26/09/2025
โ๏ธ Antsoy ny Laharana maitso ๐ต๐ฏ๐ฑ hiadiana amin'ny fandrobana. ๐๐ป๐๐๐ผ ๐ฌ ๐๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐.
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DRAE Vakinankaratra, Government Organization, Andafiatsimo Star, Antsirabe.
26/09/2025
โ๏ธ Antsoy ny Laharana maitso ๐ต๐ฏ๐ฑ hiadiana amin'ny fandrobana. ๐๐ป๐๐๐ผ ๐ฌ ๐๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐.
25/09/2025
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐
๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐
Taorianโny fiofanana momba ny fambolena, dia nifantoka taminโny sehatry ny fiompiana indray ireo mpianatra avy aminโny ENSOA sy ACMIL, notarihinโny DRAE Vakinankaratra tao Antsirabe ny 19, 22, 23 ary 24 septambra 2025.
โก๏ธ Lohahevitra :
๐น Fiompiana omby vavy be ronono
๐น Fiompiana akoho gasy, akoho manatody lava ary akoho famokarana hena
๐น Fiompiana bitro
๐น Fiompiana kisoa
๐นFandraharahana eny ambanivohitra mifandray aminโny fiompiana ๐
๐ Isanโny mpiofana : 79
๐น 29 avy ao aminโny ACMIL
๐น 50 avy ao aminโny ENSOA
Ho fanamafisana ny fianarana dia nisy fitsidihana manokana teny aminโny Ferme รcole Tombotsoa, izay nanampy ireo mpiofana hahita sy hianatra mivantana aminโny fomba fiompiana matihanina sy azo ampiharina.
"๐๐ง๐ฌ๐๐ฆ๐๐ฅ๐, ๐ญ๐ซ๐๐ง๐ฌ๐๐จ๐ซ๐ฆ๐จ๐ง๐ฌ ๐ฅ๐ ๐ฌ๐๐๐ญ๐๐ฎ๐ซ ๐๐ ๐ซ๐ข๐๐จ๐ฅ๐. "
Ministรจre de l'Agriculture et de l'Elevage
Faritra Vakinankaratra Ofisialy
23/09/2025
๐
๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐โ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐ ๐๐ sy 18 ๐๐๐ฉ๐ญ๐๐ฆ๐๐ซ๐ ๐๐๐๐
๐ ๐๐๐๐๐ โ ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ซ๐๐๐
Taorianโny fiofanana anaty efitrano, niroso taminโny fampiharana indray ireo mpianatra miaramila avy aminโny ๐๐๐๐๐ sy ๐๐๐๐๐. Hetsika tafiditra ao anatinโny ๐
๐๐๐ (Formation de Rรฉinsertion et dโAppui au Dรฉveloppement) ka ny ๐๐๐๐ ๐๐๐ค๐ข๐ง๐๐ง๐ค๐๐ซ๐๐ญ๐ซ๐ no mitondra ny fampiofanana.
Lohahevitra :
โข Voly legioma
โข Komposta 7 andro
โข Komposta tsotra
โข PFUMVUDZA
โข SHEP
Isan'ny mpiofana : ๐๐.
Tsy miato ny asa fanofanana fa aminโity herinandro ity ihany dia hiroso aminโny fiofanana momban' ny fiompiana avy hatrany, mba hanafainganana ny fametrahana vala-tahaka eo anivonโny ๐๐๐๐๐.
โ๐๐ง๐ฌ๐๐ฆ๐๐ฅ๐, ๐ญ๐ซ๐๐ง๐ฌ๐๐จ๐ซ๐ฆ๐จ๐ง๐ฌ ๐ฅ๐ ๐ฌ๐๐๐ญ๐๐ฎ๐ซ ๐๐ ๐ซ๐ข๐๐จ๐ฅ๐.โ
Ministรจre de l'Agriculture et de l'Elevage
Faritra Vakinankaratra Ofisialy
19/09/2025
๐ ๐ฝ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐ ๐
๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐
โ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐. ๐ง
Ministรจre de l'Agriculture et de l'Elevage
Faritra Vakinankaratra Ofisialy
๐ Fรฉlicitations ร :
๐จ๐ญ Simon Miguet (La Cรดte-aux-Fรฉes, Neuchรขtel), dont le Gruyรจre AOP vieux a รฉtรฉ sacrรฉ meilleur fromage du monde ๐. Un fromage raffinรฉ ร la texture crรฉmeuse, aux notes fruitรฉes et ร la palette aromatique riche. ๐ง
๐ฒ๐ฌ Le Comptoir des Hautes Terres de Samuel Mimouni, qui a brillamment reprรฉsentรฉ Madagascar pour sa premiรจre participation, en remportant quatre distinctions :
๐ฅ Tomme Anamalao โ croรปte en brรจde mafane ๐ฅฌ
๐ฅ Masoandro โ pรขte mi-dure affinรฉe 12 mois
๐ฅ Tany Mena
๐ฅ Cheddar au piment Gorria ๐ถ๏ธ
๐ Ces succรจs illustrent lโexcellence du savoir-faire fromager et la richesse des terroirs suisse et malagasy ! ๐๐
17/09/2025
๐๐ฒ๐ฟi๐๐ผ๐ฑ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ต๐ฎ๐ปโ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐ฎ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ฒ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐๐ถ๐ผ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฉ๐ฎ๐ธ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ
16/09/2025
๐
๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐โ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Natomboka ny ๐๐ฅ๐๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐๐ข๐ง๐ฒ ๐๐ ๐๐๐ฉ๐ญ๐๐ฆ๐๐ซ๐ ๐๐๐๐ ny fanatanterahana ny ๐
๐๐๐ (๐
๐จ๐ซ๐ฆ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ ๐๐ฬ-๐ข๐ง๐ฌ๐๐ซ๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ญ ๐โ๐๐ฉ๐ฉ๐ฎ๐ข ๐๐ฎ ๐๐ฬ๐ฏ๐๐ฅ๐จ๐ฉ๐ฉ๐๐ฆ๐๐ง๐ญ) ho anโny sehatry ny fambolena sy fiompiana, ka ny teknisianina avy ao aminโny ๐๐๐๐ ๐๐๐ค๐ข๐ง๐๐ง๐ค๐๐ซ๐๐ญ๐ซ๐ no nanatanteraka izany fiofanana izany.
๐ฑ ๐๐ฒ ๐
๐๐ฆ๐๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ๐ง๐จ ๐ง๐ข๐ฌ๐๐ง๐ญ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ณ๐ฒ, ka ireto lohahevitra ireto no nodinihina :
โช๏ธ Voly legioma
โช๏ธ Komposta 7 andro
โช๏ธ Komposta tsotra
๐ฅ ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐๐ง๐ฃ๐๐ซ๐ ๐๐ no nanatrika :
โช๏ธ 29 avy ao aminโny ACMIL
โช๏ธ 42 avy ao aminโny ENSOA
Ity fiofanana ity dia tafiditra ao anatinโny fanatanterahana ny baikonโAndriamatoa ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐
๐๐ฆ๐๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐
๐ข๐จ๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ง๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ซ๐ ๐ข๐จ, nandritra ny fitsidihany tao aminโny ENSOA, izay namolavolana drafitrasa fanatsarana ny toeram-pamokaranโny sekoly ho vala-tahaka sy toerana afaka handraisana ireo tanora maniry hiroso aminโny sehatra matihanina aminโny fambolena sy fiompiana.
"๐๐ง๐ฌ๐๐ฆ๐๐ฅ๐, ๐ญ๐ซ๐๐ง๐ฌ๐๐จ๐ซ๐ฆ๐จ๐ง๐ฌ ๐ฅ๐ ๐ฌ๐๐๐ญ๐๐ฎ๐ซ ๐๐ ๐ซ๐ข๐๐จ๐ฅ๐"
Ministรจre de l'Agriculture et de l'Elevage
Faritra Vakinankaratra
15/09/2025
14/09/2025
๐๐ญ๐ซ๐ข๐ค๐๐ฌ๐ ๐ง๐๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐๐ฅ๐ฒ ๐ก๐จ ๐๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ซ๐จ๐๐จ๐ซ๐จ๐๐จ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐๐ก๐-๐ฉ๐ข๐ก๐๐ซ๐ข๐๐ง๐ ๐ซ๐จ๐ง๐จ๐ง๐จ
๐Antsirabe - Faritra Vakinankaratra
๐ 14 septambra 2025
"E๐ง๐ฌ๐๐ฆ๐๐ฅ๐, ๐ญ๐ซ๐๐ง๐ฌ๐๐จ๐ซ๐ฆ๐จ๐ง๐ฌ ๐ฅ๐ ๐ฌ๐๐๐ญ๐๐ฎ๐ซ ๐๐ ๐ซ๐ข๐๐จ๐ฅ๐โ
14/09/2025
๐ MPIOMPY MODELY AO BETAFO
| Monday | 08:30 - 16:30 |
| Tuesday | 08:30 - 16:30 |
| Wednesday | 08:30 - 16:30 |
| Thursday | 08:30 - 16:30 |
| Friday | 08:30 - 16:30 |