DRCC Vakinankaratra
Reprรฉsentant du MCC au niveau de la Rรฉgion Vakinankaratra.
08/01/2026
๐ฅ๐ฅ FANDAHARANA MANOKANA ๐ฅ๐ฅ
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐
๐๐๐: ๐ ๐๐ฅ๐ข ๐๐ฅ๐๐ข ๐๐ฆ๐ ๐ ๐๐ฉ๐๐๐ก๐๐๐ก๐ ๐ก๐๐ง๐๐ข ๐ง๐๐ข ๐๐ก๐๐ง๐๐ก'๐ก๐ฌ ๐ฎ ๐ฉ๐ข๐๐๐ก๐
Mandritra ny fandaharana manokana ho arahinao eto amin'ny TVM androany Alarobia 7 Janoary 2026 amin'ny 8 ora sy sasany alina ( 20h30) no hitondran'ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana Haingotiana ANDRIAMADISON fanazavana amintsika ireo asa rehetra natao teo anivon'ny Departemanta iadidiany tao anatin'ny 2 volana nitantanany.
Manasa anao ary hanaraka izany.
08/01/2026
06/01/2026
๐๐๐๐ง๐-๐๐๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐๐จ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ-๐๐ง๐๐๐๐ ๐ค!
15/12/2025
Mitohy hatrany ny asa ataon'ny avy eto amin'ny Drcc Vakinankaratra ny amin'ny fiarovana ny mpanjifa ka natomboka androany 15 dรฉcembre 2025 maraina ny hetsika fanaraha- maso sy fisavana ireo fitaovam- pandanjana rehetra ampiasain'ireo mpivarotra eto amin'ny renivohitry ny Faritra Vakinankaratra
Midina eny anivon'ireo mpivarotra tsirairay mihintsy ireo teknisianina manao ny fitsarana ka izay mizana mampiahiahy sy tsy marina na ihany koa mbola tsy manana ny vignette dia hogiazana ka asaina oentin'ireo tompony hamboarina any amin'ireo rรฉparateurs agrรฉรฉs izany.
Tafiditra hatrany ao anatin'ny fiarovana ny mpanjifa izao hetsika izao.
16/09/2025
_[ 11-12-13 Septambra 2025]_
*" VITRINE DU VAKINANKARATRA "* ANDIANY FAHA 27
*Amin'ny alalan'ny famelabelaran-kevitra sy fampahafantarana ireo orinasa any an-toerana, diaben'ny firaisankina ary fampirantiana amin'ny tranoheva maherin'ny 330 manoloana ny garan'Antsirabe no anohanana ny mpandraharaha sy ny orinasa madinika, hampiroboroboana koa ny indostria sy ny varotra eny ifotony*
๐"Fitomboan'ny orinasa, fepetra tena ilaina amin'ny fampandrosoana miaraka sy maharitra eto amin'ny Faritra". Telo andro no natokan'ny FIOVA (Fikambanan'ny Orinasan'i Vakinankaratra) hiarahana mientana anatin'ny hetsika fanao isan-taona "Vitrine du Vakinankaratra". Asongadina amin'izany ny fampivoarana ny orinasa, ny fampitomboana ny vokatra ary ny fampifanarahana amin'ny lafiny tsena mba ahafahana mitondra fitomboana ara-toekarena maharitra ho an'ny Faritra Vakinankaratra.
โ
Mpiahy ny Vitrine du Vakinankaratra andiany faha-27 moa ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny Varotra (MIC) David RALAMBOFIRINGA izay nosoloin'ny Talen'ny Fiaraha-miasa sy ny Tetikasa (DPP) Hanitsoa Ravo RAMAHERY tena nandritra ny lanonam-panokafana izay natrehan'ny Filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena ho an'ny Faritanin'Antananarivo, ny Minisitry ny Fizahantany sy ny Asa tanana, ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka ary ireo manampahefana any an-toerana.
๐ขAnisan'ireo mandray anjara amin'ny hetsika ny Fitaleavam-paritry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny Varotra (DRIC Vakinankaratra), ny Orinasa ODOF (One District One Factory) Ampalia, Naturia, Orora ary Tetikasa fanohanana ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny Sehatra ara-bola (PAISF).
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Lot 24 Q 20 Manodidina Ny Gara
Antsirabe
110
