Direction des Domaines et de la Propriété Foncière

Direction des Domaines et de la Propriété Foncière

Share

Fananan-tany antoky ny fampandrosoana

31/05/2026
Photos from Minisiteran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany's post 22/05/2026
18/05/2026

Amin'ny alahelo lehibe no ampandrenesana anareo fa i RAZONIRIANA Hajazoniaina ,dia nodimandry teo amin'ny faha 55 taonany.
Ny Fitaleavan'ny Sampandraharaha ny Fananantany dia mankahery ny fianankaviany sy ireo mpiara-miasa niaraka aminy ary ny fianakaviam-be ny Direction .
🕊️Mandria am-piadanana Naina🕊️

Photos from DGSF's post 11/05/2026
Photos from Direction des Domaines et de la Propriété Foncière's post 29/04/2026

📢 FITANTANANA NY FANANAN’NY FANJAKANA : Nidina ifotony tao Ambohidratrimo ny DGSF amin’ny anaran’ny Ministeran’ny Fananjariana ny Tany sy Raharahan-tany .
Androany alarobia 29 aprily 2026, tontosaina tao amin'ny biraon'ny Distrikan'Ambohidratrimo ny fivoriana fampahafantarana sy fanentanana momba ny fitantanana ny tanim-panjakana.
🎯 Tanjona?
Ny fampahafantarana ny momba ny "Affectation" na ny famindrana ny fitantanana ny tany ho an'ireo Sampandraharaha Teknika (STD) sy ny Vondrom-bahoaka ifotony (CTD), ao anatin'ny tetikasa ODOC AFFECTATION . Dingana lehibe izany ho fiarovana ny fananan'ny Fanjakana.
🤝 Ireo mpandray anjara:
Nifanome tànana tamin'izao iraka izao:
Ny ekipan'ny DRATSF Analamanga (SRD sy SRT).
Ny Lehiben'ny sampandraharaha mpandrindra ny fananan'ny Fanjakana eo anivon'ny DGSF.
Ireo Tale sy ekipa teknika avy amin'ny DDPF, DST, DOE ary DSFD.
Ezaka iombonana izao mba hisian'ny fangaraharana sy ny fampandrosoana miainga avy eny ifotony amin'ny alalan'ny fifehezana ny resaka fananantany.

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

09:00 - 17:00