Lay fitiavana an'ny rehetra
LAY FITIAVANA AN'NY REHETRA ETO VINANINKARENA MISOKATRA HO AN'NY REHETRA
09/11/2024
πππππππππ ππππππππ πππ ππππ'ππ ππππππππ'π πππππ-ππππ πΊπΈ
(Filoha sy filoha lefitra)
β© I JD Vance no lany ho filoha lefitra (Vice-prΓ©sident) ao Γtats-Unis. Izy no filoha lefitra Katolika faharoa teo amin'ny tantaran'ity firenena ity.
Ny taona 2019 izy no niverina tamin'ny finoana katolika ary tao amin'ny eglizy Md Gertrude tao Cincinnati no nanaovana Batemy azy.
β© I Joe Biden no mpino katolika voalohany nitana io andraikitra io nandritra ny fitondran'i Barack Obama.
Raha ny filoham-pirenena kosa, miisa 02 izy ireo no Katolika teo amin'ny tantaran'i Γtats-Unis. Ny voalohany dia i John Fitzgerald Kennedy (1961-1963) ary i Joe Biden kosa no faharoa (2021-2025).
02/08/2024
ββVOLON-KATSAKA
Azafady indrindra tompoko, mba aparitaho ity hafatra ity fa mety hamonjy olona maro dia maro, azafady!
Nataoko ny anjarako, manantena aho fa afaka manao toy izany koa ianao. Misaotra mialoha anao!
- Volon-katsaka maina iray tanana
- Ampangotrahana aminβny rano fahefaky ny litatra (1/4L)
π Misotro iray sotro fihinana isaky ny adiny iray ora ho an'ny olona mipipy ampandriana.
Mampihena ny tahan'ny glycémie diabète ihany koa
- Volokatsaka maina 2 tanana
- Ampangotrahana amin'ny rano iray litatra
π Misotro iray vera ny maraina, iray vera ny atoandro, iray vera ny hariva ( Rehefa miakatra be ihany ny glycΓ©mie vao manao izany )
Miakatra tosi-dra / Mitohana tsy mipipy
- Mampangotraka volon-katsaka maina iray tanana
- Ampangotrahana amin'ny rano iray litatra
π Sivanina ny faikany hiala dia misotro izany ny tontolo andro
Matavy te hanena vatana
- Volon-katsaka maina roa tanana
- Ampangotrahana amin'ny rano iray litatra
π Sotroina ao anatin'ny iray andro izany dia manao vaovao hafa indray amin'ny manaraka. Misotro izany indroa isan'kerinandro; Ary atao mandritra ny iray volana sy tapany fa hahita vokatsoa ianao.
Aorian'ny famakian'ity hafatra ity, mba ampahafataro amin'ny hafa koa, ambarao amin'ny manodidina izany: amin'ny fianakavianao, amin'ny namanao ... Karakarao ny fahasalamanao ...
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Address
Vinanikarena
Antsirabe
110
