10/04/2026
Efa afaka anjifanao ny Produits TATIRANO ihany koa ny ao amin'ny D Bike bazarikely ankoatr'ireo Distributeurs sy Revendeurs mahazatra anao.
Tongava mamangy ohh!!!
💧
💙
We're a social enterprise centered on empowering women via clean water access in Madagascar
10/04/2026
Efa afaka anjifanao ny Produits TATIRANO ihany koa ny ao amin'ny D Bike bazarikely ankoatr'ireo Distributeurs sy Revendeurs mahazatra anao.
Tongava mamangy ohh!!!
💧
💙
31/03/2026
Akory aby tika Ambovombe etoa !!!
Fa avy aman-tikagne etoa i Rano TATIRANO igne e!
Ko mandigny taliliagne rikiahy fa mandalova amin'ny SHOP SOA PLUS ao ty ahitagne azy.
Minogne rano madio, sady afaky ty maràn-drano.
💙
💧
08/03/2026
Miarahaba ny vehivavy rehetra nahatratra ny fetin'ny 8 Marsa 🎉
Happy women's Day 🎉
Bonne fête du 8 mars 🎉
'S_WOMEN💧
.
💧
💙 💙
05/03/2026
Miarahaba oh!!!
Amin'izao fankalazana ny fetin'ny vehivavy 8 Marsa izao dia maimaim-poana ny misotro Rano madio eto aminay!!!
Tongava ary manala hetaheta eto amin'ny kiosque TATIRANO amin'izao Andro mafana izao fa vonona handray anao izahay.
Eto amin'ny lapan'ny tanana no ahitàna anay androany sy rahampitso.
Tongava hiara hisotro ny rano TATIRANO 💧
💙
Ry mpanjifa hajaina!
Nohon'ny hamaroan'ny mpanjifa dia misedra olana amin'ny resaka bidons ny TATIRANO , efa andalam-pamahana izany olana izany anefa izahay mba hanomezana fahafaham-po antsika mpanjifa tsirairay avy.
Ialana tsiny indrindra amin'ny fikorontanan'ny famatsiana.
Ary mampanantena fa ho voavaha ny olana amin'ity herinandro ity.
Misaotra amin'ny faharetana sy ny fiaraha-miasa.
------------------------------------------------------------------------
Chers clients,
En raison de l’augmentation du nombre de clients, TATIRANO fait actuellement face à une légère difficulté concernant la disponibilité des bidons. Nous travaillons activement à la résolution de cette situation afin d’assurer la satisfaction de chacun de nos clients.
Nous vous prions de bien vouloir nous excuser pour les désagréments occasionnés dans l’approvisionnement.
Nous vous confirmons que la situation sera régularisée au cours de cette semaine.
Nous vous remercions sincèrement pour votre patience et votre confiance 🙏
💧💧
01/01/2026
Toute l’équipe de TATIRANO vous souhaite une très bonne année 2026 🎆🎆
💙
💧
29/12/2025
Ry mpanjifa hajaina 🙏
Mba hahafahanay manohy manome rano fisotro madio sy azo antoka ho an’ny fianakaviana maro, ary hanohana ny fahadiovana sy ny fahasalaman’ny fiaraha-monina, dia mampahafantatra anareo mpanjifa hajaina izahay fa hisy fiakarana ny vidin’ny rano TATIRANO.
➡️ Manomboka amin’ny volana Janoary 2026,
➡️ 1 000 Ar ny litatra, raha 800 Ar izany teo aloha.
🙏 Mankasitraka indrindra ny fiaraha-miasa sy ny fitokisanareo hatrany izahay 🙏
----------------------------------------------------------------------
💧Afin de continuer à fournir une eau potable de qualité à de nombreuses familles et à soutenir l’hygiène ainsi que la santé de notre communauté, Nous vous informons qu' à partir du mois de janvier 2026,
➡️ le prix du litre d’eau TATIRANO sera de 1 000 Ar, au lieu de 800 Ar auparavant.
✨ Derrière chaque litre à 1 000 Ar, il y a la qualité, la sécurité et un impact social réel ✨
🙏 Merci pour votre compréhension 🙏
💙 💙
Miarahaba oh!!!!
Nohon'ny fankalazana ny fetin'ny Noely dia ampahafantarina isika mpanjifa hajaina fa hikatona vetivety ny shop TATIRANO Ampamakiambato ny 24 sy 25 décembre. Hiverina hisokatra izany amin'ny 26 décembre hoavy izao.
Koa manasa anao hanantona ireo Distributeurs akaiky anao.
Misaotra hatrany amin'ny fiaraha-miasa 🙏
🎄 Mirary fety sambatra ho antsika rehetra🎄
💙
💧
Miarahaba ohh!!!
Ampahafantarina isika mpanjifa hajaina fa tsy misokatra ny shop TATIRANO Ampamakiambato rahampitso asabotsy 13 décembre, hiverina hisokatra izany ny alatsinainy 15 décembre ho avy izao.
Misaotra antsika manjifa ny rano TATIRANO
hatrany 🙏
Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra 💙
💧 💧
05/12/2025
Ry mpanjifa hajaina 🙏
Ampahafantarina isika fa mikatona ny shop TATIRANO rahampitso sabotsy 06 décembre, hiverina hisokatra izany amin'ny alatsinainy 08 décembre.
Misaotra anareo manjifa hatrany ny rano TATIRANO
Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ohh !!
💙
💧
Miarahaba o!!
Miala tsiny amintsika mpanjifa hajaina fa noho ny hamaroan'ny commandes-tsika, dia somary misy fahatarana ny livraison.
Efa miezaka hatrany manao izay haha afa-po antsika, Ary efa eo am-pamahana ny olana izahay tompoko.
Misaotra amin'ny fiaraha-miasa 🙏
💧
13/11/2025
Endrika vaovao, vina tsy miova 💪
"One water, one Community"💧
Tatirano amin'ny endriny vaovao no ho jifainao manombok'izao.
💙
| Monday | 08:00 - 18:00 |
| Tuesday | 08:00 - 18:00 |
| Wednesday | 08:00 - 18:00 |
| Thursday | 08:00 - 18:00 |
| Friday | 08:00 - 18:00 |
| Saturday | 08:00 - 18:00 |