Mppspf Région Sofia

Mppspf Région Sofia

Share

Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme

Photos from Mppspf Région Sofia's post 09/04/2022

Hetsika fanentanana mahakasika zon'ny ankizy sy fanambadiana aloha loatra ary ny vohoka tsy irina no notontosain'ny lehiben'ny sampandraharaha miadidy ny mponina ao Mandritsara tamin'ireo mpiasa ao amin'ny Hopitaly Vaovao Mahafaly.

Photos from Mppspf Région Sofia's post 09/04/2022

Fahaiza- miaina 5 sy ny zon'ny ankizy ary ny fiarovana azy @ herisetra no nampianarin'ireo fikambanam-biavy miavotse sy ny lehilahy mandray andraikitra ary ny olon-kendry tamin'ireo mpianatra ao @ sekoly tsy miankina iray ao amin'ny CU Mampikony izay notarihin'ny lehiben'ny sampandraharaha miadidy ny mponina ao amin'ny distrikan'ny Mampikony.

Photos from Mppspf Région Sofia's post 09/04/2022

Fanentanana mahakasika ny fandrindram-piterahana izay notanterahina tao amin'ny fokontany Mahiagogo, CU Mampikony, notontosain'ireo fikambanam-biavy miavotse, lehilahy mandray andraikitra ary ny olon-kendry, izany dia notarihin'ny lehiben'ny sampandraharaha miadidy ny mponina ao @ distrikan'ny Mampikony.

Photos from Mppspf Région Sofia's post 09/04/2022

Fiofanana mahakasika ny zon'ny ankizy sy ny fanambadiana aloha loatra ary ny vohoka tsy irina ka nisitraka izany ireo zatovovavy sy zatovolahy tato @ CU Antsohihy.

Photos from Mppspf Région Sofia's post 09/04/2022

Mitohy hatrany ny fanentanana mahakasika ny fandrindram-piterahana sy VBG ka tao amin'ny Université IUGM Antsohihy indray no nanatanterahana izany izay notarihin'ny talem-paritry ny mponina Sofia niaraka tamin'ireo fikambanam-biavy miavotse, lelahy mandray andraikitra ary ny olon-kendry.

Photos from Mppspf Région Sofia's post 01/04/2022

Ny vehivavy tao amin'ny CR Bekoratsaka , distrikan'ny Mampikony no nahazo fiofanana mahakasika ny fandrindram-piterahana sy VBG .Izany dia vokatry ny fiaraha-miasa tamin'ny USAID accès.

Photos from Mppspf Région Sofia's post 01/04/2022

Fanentanana mahakasika ny fandrindram-piterahana izay notanterahin'ny lehiben'ny sampandraharaha miadidy ny mponina ao amin'ny distrikan'ny Mampikony tao @ mponina CU Mampikony.

Photos from Mppspf Région Sofia's post 01/04/2022

Tao amin'ny université IUTAM.Antsohihy indray no nahazo fanentanana mahakasika ny fandrindram-piterahana sy ny VBG omaly izay notontosain ireo fikambanam- biavy miavotse, lehilahy mandray andraikitra, ny olon-kendry izay notarihin'ny talem-paritry ny mponina Sofia.

Photos from Mppspf Région Sofia's post 26/03/2022

Tao amin'ny CU Mampikony no nanatantrahan'ny lehiben'ny sampandraharaha miadidy ny mponina distrikan'ny Mampikony ny fanentanana mahakasika ny fandrindram-piterahana.

Photos from Mppspf Région Sofia's post 26/03/2022

Fanentanana mahakasika ny zon'ny ankizy sy ny ady atao amin'ny fampanambadiana zaza ary ny vohoka tsy irina izay notontosaina tao amin'ny mpianatra kilasy seconde ao amin'ny sekoly tsy miankina Bel- air Antsohihy.

Photos from Mppspf Région Sofia's post 26/03/2022

Mpianatra L3 tao amin'ny université "EDSP" Antsohihy no anisany nahazo fanentanana mahakasika ny fandrindram-piterahana sy VBG

Photos from Mppspf Région Sofia's post 26/03/2022

Fanentanana mahakasika ny fandrindram-piterahana sy VBG tao amin'ny Université "EDSP" Antsohihy mpianatra L1 sy L2 no nanatontosana izany izay niarahana tamin'ny fikambanam-biavy miavotse.

Want your business to be the top-listed Government Service in Antsohihy?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antsohihy