๐ฏ ๐บ๐ฒ๐
๐ผ๐ฃ๐๐ง๐ค ๐๐ง๐๐๐จ๐๐ข-๐ฅ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ค ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ก๐๐ก๐๐๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐จ๐ ๐๐๐ฃ๐๐ค๐ซ๐๐ฃ-๐๐๐ฏ๐๐ฉ๐ฎ
DRCC Atsimo Atsinanana
"Serasera iraisagny, kolotsaigny misongadigny"๐ฒ๐ฌโค๏ธ
02/05/2026
๐๐๐๐ผ๐๐๐ผ๐๐ผ ๐๐ ๐๐๐๐๐ผ๐๐ผ ๐๐๐๐ ๐ผ๐โ๐ ๐๐ผ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐๐๐๐ผ๐๐ผ ๐๐ ๐ผ๐๐๐โ๐๐ ๐๐ผ๐๐๐๐ ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐โ๐๐ ๐ผ๐๐ผ ๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐ผ๐-๐๐ผ๐๐๐๐
๐ก๐ถ๐ฎ๐ฏ๐ผ isa ๐ญ๐ฌ ny laharan'i Madagasikara amin'ny sehatry ny ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐น๐ฎ๐น๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป-๐ด๐ฎ๐๐ฒ๐๐ araky ny laharana maneran-tany navoakan'ny ๐๐ฆ๐ฑ๐ฐ๐ณ๐ต๐ณ๐ฆ๐ด ๐๐ข๐ฏ๐ด ๐๐ณ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ช๐ฆฬ๐ณ๐ฆ๐ด (RSF).
Eo aminโny laharana ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐ญ๐ฌ๐ฏ maneran-tany isika malagasy amin'ity taona 2026 ity raha teo aminโny faha-113 ny taona 2025.
Tsiahivina fa ny teo alohan'izay dia niiba hatrany ny laharana misy anโi Madagasikara ny taona 2024 sy 2025. Nidina isa 13 ny taona 2025 ary nidina 13 koa ho anโny 2024 noho ny endrika jadona teto amin'ny firenena.
Niady mafy ary tsy nanaiky ny antontan'isa navoakan'ny RSF ny mpitondra tamin'izany fotoana noho ny henatra. Marihina anefa fa antontan'isa ara-tsiantifika no avoakan'ny RSF ary misy mari-pandrefesana mazava tsara. Ankehitriny dia niakatra ny laharanan'i Madagasikara eo amin'ny sehatry ny ๐๐๐๐๐ก๐๐ก๐๐๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ค ๐๐๐ฏ๐๐ฉ๐ฎ. Niakatra laharana ๐ญ๐ฌ isika ary tsy nisy fandresen-dahatra na tsindry. Midika izany fa ๐บ๐ถ๐๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐น๐ฎ๐น๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป-๐ด๐ฎ๐๐ฒ๐๐ ๐ฒ๐๐ผ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ ary isan'ny miady mafy amin'izany ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข aminโizao fotoana, izay nanao ๐น๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐บ๐ฒ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐น๐ฎ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ณ๐ฒ๐ต๐ ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ ๐๐ ๐น๐ฎ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ด๐ฎ๐๐ฒ๐๐ ka niarahana taminโny mpanao gazety ny fanatanterahana azy.
Hotohizana hatrany ny ezaka hanatsarana ny tontolonโny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara sy ny laharana misy anโi Madagasikara ao anatinโny lalan-tsaina ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฬ๐๐.
02/05/2026
02 May 2026 | MANANJARY
๐ ANDRO FAHAROA AMINโNY FANAMARIHANA NY ANDRO MANERAN-TANY HO ANโNY FAHALALAHANโNY ASA FANAOVANAN-GAZETY
๐ฐ Nitohizana taminโny fambolen-kazo teto Ampandimana, Fokontany Amboanato, Kaominina Ambanivohitra Mahatsara Sud, Distrikanโi Mananjary, ny fanamarihana ny andro maneran-tany ho anโny fahalalahanโny asa fanaovan-gazety ho anโny Faritra Atsimonโi Madagasikara.
๐ฐ Zanan-kazo miisa 200 no novelana taminโizany, izay nahitana karazan-kazo ยซ Filao ยป sy ยซ Atafana ยป, ho fiarovana sy hanomezana endrika ny morontsiraka.
๐ฐ Velom-pisaorana sy fankasitrahana ny Benโny Tanร na sy ny Sefo Fokontany ary ny Ampanjaka eto an-toerana noho ny nisafidiananโny Mpanao Gazety manokana anโity toerana ity.
01/05/2026
๐๏ธ FANKALAZANA NY ANDRO MANERAN-TANY HO ANโNY FAHALALAHANโNY ASA FANAOVAN-GAZETY
๐ฐ Natomboka ny androany Zoma 01 Mey 2026, ny Fankalazana ny andro maneran-tany ho anโny fahalalahanโny asa fanaovan-gazety ho anโny faritra Atsimonโi Madagasikara, izay natao eto Mananjary renivohim-paritra Vatovavy, ka haharitra mandritranโny telo (03) andro ny fanamarihana.
๐ฐ Taminโny alalanโny fitsidihana ireo toerana manan-tantara eto an-toerana no nisantarana anโizany, dia ยซ VALAMENA ยป, sy ยซ AMBINAGNY ยป, izay samy toerana fangatahan-tsodrano avokoa, ary nisy ihany Koa ny fifampizarana traikefa eo aminโny samy mpanao gazety rehetra tonga.
๐ฐ Ho anโny solon-tenanโny Mpanao Gazety Atsimo Atsinanana dia niaraka niatrika anโizany rehetra izany, izay tarihinโny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Atsimo Atsinanana Ramatoa RAZAFISIZA Suzie Antonela, sy ny C.R OJM Atsimo Atsinanana Andriamatoa RATOLOJANAHARY Frรฉdรฉric.
01/05/2026
๐ FARAFANGANA : FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO ANโNY ASA
๐ด Noentina nanamarihana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho anโny Asa teto Farafangana Faritra Atsimo Atsinanana, dia nanao soroka miara-milanja ireo solontenam-panjakana, ireo lehibenโny sampan-draharaha miankina sy tsy miankina aminโny Fanjakana, ny androany Zoma 01 Mey 2026, izay notarihin'ny Prรฉfet n'i Farafangana Andriamatoa RAKOTONDRATSIMBA Masiaritovo Anthoni, sy ny eo anivonโny Faritra Atsimo Atsinanana nosolanโny Talenโny raharaha sosialy Andriamatoa TATA SEMA Samuelson tena.
๐ด Nisy ny fiaraha-mientana, niara nifarimbona tamin'ny fanamboarana sy fanarenana amin'ny laoniny ny lalana eo Amboanio, izay isanโny maha velon-taraina ny mponina, ka ny fitaleavam-paritry Asa vaventy Atsimo Atsinanana no nanao ny tahan-tsoroka ara-teknika, raha ny Fitaleavam-paritry ny Asa sy ny FampananโAsa ary ny Asam-panjakana Atsimo Atsinanana kosa no nitoto nahafotsy ity fotoana ity.
๐ด Fanombohana ihany izao, fa hiezaka hatrany amin'ny fanohizana ny asa hiombonana toy izao izy ireo mba ho fanavaozana tena marina hitondra amin'ny fampandrosoana.
29/04/2026
๐ DISTRIKANโI MIDONGY ATSIMO: TONTOLONโNY FANDRIAM-PAHALEMANA
๐ปMba hanatsarana ny tontolon'ny fandriam-pahalemana ato aminโny Distrikanโi MIDONGY ATSIMO faritra Atsimo Atsinanana, dia misy ny fitetezana kaominina, tarihin'ny Solombavambahoakan'i Madagasikara voafidy teto Midongy Atsimo, Andriamatoa RATOLOJANAHARY ARSรNE.
๐ปKa natomboka taminโny kaominina Maliorano izany ny anio Alarobia faha 29 Aprily 2026, nananganana ny ยซ DINA TSY MAVANDY ยป, izay dina iraisan'ny faritra Atsimo Atsinanana.
๐ปVita ary nilamina ny fanatanterahana izany, ny tanjona dia ny mba hisianโny fandriam-pahalemana maharitra ato aminโny Distrikanโi Midongy.
29/04/2026
29/04/2026
๐ ATRIK'ASA FAMARANANA AMINโ NY FOMBA OFISIALY NY TETIKโASA PROSAR SY FANAMBARANA AMINโNY FOMBA OFISIALY NY FISOKAFANโNY TETIKโASA PROSAR MIVOATRY
๐ด Tontosa ny anio Alarobia faha, 29 Aprily 2026 teto Farafangana, ny fanakatonana aminโny fomba ofisialy ny Tetikโasa PROSAR (Projet de Sรฉcuritรฉ Alimentaire, Nutrition et Renforcement de la Rรฉsilience), izay nanomboka ny taona 2019.
๐ด Distrika telo (03) tato aminโny Faritra Atsimo Atsinanana no nisitraka anโizany, dia Farafangana, Vangaindrano ary Vondrozo, izay nahitana Kaominina miisa 24. Ity tetikโasa ity izay nifantoka tanteraka taminโny ady aminโny tsy fanjarian-tsakafo, sy fanampiana ireo tokantrano maro ho modely eo anivonโny fiarahamonina.
๐ด Nisy araka izany ny fanehoana ireo asa vita, ka taorianโizany no nizarana marim-pankasitrahana ho anโireo mpiofana miisa 24.
๐ป Tapitra ny tetik'asa PROSAR, ary misokatra aminโ ny fomba ofisialy kosa ny Tetikโasa vaovao
ยซ PROSAR MIVOATRY ยป, izay hanohy ny asa indray anatin'ny 3 taona, ato Aminโny Distrakanโi Farafangana, Vangaindrano ary Vondrozo.
๐ด Izany rehetra izany dia notroninโireo solontenam-panjakana eto Farafangana, ny Sekretera Jeneraly eo anivonโny Faritra Atsimo Atsinanana Andriamatoa RASOLOMAMPIONONA Emmanuel, ny Tale kabinetranโny Faritra Atsimo Atsinanana Kolonely MAROROKY, Ny Lefitry ny Lehibenโny Distrikanโi Farafangana Andriamatoa HAJA Sรฉbastien, ny Lehibenโny Distrikanโi Vondrozo ANDRIAMAHAVOTRA ANTOINE MARIE Zacharie, Ireo Assistant Parlementaire, ireo Talem-paritra, Ireo Benโny Tanร na, ary ireo Ampanjaka.
29/04/2026
Arahabaina ny ๐ฅ๐ก๐ nahatratra ny ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐ต๐ฑ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ androany ๐ฎ๐ต ๐ฎ๐ฝ๐ฟ๐ถ๐น๐ 2026
29/04/2026
๐ FIAHIANA ARA-SOSIALY
ATRIKโASA MIKASIKA NY TETIKโASA ZARA MIRA
๐ต Notanterahina ny omaly Talata faha 28 Aprily 2026 teto Vondrozo, ny atrik'asa ho fanatsarana ny fandrindrana ny Tetik'asa ZARA MIRA ato anatin'ny Distrikan'i Vondrozo izay ahitana kaominina 07 dia ny kaominina Vondrozo, Andoharano, Mahatsinjo, Anandravy, Manambidala, Ambodirano, Ary Vohimary Atsimo.
๐ต Tonga nanatrika izany ny Prรฉfet n'i Farafangana Andriamatoa RAKOTONDRATSIMBA Masiaritovo Anthony, ny Lehiben'ny Faritra Atsimo Atsinanana Ramatoa RANDRIANASOLO Volatiana Pauline,
miaraka amin'ireo solon-tena avy amin'ny Tetik'asa sy mpamatsy vola, ny mpanatanteraka, ary ny Talem-paritry ny Mponina sy Firaisankina Atsimo Atsinanana mpisolo toerana Andriamatoa Henri RAKOTONIAINA, ireo manam-boninahitra isa-tsokajiny Sivily sy miaramila.
๐ต Samy nandray anjara navitrika avokoa ireo mpandray anjara ka nisy ny asam-bondrona natao hijerena ny olana Teo aloha, ka nitadiavana vahaolana.
๐ต Izao no tanteraka dia nohon'ny fiaraha-miasa misy eo amin'ny FITONDRAM-PANJAKANA amin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Mponina sy Firaisankina sy ny UNICEF izay mpamatsy vola ny Tetik'asa.
29/04/2026
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Farafangana
309
