22/07/2023
Bravo ZANDARIMARIA
❕❗Lehilahy 7 voasambotra noho ny fipipizana an-kalamanjana, sady nasain'ny zandary nitondra "pancarte" fifonan: "MIFONA AMIN'NY VAHOAKAN'NY TALATAMATY FA TSY HAMANY ANKALAMANJANA INTSONY".
(Sary nindramina)
26/05/2023
🇲🇬🇲🇬
Anio dia ampahafantatra ny andininy faha-40 sy faha-42 izahay
Andininy 40 :
- Famaniana ankalamanjana > sazy : asa hoan'ny tombontsoa iombonana 30/45/60 minitra sy/na vonodina 14 500 Ar
- Fangerena ankalamanjana > sazy : asa hoan'ny tombontsoa iombonana 30/45/60 minitra sy/na vonodina 29 000 Ar
- Mandrehoka ankalamanjana > sazy : asa hoan'ny tombontsoa iombonana 30/45/60 minitra sy/na vonodina 14 500 Ar
- Manary fako madinika eny an-dalana > sazy : asa hoan'ny tombontsoa iombonana 30/45/60 minitra sy/na vonodina 14 500 Ar
Andininy 42 :
- Fanasana fiarakodia amin’ny lalam-bahoaka sy ireo miankina aminy > sazy : fanalàna ny fiara sy vonodina 45 000 Ar
--------------------------------------------------
🇫🇷🇫🇷
Nous partageons aujourd'hui les infractions des articles 40 et 42
Article 40 :
- Miction à l’air libre > sanction : Travaux d'intérêt général 30/45/60 mn et/ou amende 14 500 Ar
- Défécation à l’air libre > sanction : Travaux d'intérêt général 30/45/60 mn et/ou amende 29 000 Ar
- Cracher à l’air libre > sanction : Travaux d'intérêt général 30/45/60 mn et/ou amende 14 500 Ar
- Rejet de petites ordures dans les rues > sanction : Travaux d'intérêt général 30/45/60 mn et/ou amende 14 500 Ar
Article 42 :
- Lavage de véhicule sur la voie publique > sanction : enlèvement du véhicule et amende 45 000 Ar
15/10/2022
✅Borogadin'ny fanadiovana sy fidiovana.
✅Nanantanteraka asa fanadiovana hoan'ny besinimaro ny androany asabotsy 15 oktobra 2022.
✅Izao no natao dia mba ho fitarihana ny vahoaka handala ny fahadiovana ary tsy hiandry sazy vao hahalala hadio.
REHEFA TSY MANDOTO DIA EFA NAMAN'NY MANADIO 👍
06/10/2022
✅Ny Borogadiny fanadiovana sy ny fidiovana dia mandray tsy tapaka ny fitarainana mombany fanadiovana sy fidiovana.
✅Tongava manatitra fitarainana antsoratra nandalo fokontany fa handray anao izahay.
Fianarantsoa madio no tanjona.
22/09/2022
𝙇𝙚 17 𝙨𝙚𝙥𝙩𝙚𝙢𝙗𝙧𝙚, 𝙘'𝙚𝙨𝙩 𝙡𝙖 𝙅𝙤𝙪𝙧𝙣é𝙚 𝙢𝙤𝙣𝙙𝙞𝙖𝙡𝙚 𝙚𝙩 𝙘𝙞𝙩𝙤𝙮𝙚𝙣𝙣𝙚 𝙙𝙚 𝙡𝙖 𝙋𝙧𝙤𝙥𝙧𝙚𝙩é 2022 (𝙒𝙤𝙧𝙡𝙙 𝘾𝙡𝙚𝙖𝙣𝙪𝙥 𝘿𝙖𝙮).
☑️LES BRIGADIER DE L'ASSAINISSEMENT ET HYGIÈNE a participé cette événement
02/09/2022
✅Fandorana biriky antanan-dehibe
✅ Article 41 mandrara ny fandorana biriky antanan-dehibe izay misy fiantraikany maro amin'ny fahasalamam-bahoaka.
✅Ny Borogadiny fanadiovana sy ny fidiovana dia mandray fitarainana isanandro ary midina ifotony.
✅Aza misalasala manantona ny biraon'ny Service de brigade de l'assainissement et hygiène Anjoma akaikin'ny BMH
Fianarantsoa madio no tanjona.