Professionnels de Santé Hanova ANÔSY
Organisme gouvernementale
12/10/2024
Réunion de plaidoyer AVS POLIO VAR VPO auprès des APARTs faite par l'équipe EMAR et EMAD présidée par Monsieur Le DRS Anôsy.
Le Vendredi 11 Octobre 2024.
11/08/2024
10/08/2024
🙋Ry reny,
🤝mazotoa mampinono ny zanakao fa
💪manampy azy amin'ny fahatsilovan'ny sainy sy ny fitomboan'ny vatany ary manamafy ny hery fiarovany izany.
🙏Raha azo atao dia aleo feno 2 taona ny zaza vao ajanona tsy minono amin'ny reniny.
▶️Social Behavior Change
⏩Changement de Comportement Pour le Développement
⏭️Fiovam-pihetsika eny anivon'ny Fiarahamonina.
🎉 Ankafaliana no nandraisan'ireo mponina ao amin'ny kominina SIHANAMARO Ambondro Androy ireo delegationa izay hanao fanadihadiana mahakasika ny fanjariantsakafo ho amin'ny fiovam-pihetsika.
Ny Alatsinainy 29 Jolay 2024.
FANENTANANA FANAOVAM-BAKSINY SY FIZARANA VITAMINE A MAIMAIM-POANA.
CSB2 AMPASIKABO TOLAGNARO.
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Heliarisoa Sandrata, Razanamalala Jeannette Micheline, Felana Ranaivoharimalala, Julianna Scholastique, Dina Milka Randrianambinina, Sarobidy Elisah, Abriol Nomenjanahary, Bene Patrick Rafidimanana, Henrice Ravalson, Managnasy Kadyroff, Rondronirina Ravah, Meg Jacques Raobela, Patrick Tovondrainy, Espérance Razafindrakoto Joseph, Mamisambatra Griffiths Sylvanna, Andrianantenaina W***y Rasolondraibe, Miora Tantely, Lalao Pascaline, Mariah Jackson, Rady Ar'Malala, Denis Junior Dit Garçon
03/07/2024
Notanterahina androany maraina 3 Jolay teto Tolagnaro ny Ady sisika mahakasika ny fanaovam-baksiny miaro amin'ny Polio na Lefan-kozatra, ho an'ny zaza vao teraka hatramin'ny 15 taona latsaka iray andro sy fizaràna vitamine A ho an'ny zaza enim-bolana hatramin'ny sivy ambin'ny dimampolo volana niarahana tamin'ireo APARTs. Ny fanaovam-bakisiny polio atete ambava sy ny fizarana vitamine A dia maimaim-poana. Izany dia hatao ny faha 9 hatramin'ny 12 Jolay 2024 ho avy izao.
Nofaranana tamin'ny drafitrasam-panentanana ny fivoriana ka samy nanome toky ny mpandray anjara rehetra fa hifanome tanana sy hiara-misalahy amin'ny famongorana ny aretina polio eto amin'ny Faritra Anôsy.
03/07/2024
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Heliarisoa Sandrata, Razanamalala Jeannette Micheline, Julianna Scholastique, Dina Milka Randrianambinina, Sarobidy Elisah, Abriol Nomenjanahary, Bene Patrick Rafidimanana, Henrice Ravalson, Managnasy Kadyroff, Rondronirina Ravah, Mamisambatra Griffiths Sylvanna, Miora Tantely, Lalao Pascaline, Mariah Jackson, Or Or, Rady Ar'Malala, Denis Junior Dit Garçon
Ny Fitaleavam-Paritry ny Fahasalamàm-bahoaka eto amin'ny Faritra Anôsy dia faly miarahaba ny Raim-pianakaviana rehetra amin'izao Fetin'ny ray izao. Andriamanitra anie hanafy hery anareo mba hahatontosa ny Adidy Masina nankininy aminareo.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
BAZAR-BE
Fort-Dauphin
26
