan'ny tsindry isankarazany, ka ho arovantsika ny tolona izay nataontsika fa narary antsika VAHOAKA no natongavana tamin'ny dingana '' MIALA RAJOELINA " ny tolona natao dia ho an'ny FANOVANA ho tombontsoan'ny Madagascar

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Mahamasina
Antananarivo
101