05/06/2026
๐๐ฟ๐ฎ๐ ๐๐ผ๐น๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฒ๐ป๐ ๐บ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐
Tsy azo alatsaka ny ๐ rehefa manoratra ireto teny ireto.
Pejin'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina.
Eto no hanarahanao ny fampitam-baovao mahakasika ny Ministera, mahakasika ny kolontsaina ary mahakasika ny serasera.
05/06/2026
๐๐ฟ๐ฎ๐ ๐๐ผ๐น๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฒ๐ป๐ ๐บ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐
Tsy azo alatsaka ny ๐ rehefa manoratra ireto teny ireto.
04/06/2026
๐๐๐๐ฅ๐-๐๐๐๐ฆ๐ ๐๐ ๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐๐๐ ๐ข๐๐๐ฉ๐ข๐๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐๐ง๐๐ฅ๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐ฆ๐๐ฅ๐๐ฆ๐๐ฅ๐ ๐ฆ๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐๐ข๐๐ข๐ก๐ง๐ฆ๐๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐ฃ๐ข๐๐๐ง๐๐๐๐ -๐ฃ๐๐ฅ๐๐ก๐๐ก๐ ๐ ๐ข๐ ๐๐ ๐ก๐ฌ ๐๐ฆ๐ ๐๐๐ฅ๐ข๐ง๐ฆ๐๐๐๐ก๐ ๐๐ก-๐ง๐ฆ๐๐ง๐ฅ๐๐ฃ๐ข ๐ก๐ฌ ๐ฃ๐ก๐จ๐
Nandray ny ๐ด๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฉ๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ฅ๐ข๐ฉ๐ข๐ณ๐ข๐ฏ๐ข๐ด๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐๐ช๐ฌ๐ข๐ฎ๐ฃ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฐ๐ด๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข - ๐ฃ๐ก๐จ๐ eto Madagasikara ny ๐ซ๐ ๐ฌ๐
๐๐๐๐
๐จ. ๐ช๐ฏ๐น๐ฐ๐บ๐ป๐ถ๐พ ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ androany 4 jona 2026 tetsy aminโny biraonโny minisitera Nanisana.
Noresahinโny roa tonta ny famolavolana ny ๐ฝ๐ผฬ๐น๐ถ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐บ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฎ ๐ณ๐ถ๐ฟ๐ผ๐๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป-๐๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ฝ๐ผ ho anโi Madagasikara tahaka ireo firenena maro izay efa samy manana ny azy.
Izao fihaonana natrehinโny ๐๐ฆ๐ฌ๐ณ๐ฆ๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ๐ซ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ๐น๐จ๐ฒ๐ถ๐ป๐ถ๐ต๐ซ๐น๐จ๐ฉ๐ฌ ๐ป๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐ izao dia tohinโny iraka nataonโ i ๐ป๐๐๐๐ ๐ฒ๐ผ๐น๐ฉ๐จ๐ต๐ถ๐ฝ, ๐๐ผ๐บ๐ฝ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ผ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐ ๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ธ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ป๐ฎ misahana ny ๐๐จ๐ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐จ๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ-๐ฉ๐จ๐๐ฉ๐ง๐๐ฅ๐ค, avy aminโny foibe ao Bonn - Alemana, izay nandalo teto Madagasikara ny 10 martsa 2026 teo nanao ny tombana ny asa firotsahana an-tsirapo tanterahinโny Fitondram-panjakana malagasy aminโny alalanโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข. Tsiahivina fa ๐ฉ๐๐ค๐ฃ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐จ๐ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐จ๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ-๐ฉ๐จ๐๐ฉ๐ง๐๐ฅ๐ค eo anivonโny Firenena mikambana ny taona ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ izay eo ambany fandrindranโny ๐๐ฆ๐ฌ๐ณ๐ฆ๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ๐ซ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข.
Harafitra ny tahirin-kevitra misy ny antontanisanโireo fikambanana sy olon-tsotra mpilatsaka an-tsitrapo izay ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข aminโny maha rafi-panjakana mahefa no ๐ข๐๐๐๐ฎ ๐ข๐๐ซ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ azy ireo aminโny alalanโny ๐๐๐ฅ๐๐ง๐ฉ๐๐ข๐๐ฃ๐ฉ๐ ๐ข๐๐จ๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐ง๐ค๐๐ค๐ง๐ค๐๐ค๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐จ๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ-๐ฉ๐จ๐๐ฉ๐ง๐๐ฅ๐ค ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐ฅa๐ซi๐ฉ๐ง๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ f๐๐๐ง๐๐๐๐ข๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐ (๐ท๐๐๐ด๐ถ-๐ท๐๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐ข ๐๐๐๐๐๐ก๐๐๐๐๐ก ๐๐ก ๐๐ ๐โ๐ด๐๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐ถ๐๐๐๐ข๐๐๐ข๐ก๐๐๐๐). Izany hatao fia hahafahana mandrefy ny asa ho tnterahana sy izay filร na araka ny sokajinโny asa.
Voaresaka teto koa ny momba ireo fiaraha-miasa maro niarahanโny roa tonta teo aminโny tontolonโny ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป-๐ด๐ฎ๐๐ฒ๐๐. Fiaraha-miasa niarahanโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข taminโny ๐ฃ๐ก๐จ๐ ny fanofanana ho anโny mpanao gazety, fanatsarana ireo lalร na mifehy ny serasera ary fiarovana ny mpanao gazety.
Hisy ny famaritana ny tetiandro aminโireo asa ho tanterahina.
04/06/2026
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Fandaharana manasongadina ny maha Malagasy
Lohahevitra : TENY MALAGASY : FOTOTRY NY FIRENENA
Daty : Sabotsy 06 jona 2026 amin'ny 12 ora antoandro
Sehatra : TVM
Famerenana : Talata 09 jona 2026 amin'ny 2 ora sy sasany
04/06/2026
๐๐ฟ๐ฎ๐ ๐๐ผ๐น๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฒ๐ป๐ ๐บ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐.
Voambolana mitovy amin'ny hoe: "tsara".
Manan-karena voambolana ny teny malagasy.
03/06/2026
Any Parisy renivohitrโi Frantsa ny Tale jeneralinโny Ofisy Malagasinโny Zonโny Mpamorona na OMDA (๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฆ ๐๐ข ๐ท๐๐๐๐ก ๐โ๐ด๐ข๐ก๐๐ข๐) ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ง๐๐ซ๐ข๐๐ฆ๐ข๐ก๐๐ซ๐ข๐ฆ๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐๐ฃ๐ mandray anjara aminโny fivoriambenโny komity afrikana misahana ny zonโny mpamorona sy mpamokatra (CISAC -๐ถ๐๐๐๐ฬ๐๐ฬ๐๐๐ก๐๐๐ ๐ผ๐๐ก๐๐๐๐๐ก๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ฬ๐ก๐ฬ๐ ๐โ๐ด๐ข๐ก๐๐ข๐๐ ๐๐ก ๐ถ๐๐๐๐๐ ๐๐ก๐๐ข๐๐ ).
Ao anatinโny fanatsarana ny andraikitra tanterahinโny OMDA taorianโny fanovana ny sata.
03/06/2026
Iray volan'ny teny malagasy
Andao hahitsy ny teny diso fanoratra
02/06/2026
๐๐ ๐ฃ๐จ๐ง๐ ๐๐๐๐ | ๐๐๐ฉ๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ง๐ฃ๐๐ค๐๐ง๐ ๐๐๐ฏ๐จ๐ฅ๐จ๐ก๐
๐๐๐ญ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐
๐ข๐ฅ๐๐ง-๐ค๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐
02/06/2026
๐๐๐๐๐ข๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐ฎ avy aminโny faritra samihafa no niara-nifandinika sy nifanakalo hevitra taminโny Tale jeneralinโny Kolontsaina eo anivonโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐น๐จ๐ฒ๐ถ๐ป๐ถ๐ฝ๐จ๐ถ ๐ป๐๐ฬ๐ androany 2 jona 2026.
Nivoitra tamin'ny fihaonana ny fanirianโny roa tonta hamerina ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ผ๐น๐ผ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ท๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ๐๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ araka ny fahendrena avy aminโireo raiamandreny tany aloha.
Mahatsapa ny rehetra fa mihamivaona ny fiarahamonina malagasy, ary maro ny fomba mamohehatra aminโny fiarahamonina.
Zary fahazarana ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ต๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ถ๐๐ฒ๐ป๐ ๐๐ ๐ณ๐ถ๐ต๐ฒ๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐บ๐ผ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฒ๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐บ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐ป๐.
Mahatsapa ireto raiamandreny ireto fa manana adidy amin'ny ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฒ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป-๐ธ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ฎ๐๐ผ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ sy ny fomba amam-panao ka vonona hiara-hiasa aminโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข aminโny fanarenana ny fanabeazana mba hananana ๐ผ๐น๐ผ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ป๐ฎ.
02/06/2026
FANASANA
02/06/2026
Fifaninanam-pirenena literatiora 2024 nokarakarainโny Minisiteranโny Serasera sy ny Kolontsaina
Iza avy no mpitsara?
Ahoana ny fahitany ny asasoratra nahazo ny loka voalohany?
Enina (06) mianadahy izy ireo no nanaiky sy nanolo-tena namaky sy nitsara ny asasoratra voaray taminโity fifaninanana ity. Ahitana mpampianatra mpikaroka, poeta, mpanoratra, matihanina aminโny sokajy nidirany an-tsehatra avy izy ireo.
Ndao ary hofantarintsika ny mombamomba azy ireo.
SOKAJY TANTARA FORONINA
AndrianimerinA HOBIANA
Poeta, mpanoratra, mpitantsoroka amin'ny lafiny haisoratra
Mpanorina ny Famoloana Telozoro - Literary Lab
Mpanorina ny HAVรTSA-UPEM sampana Arivonimamo
Fahitany ny sanganasa nahazo ny loka voalohany.
ยซ Ankoatra ny fahaizan'ny mpanoratra nifehy ny tokotanina lohahevitra nilalaovana dia manan-karena ity tantara ity. Ao ny "harena an-kibon'ny teny" notrandrahina avy any Antsihanaka any, fa ao koa ny fampiboridanana mba hahitana ny aretina miafina any anaty akanjon'ny fiarahamonina sy ny fiaraha-monina. ยป
RATRIMOHERITOMPO Vololonantenaina Holiharinaivo (Holy Ratrimo)
Mpanoratra, mpamoron-kira, mpihira,
Mpampianatra mpikaroka, ENS Antananarivo, nandalina manokana momba ny teatira sy ny tantara foronina...
Fahitana ny sanganasa nibata ny loka voalohany
ยซ Literatiora mampisaina: mamaky bantsilana ny miafina any amin'ny fiaraha-miaina rehetra any, fa literatiora anantenana rivo-baovao hitsoka indray ho fandrehetana ny afon'ny fitiavana tantara foronina malagasy. Mandrosoa hasina! ยป
AMBOARAN-TONONKALO Dr RATSIMBAZAFY Minoson Laingo Ny Hasina
Mpampianatra mpikaroka momba ny literatiora, Fekioltenโny Teny aman-tsoratra ary Siantsanโny maha olona, OniversitenโAntananarivo,
Poeta
ยซ Sarotra ny mifehy ny teny ho lasa sora-kanto mahavoaka ny ao anaty hifandraika amin'ny misy hankafizin'ny mpamaky. Fa ity sanganasa ity kosa ahatarafana fa hain'ny mpanoratra ny namoaka ny hazavana ao anaty ho lasa zavakanto voatefy, hipariaka any amin'ny saina sy fanahin'ny mpamaky. ยป
RAKOTOMAHALAFY Norbert Eugรจne Poeta, mpanoratra, mpandrindra nasionalinโny Faribolana Sandratra
ยซ Zava-dehibe ho anโny fanabeazana sy fanentanana aminโny hatsarana ny fifandraisanโny mpiara-belona ny tantara toy izao, ka mendrika indrindra raha haparitaka manerana ny Nosy. ยป
TANTARA ANโONJAMPEO RANDRIAMANALINA Gaston Mpamokatra fandaharana, mpanatontosa tantara ana onjampeo ao aminโny Radio Madagasikara
ยซ Ankoatra ny fahafehezan'ny mpanoratra ny tekinika fanoratana tantara fihaino amina onjampeo dia voafehiny ny fampisongadinana ny lohahevitra roa ho ao anatona sanganasa iray. Miaina, mahasarika ny fiangaliany azy.ยป
RANAIVOSON Lantonirina Patrick Mpanoratra tantara ana onjampeo, mpanoratra tantara an-gazety, mpamokatra boky
ยซ Fomba fijery, fifampitondrana, toe-javatra tena iainan'ny fiarahamonina no nahodin'ny sain'ny mpanoratra ary noangaliany, araka ny aingampanahiny. Ainga vao ho an'ny tantara fihaino maneho amin'ny fomba miavaka ny zava-misy sy manipy lesona indray ity diampenina iray ity.ยป