Izahay Dia manamboatra n'y Simba rehetra amin ny fiara rehetra n'a kely na lehibe ny moto isankaraz any n'a groupe amin n'y sarany mora indrindraManao ihany koa rebobinage moteur électrique s'y dépannage installation électrique Manao installation Amin n'y tranoKoa aza misalasala miantso ity laharana ity hoantsika eto Antsirabe 0340934295
Mecanique automobile et moto Diesel et essence
reparation et entretien de toutes vehicules motorises essence ou diesel
Bjr hoantsika mpampiasa fiara s'y moto eto Antsirabe s'y n'y manodidina aza misalasala miantso ity laharana ity raha Misy olana0340934295 Ataontsika amin sarany mora n'y asa Ary afaka mangataka torohevitra ihany koa Fitaovana aradalana no ampiasana fa tsy marteau s'y burin Misy tarage injecteur s'y clé spécial sprinter miaraka am dynamometrique
Bjr hoantsika zay misy tsy fahatomombanana arateknika ny fiara diesel na essence na olana eo amin ny equipement electrique dia aza misalasala miantso 0340934295 /0338293608 eny fa na dia torohevitra aza Ny sarany mora dia mora Misaotra tompoko
bjr dhl zay manana olana amin ny moteur moto toy ny mandany essence mamono bougie tsy ampy hery aza misalasala miantso 0340934295 antsirabe ihany fa tsy afaka mideplacer Prix natao faran mora ny fitaovana tsy mampiasa marteau fa arrache sy cle tsy milache
bjr dhl sao mba misy manana treuil na tire fort fanao am fiara 4×4 mandeha moteur electrique 24 na 12volt na efa maty aza tsy maninona
Zay maniry te handalina bebe kokoa momban fikojakojana fiara sy moto tsy mifidy karazana dia tongava ety Ambohimena akaikin seminaire Fampiharana avy hatrany miaraka amin ireo documents sy cours theoriques de base Antsoy ity 0340934295
Hoantsika manana moto 2tps na 4tps mila fanamboarana na fikojakojana na koanireo fiara vaovao na tranainy a2a misalasala miantso ity num ty fa hahita fahafahampo ianao 0340934295 Sarany faran zay mora Prix symbolique hoy ny va2aha
bjr efa misokatra ny charge batterie hoan fiara sy moto amin sarany mora indrindra Toerana route du seminaire misy plaque eo am avaradalana tokony ho 100m miala goudron rn7 faran bus 12
bjr izay manana moto na fiara simba tsy mety velona dia afaka mifanaraka isika amin ny fanamboarana azy Tsy mifidy na kely na lehibe raha mbola misy fanantenana ho velona
bjr hoan zay liana hianatra mecanique sy electricite automobile sy moto dia efa misokatra ny fianarana amin ny sarany mora indrindra Theorie sy pratique initiation ary depannage reelle zay cas mitranga Tongava ety Akaikin seminaire Ambohimena na antsoy ity 0340934295
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Behenjy
