Direction Rรฉgionale du Commerce et de la Consommation de Vakinankaratra

Directions

Direction Rรฉgionale du Commerce et de la Consommation de Vakinankaratra Lot 24Q20 Manodidina ny Gara Antsirabe https://www.facebook.com/drccvak

21/08/2026

๐—ฅ๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ :

๐Ÿ”ฅ๐—ง๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ด๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ, ๐—ต๐—ผ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐— ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—›๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ด๐—ผ๐˜๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ป.

๐Ÿ”นNitondra fanazavana momba ilay fampiatoana vonjimaika ny fampiharana haban-tseranana sy ny hetra alaina amin'ny vary hafarana izay tapaka nandritra ny Filankevitry ny Minisitra omaly Alarobia 10 Aogositra 2026, ny eo anivon'ny Minisiteran'ny Varotra sy ny Fanjifana.

๐Ÿ”นMbola tsy ampy hamaliana ny filan'ny mpanjifa malagasy ny voka-bary eto an-toerana, hoy izy ireo. Tsy maintsy tsentsenana amin'ny vary hafarana izay fahabangana izay, indrindra amin'izao fotoana akaiky hidirana amin'ny vanim-potoanan'ny maitso ahitra izao. Nanome toky kosa ny Minisitra tompon'andraikitra fa tsy hisy ny fanafarana vary gaboraraka.

๐Ÿ”นTsy mijery mitanila ny Fitondram-panjakana raha nandray izao fanapahan-kevitra fampiatoana vonjimaika ny hetra amin'ny fanafaram-bary izao, manoloana ny fitarainan'ny mpamboly vary amin'ny fitotonganan'ny vidin'ny vary akotry teo aloha, hoy ny fanazavana.
_____________________

Araho hatrany ny pejintsika, aza hadinoina ny manisy rรฉactions sy mizara ny vaovao.

21/08/2026
20/08/2026

Address

Lot 24Q20 Manodidina Ny Gara
Antananarivo
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Direction Rรฉgionale du Commerce et de la Consommation de Vakinankaratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share