M-BTP

M-BTP

Share

Mino any Tompo fa izy no mahay ny zavan-drehetra

08/05/2023

Salama tompoko,izahay dia manao
---Plan azahoana permis de construire (prix mirary ),
----3d afantaranao sahady endrin'ilay trano
----Devis afataranao vola ho lany,
-----Manangana trano atr'amin'ny finition ihany koa izahay ! (Mande any amin'ny faritra)

NB: Gratuit ny plan complet raha to ka izahay no manao ny réalisation

Manasa anao hiresaka ato amin'ny message privé
Contact 0348160195

07/02/2023

Projet vaovao indray❤

Plan, devis, realisation, rehabilitation
Contact 0348160195

12/11/2022

Mi compacte an'ilay Pavé MBA ahazo prizy tsara

12/11/2022

Efa mamarana n'y asa ny équipe, asa vita tsara no tanjona Pavé Anosizato
Aza misalasala miantso
0348160195

21/09/2022

Asa vaovao mur de soutienement indray izao!
Aza misalasala atrany manantona
Contact 0348160195

Photos from M-BTP's post 13/08/2022

Réhabilitation Anosizato

Photos from M-BTP's post 13/08/2022

Mande daoly NY asa

12/08/2022

Mitady Fournisseur an'ireto matériaux ireto aterina eny andrefan'ny mananjara (eo @ tsenan'ny namotana no mitsofoka
Gravillons
Sable
GCNT
Moellons

Ampetrao ao @ commentaires n'y prix anao sy n'y numéro anao

Photos from M-BTP's post 05/08/2022

Travaux en cour ruelle légèrement armé sis à Anosizato

Photos from M-BTP's post 06/07/2022

NY asa vita fona no ifampitsarana ,eto fona izaHay râ to ka malina anao ,projet Iarinarivo vita soamatsara !!
Contact:0348160195

27/06/2022

Salama daoly tompoko,izara kely an'ity trano kely ity aho 30 000 000 ar no mavita azy ,ireto avy ary no ao anatiny
Chambres 2
Séjour
WC sy do**he
Contact :0348160195

27/06/2022

Projet Iarinarivo

Want your business to be the top-listed Government Service in Ivato?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ivato