20/01/2025
Tribunal Administratif Fianarantsoa
Juridiction rรฉgie par la loi 2001-025 du 09 Avril 2003 relative au Tribunal Administratif et au Tribunal Financier
20/01/2025
06/09/2024
05/09/2024
Ity no fotoana! Miavia aby hahalala ny zonao!
05/09/2024
Fotoan-dehibe ho antsika rehetra!
Akory aby ny avy ao Fianara !
๐ ๐๐ถ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฎ ๐ป๐ "๐ง๐ฟ๐ถ๐ฏ๐๐ป๐ฎ๐น ๐๐ฑ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐๐๐ฟ๐ฎ๐๐ถ๐ณ":
1๏ธโฃ ๐๐ง๐จ๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ข๐ซ๐๐ค๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐ง๐๐ซ๐๐ข๐ค๐ข๐ง๐ฒ ๐ข๐ณ๐๐ง๐ฒ ๐ซ๐๐๐ข-๐ฉ๐ข๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ข๐ณ๐๐ง๐ฒ?
2๏ธโฃ ๐๐ง๐จ๐ง๐ ๐๐ฏ๐ฒ ๐ข๐ซ๐๐จ ๐๐ข๐ง๐ ๐๐ง๐ ๐ซ๐๐ก๐ ๐ก๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ข๐ญ๐จ๐ซ๐ข๐๐ง๐ ๐ข๐๐ง๐๐จ?
-----
Alamino ny fotoana ary eh :
๐ Alatsinainy 09 septambra amin'ny 02 ora tolakandro
๐ Ao amin'ny grande salle, rรฉgion Haute Matsiatra.
Tongava maro, tsy misy vidim-pidirana.
Fiaraha-miasa miaraka amin'ny :
ANJA Madagascar
Tribunal Administratif Fianarantsoa
17/04/2023
04/04/2023
07/02/2023
RDV demain les followers
28/01/2023
๐๐
25/01/2023
Tadidio tsara ny date ary๐๐
11/08/2022
FIFANINANANA HANDRAISANA POLISY
NOHAMAFISINโNY ยซ CONSEIL DโETAT ยป FA TSY FEPETRA NY ROHIM-PIHAVANANA
Nohamafisinโny Filankevi-panjakana (Conseil dโEtat) taminโny ยซ Avis Nยฐ15/22-CS/CE/CRECS ยป, nivoaka 22 juillet 2022, fa tsy fepetra hifantenana ireo mpifaninana horaisina ho polisy ny rohim-pihavanana aminโny endriny rehetra. Voalaza fa ny mason-tsivana mifototra aminโny rohim-pihavanana, ka manome tombony mpifaninana aminโny fidirana aminโny asam-panjakana, dia mitarika raharam-pitsarana mety hanafoana manontolo ny fifaninanana.
Manamafy ny ยซ Avis nยฐ11/22-CE/CRECS/AV ยป, nivoaka 27 mai 2022 ity valinโny fakan-kevitra faharoa nataonโny CNIDH ity, taorianโny fanovana aminโny ampahany ireo didim-pitondrana ampiharina aminโny fifaninanana.
Sary fanehoana
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Anjorozoroana
Fianarantsoa
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 12:00 |
| 14:00 - 17:00 | |
| Tuesday | 08:00 - 12:00 |
| 14:00 - 17:00 | |
| Wednesday | 08:00 - 12:00 |
| 14:00 - 17:00 | |
| Thursday | 08:00 - 12:00 |
| 14:00 - 17:00 | |
| Friday | 08:00 - 12:00 |
| 14:00 - 17:00 |
