14/05/2026
๐ฃ๐๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐๐ ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ต๐ถ๐ฏ๐ฒ๐บ๐ฎ๐๐ผ (๐ฉ๐ฎ๐น๐ผ๐ฝ๐ ๐ ๐ถ๐ต๐ถ๐ฑ๐)
๐ธ Ny Masoivoho Amerikana dia hanao lavanty ampahibemaso amin'ny alalan'ny valopy mihidy fiarakodia miisa dimy efa niasa ny Alakamisy 28 May amin'ny 9 ka hatramin'ny 12 ora atoandro.
๐ธ Ireo rehetra liana ny handray anjara aminโny lavanty dia afaka mitsidika ny faritra fitobianโny fiara eto aminโny Masoivoho Amerikana eto Andranoro Antehiroka mandritra ny andro sy ora voatondro etsy ambony raha hijery sy hanao tolo-bidy aminโireo fiara atao lavanty.
๐ธIreo izay mikasa ny hanao tolo-bidy dia tsy maintsy mampiseho karapanondro ho an'ny fisoratana anarana, mameno ny taratasy hanaovana tolo-bidy izay hozarainโny tomponโandraikitra avy aminโny Masoivoho manatrika eo, ary mandoa ny petra-bola 500,000Ar isaky ny fiara hanaovana tolo-bidy.
โน๏ธVakio ato ny torolalana: https://mg.usembassy.gov/embassy-vehicle-auction/
๐ธ Hisy fanampim-panazavana momba ny fizotry ny lavanty eny an-toerana.
-----
๐ฃ๐ฃ๐๐ฏ๐น๐ถ๐ฐ ๐๐ฒ๐ฎ๐น๐ฒ๐ฑ-๐ฏ๐ถ๐ฑ ๐ฎ๐๐ฐ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฎ๐ ๐๐ต๐ฒ ๐จ.๐ฆ. ๐๐บ๐ฏ๐ฎ๐๐๐
๐ธ U.S. Embassy Madagascar will hold a public sealed-bid auction of five used vehicles on Thursday, May 28, 2026 (9:00 am to 12:00 pm)
๐ธ Individuals interested in participating may visit the U.S. Embassy parking lot in Andranoro Antehiroka during the specified times to view and bid on the vehicles for sale.
๐ธParticipants must bring a national identity card for registration purposes, complete the bid form provided on-site, and make a cash deposit of 500,000 Ar per vehicle they wish to bid on.
Read the instructions here: https://mg.usembassy.gov/embassy-vehicle-auction/
๐ธAdditional information regarding the auction process will be provided on-site.
13/05/2026
๐ฌ Movie Session: The Dawn Wall. ๐งโโ๏ธ
Huge thanks to everyone who joined us today! It was a masterclass in perseverance, showing that the toughest obstacles are often in the mind. Transforming struggle into strength is the path to true liberation.
Our attendees shared some powerful takeaways: true solidarity, deep friendship, and the realization that you don't need to diminish others to stand tall.
๐กThe big takeaway: Nothing is impossible when you have grit and a team.
Join us for the next movie session, happening every second Wednesday of the month!
12/05/2026
๐ฒ๐ฌโ๏ธ๐บ๐ธ ๐๐๐ ๐ฎ๐ป๐ ๐๐๐๐ถ๐บ๐ผ๐ป'๐ถ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐๐ ๐ป๐ผ ๐๐ผ๐ป๐ด๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ ๐ฆ๐ฒ๐ฎ๐๐๐น๐ฒ!
Andao hiverenantsika henoina ny fandaharana ๐ฆ๐ฒ๐ฎ๐๐๐น๐ฒ ๐๐ผ๐น๐น๐ฒ๐ด๐ฒ๐ ๐๐ผ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ ๐๐ถ๐๐ต! nanasana an'i Noah Yaviankasoa tamin'ny taona 2023. Mpianatra Malagasy avy any atsimonโi Madagasikara izy ary nandia fianarana ambony momba ny ๐๐ผ๐๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐น๐ถ๐๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ ๐๐๐น๐ถ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐ฟ๐๐ tao amin'ny Seattle Central College .
Tsy nieritreritra ny ho afaka hanohy fianarana ambony any amina oniversite amerikana mihitsy izy taloha, raha tsy izy no nanapakevitra ny handray an-tร nana ny ho aviny. Nanampy be azy tamin'ny fikarakarana ny antontan-taratasiny ny fahaizany teny Anglisy sy ny fanohanan'ny fianakaviany ary izy samirery no nanangona ireo taratasy nilainy rehetra, nikaroka ny oniversite hidirany hatramin'ny fanomanana ny fangatahana visa.
Tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto raha ny tantaran'i Noah no arahina ary hamafisiny amin'ity tafatafa ity fa tsy misy zavatra tsy azo tanterahina rehefa eo ny fahavononana.
๐บ Jereo ao amin'ny YouTube ilay tafatafa "Seattle Colleges Conversations with! niarahana taminy: https://youtu.be/1k0y1eS0_FE
๐ง Raha hihaino ny tafatafa (Audio) dia tsidiho ny tranonkala: https://www.buzzsprout.com/2117835/14143972
Anjaranao indray izao! Dieny izao dia amafiso ny fahaizanao teny Anglisy. Tsidiho ny tranonkalan'ny ๐๐บ๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ฎ๐ป ๐๐ป๐ด๐น๐ถ๐๐ต americanenglish.state.gov. Manantona eny amin'ireo American Corner Antananarivo, American Corner Mahajanga - ACM, American Corner Taolagnaro, na ny American Space Fianarantsoa hahitanao karazana hetsika, tari-dร lana, ary fitaovana fanovozam-pahalalana azo ampiasaina maimaim-poana hanampy anao hanatanteraka ny nofinao hianatra any ivelany.
---
๐ฒ๐ฌโ๏ธ๐บ๐ธ ๐ฆ๐๐ฐ๐ฐ๐ฒ๐๐ ๐ฆ๐๐ผ๐ฟ๐: ๐๐ฟ๐ผ๐บ ๐ฆ๐ผ๐๐๐ต๐ฒ๐ฟ๐ป ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ฐ๐ฎ๐ฟ ๐๐ผ ๐ฆ๐ฒ๐ฎ๐๐๐น๐ฒ!
Meet Noah Yaviankasoa, a determined student from southern Madagascar who is now studying ๐๐ผ๐๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐น๐ถ๐๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ ๐๐๐น๐ถ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐ฟ๐๐ at Seattle Central College!
Noahโs path to the United States is a powerful reminder that dreams can become reality. He never thought studying at a U.S. college was possible, until he took matters into his own hands. With strong English language skills and his familyโs encouragement, Noah independently navigated the entire application and admission process, researching and completing everything himself.
Today, Noah is sharing his experience to help other aspiring students understand the application and visa process, proving that with determination and the right resources, anything is achievable.
๐บ Hear Noahโs story on YouTube: https://youtu.be/1k0y1eS0_FE
๐ง Listen on Audio: https://www.buzzsprout.com/2117835/14143972
๐กYour turn to dream big! Start building your English skills with free American English resources online at americanenglish.state.gov. Connect with American culture and education by visiting American Corners in Antananarivo, Mahajanga, and Taolagnaro, or the American Space in Fianarantsoa, where youโll find activities, guidance, and resources to help turn your study abroad dreams into reality.
11/05/2026
Misorร ta anarana dieny izao.
Manasa anao ny American Center Andranomena isaky ny alarobia faharoa amin'ny volana hanatrika ny Movie Session arahina adihevitra. Fotoana ahafahanao mandray anjara amin'ny fifanakalozana ara-kolontsaina sady hizaranao maneho hevitra amin'ny teny Anglisy .
Hisantarana izany ny amin'ny Alarobia 13 mey amin'ny 2 ora tolakandro eto amin'ny masoivoho amerikana, handefasana ny horonantsary fanadihadiana "The Dawn Wall (2017)" momba ny fikirizana, ny finamanana, ary ny fandresena fanamby tena sarotra. Arahianao amin'izany ny dian'ireo mpihanika tendrombohitra Tommy Caldwell sy Kevin Jorgeson eo am-piezahana hananika ilay rindrin-bato malaza "Dawn Wall" ao Yosemite izay mirefy 900 metatra (3 000 feet), rehefa avy niomana nandritra ny enina taona.
Maimaim-poana ny hetsika saingy voafetra ny toerana. Misorร ta anarana anio Alatasinainy 11 mey amin'ny 2 ora tolakandro ato amin'ny: https://forms.gle/8ViZnBmE8GLiB5P39
๐ฌ ๐บ๐ธ - Celebrate 250 Years of the United States with us
๐Join the American Center Andranomena every 2nd Wednesday of the month for movie screenings and discussions as part of the celebration : a great opportunity to practice English conversation while discovering inspiring American stories through film.
๐Kicking off May 13 at 14:00 pm the Embassy with The Dawn Wall (2017), an inspiring documentary about perseverance, friendship, and overcoming impossible odds. Follow climbers Tommy Caldwell and Kevin Jorgeson as they attempt to scale Yosemiteโs legendary 3,000-foot Dawn Wall after six years of preparation.
๐๏ธ Seats are limited and available on a first-come, first-served basis.
RSVP by May 11 at 14:00 PM: https://forms.gle/8ViZnBmE8GLiB5P39
09/05/2026
๐ฌ ๐บ๐ธ - Celebrate 250 Years of the United States with us
๐Join the American Center Andranomena every 2nd Wednesday of the month for movie screenings and discussions as part of the celebration : a great opportunity to practice English conversation while discovering inspiring American stories through film.
๐Kicking off May 13 at 14:00 pm the Embassy with The Dawn Wall (2017), an inspiring documentary about perseverance, friendship, and overcoming impossible odds. Follow climbers Tommy Caldwell and Kevin Jorgeson as they attempt to scale Yosemiteโs legendary 3,000-foot Dawn Wall after six years of preparation.
๐๏ธ Seats are limited and available on a first-come, first-served basis.
RSVP by May 11 at 14:00 PM: https://forms.gle/8ViZnBmE8GLiB5P39
07/05/2026
๐บ๐ธ๐ฒ๐ฌ ๐ ๐ฎ๐ป๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป'๐ถ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ป๐ฒ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ท๐ฎ๐ธ๐ผ ๐ถ ๐๐๐ฎ๐๐ผ๐ป๐ถ๐ฎ, ๐ต๐ผ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ฟ๐ผ๐ฎ ๐๐ผ๐ป๐๐ฎ
Androany ny Dr. Michael Kinzer izay manam-pahaizana momba ny fiparitahanโny aretina (epidemiologist) avy aminโny U.S. Centers for Disease Control and Prevention (CDC) dia nizara ny vokatra sy ny soso-kevitra avy aminโny iraka nataony teto Madagasikara tato anatinโny efatra herinandro taminโny Minisiteranโny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-miombonโantoka ara-teknika sy ara-bola. Izany dia fitohizanโny fanohananโi Etazonia anโi Madagasikara izay efa nanomboka hatraminโny niantombohanโny fiparitahanโny valanaretina nendran-drajako.
Manampy aminโny fiatrehana ny aretina sy ny fisorohana ny fihanaky ny areti-mifindra tsy hipaka ivelanโny sisintany mankany aminโny faritra hafa ny rafi-pahasalamana matanjaka. Ny fanampiana avy aminโi Etazonia dia mifantoka aminโny fanamafisana ny fisorohana ny aretina sy ny fanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana, mba hanohanana anโi Madagasikara ho lasa firenena mahavita tena sy tsy miankin-doha aminโny fanampiana avy any ivelany.
โAfaka mandresy ny nendran-drajako i Madagasikara raha mifantoka amin'ireo faritra tena hipariahan'ny aretina sy manazava amin'ny vahoaka ny fomba hiarovan'izy ireo tena." - hoy ny Dr. Michael Kinzer, CDC
Miara-miasa ny firenentsika roa tonta hanorina hoavy salama, milamina sy miroborobo kokoa.
---
๐บ๐ธ๐ฒ๐ฌ ๐จ.๐ฆ. ๐ฆ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ ๐๐ถ๐๐ต ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ฐ๐ฎ๐ฟ ๐๐ด๐ฎ๐ถ๐ป๐๐ ๐ ๐ผ๐ป๐ธ๐ฒ๐๐ฝ๐ผ๐
, ๐ ๐ฎ๐ธ๐ถ๐ป๐ด ๐๐ผ๐๐ต ๐ก๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ ๐ฆ๐ฎ๐ณ๐ฒ๐ฟ
Today, CDC epidemiologist Dr. Michael Kinzer presented the outcomes and recommendations from his four-week mission to Madagascar's Ministry of Health and technical and financial partners, showcasing continued U.S. support since the Monkeypox outbreak began.
Stronger health systems help prevent instability and reduce the risk that infectious diseases reach beyond borders to other regions. U.S. support focuses on strengthening disease prevention and improving health services, building Madagascar's capacity for self-sufficiency and reducing dependence on foreign assistance.
"Madagascar can succeed against Monkeypox if it continues focusing on areas of maximum transmission and also giving clear communications to the population so they can understand how to protect themselves." โ Dr. Michael Kinzer, CDC
Together, we're making both our countries safer.
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
06/05/2026
๐บ๐ธ๐ฒ๐ฌ Noraisin'ny Mpiandraiki-draharaha Stephanie Arnold teto amin'ny ambasady amerikana androany ny Masoivohon'i Madagasikara any Etazonia Lantosoa Rakotomalala, hifanakalo hevitra momba ny fiaraha-miasa sy ny fifandraisana matotra mampifandray ny firenena roa tonta.
Nifantoka manokana tamin'ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin'ny sehatry ny varotra, ny fampiasam-bola, sy ny fampandrosoana ara-toekarena ny dinik'izy ireo. Voaresaka tamin'izany ireo sehatra lehibe izay mahazo tombony amin'ny fanondranana entana tsy andoavana haba mankany amin'ny tsena amerikana amin'ny alalan'ny AGOA toy ny lavanila sy ny lamba, izay mahasoa ny mpanjifa amerikana ihany koa.
Naneho fankasitrahana ny Masoivoho Rakotomalala sy ny ezaka lehibe ataony aminโny fanohanana ny AGOA any Washington ny Mpiandraiki-draharaha Arnold. Nivoitra tamin'ny dinika ihany koa ny maha-zava-dehibe ny fampiroboroboana ny tontolom-pampiasam-bola mangarahara izay antoky ny fandrosoana maharitra iombonana, ary koa ny fitohizan'ny fanohanana lehibe entin'i Etazonia ho anโi Madagasikara eo aminโny sehatry ny fahasalamana.
Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin'i Etazonia sy Madagasikara, izay efa niorina tao anatin'ny 160 taona mahery, ho an'ny hoavy salama, milamina, ary miroborobo kokoa ho anโny firenena roa tonta.
--
๐บ๐ธ๐ฒ๐ฌ U.S. Embassy Chargรฉ dโAffaires Stephanie Arnold welcomed Ambassador Lantosoa Rakotomalala, Madagascarโs Ambassador to the United States, to the embassy this morning to discuss areas of bilateral cooperation and the enduring partnership between our two nations.
The meeting focused on opportunities to strengthen bilateral cooperation on trade, investment, and economic development. They discussed the key sectors in Madagascar that benefit from tariff-free access to the vast U.S. market under AGOA, including vanilla and textiles, which also benefit U.S. consumers. Chargรฉ Arnold recognized Ambassador Rakotomalalaโs continued leadership as a strong advocate for AGOA in Washington. Additional topics of discussion included the importance of transparent business practices and a welcoming investment climate to foster long-term mutual prosperity and the United Statesโ continuing generous assistance to Madagascar in health.
Together, the United States and Madagascar continue to build on over 160 years of friendship to create a healthier, safer, and more prosperous future for both our countries.