14/10/2026
𝐅𝐢𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐄𝐀𝐇: 𝐍𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐓𝐚𝐥𝐚𝐭𝐚 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐧𝐨 𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚! 💧🌍
Tany Talata Ampano indray no nisy ny fiofanana momba ny Rano, ny Fidiovana, ary ny Fanadiovana (EAH) tamin’ny Zoma 9 Oktobra 2026 lasa teo.
Fikambanana roa (2) lehibe no nifarimbona, ka nahatratra 20 tamin'ny fitambarany ireo mpanatrika sy mpandray anjara mavitrika:
👩🦰 Femme Leader Alakamisy Itenina
🌱 Tanora Miandra Talata Ampano
🤝 Isaorana hatrany ireo ekipa avy amin’ny DREAH (Direction Régionale de l'Eau, de l'Assainissement et de l'Hygiène Haute Matsiatra), izay mpiara-miasa akaiky amin’ny InfoWash!
CEDII