23/06/2026
ยซ ๐จ๐ป๐ฒ ๐๐ฑ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐๐๐ฟ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ณ๐ถ๐๐ฐ๐ฎ๐น๐ฒ ๐ท๐๐๐๐ฒ ๐ฒ๐ ๐ฒ๐ณ๐ณ๐ถ๐ฐ๐ฎ๐ฐ๐ฒ ๐ฎ๐ ๐๐ฒ๐ฟ๐๐ถ๐ฐ๐ฒ ๐ฑ๐ฒ ๐น๐ฎ ๐ฟ๐ฒ๐ณ๐ผ๐ป๐ฑ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฑ๐ฒ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ฐ๐ฎ๐ฟ ยป.
23/06/2026
๐ก Le Registre Central des Bรฉnรฉficiaires Effectifs, pour une Administration fiscale juste et efficace au service de la refondation de Madagascar.
16/06/2026
๐ก ๐ฅ๐ฒ๐ท๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ณ๐ผ๐ถ๐ฏ๐ฒ ๐ฎ๐ปโ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐ - ๐ฅ๐๐๐
Notontosaina anio 16 jona 2026, teo ambany fiahianโny ๐๐ถ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฅ๐ฒ๐ฝ๐ผ๐ฏ๐น๐ถ๐ธ๐ฎ๐ปโ๐ถ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ, ny ๐๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฒ๐น๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐ ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฎรซ๐น, ๐ป๐ ๐ฃ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฒ๐ต๐ถ๐ฏ๐ฒ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ผ๐๐ฒ๐ฟ๐ป๐ฒ๐บ๐ฎ๐ป๐๐ฎ, ๐ฅ๐๐๐๐ข๐ก๐๐ฅ๐๐ฆ๐ข๐ก ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ฒ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ, ๐๐ฟ ๐ฅ๐๐ ๐๐๐ฅ๐๐ฆ๐ข๐ก ๐๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐๐ผ๐๐ผ ๐๐ถ๐บรฉ, teny aminโny NOVOTEL ny fanamarihana aminโny fomba ofisialy ny fanolorana ny Rejisitra foibe anโireo mpisitraka tena izy eto Madagasikara. Izany dia natao ho fanamafisana ny ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐๐ผ๐ฒ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ, antoky ny hitsiny aminโny fanatanterahana ny adidy ara-ketra ary mikendry ny ๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ต๐ผ๐๐ผ๐ธ๐ฎ ara-ketra sy ireo ๐ณ๐ถ๐ธ๐ผ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐๐๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฑ๐ฎ๐นร ๐ป๐ฎ.
Ny RCBE dia sehatra elektronika ahafahana mampivondrona sy mitahiry ireo fanambarana momba ireo Mpisitraka Tena Izy (Bรฉnรฉficiaires Effectifs), izany hoe ireo olona manana na mampihatra ny fahefana ao anatinโny rafitra mizaka zo amanโandraikitra (personne morale) aminโny sehatra tsy miankina ary ireo fiorenana araka ny lalร na (construction juridique).
Voakasikโity adidy fanambarana ity, aminโizao fanombohana izao, ireo rafitra mizaka zo amanโandraikitra rehetra eo aminโny sehatra tsy miankina, toy ny ยซ sociรฉtรฉs commerciales, sociรฉtรฉ civile, coopรฉrative, groupement dโintรฉrรชt รฉconomique, associations, organisations non gouvernementales, fondation ยป ary ireo rafitra mizaka zo amanโandraikitra hafa eo aminโny sehatra tsy miankina ka miasa eto Madagasikara. Tsy voakasika kosa ยซ ny entreprise individuelle ยป sy ny sociรฉtรฉ dโEtat raha toa ka 100% ny renivola anananโny fanjakana ao aminy.
Ny fanambarana dia atao aminโny alalanโny sehatra ary mety ho fanambarana eo am-piandohanโny fananganana ilay rafitra izany, na fanambarana isan-taona, na fanambarana fanitsiana raha misy fiovana.
Marihina fa tsy misy sara ny fametrahana fanambarana momba ny mpisitraka tena izy ao aminโny RCBE.
Manentana ireo rafitra mizaka zo amanโandraikitra rehetra voakasika ny Foibem-pitantanana Ankapobenโny Hetra mba hanatanteraka ara-potoana ny adidiny aminโny fanambarana ny mpisitraka tena izy.
16/06/2026
๐ฃ Utilisateurs, entreprises et dรฉclarants concernรฉs, suivez les communications officielles et tenez-vous prรชts pour vos dรฉmarches en ligne.
: pour une Administration fiscale juste et efficace au service de la refondation de Madagascar
[Cรฉrรฉmonie de lancement sur invitation]
11/06/2026
09/06/2026
๐ฒ๐ฌ ๐๐ช๐ญ๐ข๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฉ๐ข๐ฌ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฉ๐ข๐ฃ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ข๐ณ๐ข ๐ฆ๐ฏ๐ต๐ช-๐ฎ๐ช๐ญ๐ช๐ฏ๐ข
๐ซ๐ท ๐๐ฐ๐ฎ๐ฎ๐ถ๐ฏ๐ช๐ฒ๐ถรฉ ๐ณ๐ฆ๐ญ๐ข๐ต๐ช๐ง ร ๐ญ๐ข ๐๐ข๐น๐ฆ ๐ด๐ถ๐ณ ๐ญ๐ฆ๐ด ๐รฉ๐ฉ๐ช๐ค๐ถ๐ญ๐ฆ๐ด ร ๐๐ฐ๐ต๐ฆ๐ถ๐ณ ๐๐๐
DGI - 09.06.2026
04/06/2026
03/06/2026
โน๏ธโน๏ธโน๏ธ | ๐๐๐/๐๐ฃ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ |
Azonao sintonina ao amin'ity tranonkalam-pifandraisan'ny Direction Gรฉnรฉrale des Impรดts Madagascar, Takelaka ๐ฅ๐ฎ๐ธ๐ถ-๐ธ๐ฒ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ/๐๐ฎ๐นร ๐ป๐ฎ, ny ๐๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฎ๐นร ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ณ๐ฒ๐ต๐ ๐ป๐ ๐๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ (CDI) sy ny ๐๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฎ๐นร ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ณ๐ฒ๐ต๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ฝ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ธ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ (CPF) araka ny Lalร na mifehy ny teti-bolam-panjakana ho an'ny taona 2026.
โ๏ธ
http://www.impots.mg
๐ข๐กโ๏ธ ๐๐ผ๐๐๐ผ๐ ๐๐ ?
๐๐๐๐๐๐ ๐๐ manao ahoana tsara ilay sehatra RCBE ?
-------------------
| Monday | 08:00 - 16:00 |
| Tuesday | 08:00 - 16:00 |
| Wednesday | 08:00 - 16:00 |
| Thursday | 08:00 - 16:00 |
| Friday | 08:00 - 16:00 |