31/12/2025
Antoko Malagasy Miara-Miainga Betsiboka
Nous sommes un groupe de jeunes dynamiques, sérieux et motivé pour développement de notre région.
Ce qui nous anime aussi c'est l'envi d'apporter un changement au pratique politique locale routinière.
31/12/2025
ARAHABAINA NAHATRATRA FARANY EEE
DIA MIRARY HO TRATRAN'NY 2026 EEE
Joyeux Noël
06/08/2025
19/11/2024
Izay Manoro lalana Mahitsy mamindra Aina
18/11/2024
05/11/2024
Fitondrana tsy mitsinjo vahoaka
Io zava-mitranga amin'ny olan'ny sy tsy hitondràna vahaolana matotra io mihitsy ilay efa nimatimatesanay herintaona lasa izay. Tsy mivaky loha ireo, tsy manan-danja aminy izany ny fiainan'ny malagasy satria ny fiainany sy ny ho avin-janany dia tsy eto fa any amin'ny firenen-kafa.
Efa manana "plan B" araka ny fomba fiteny izy ka na ho délestage lava sy potika tsy misy asa mahavelona intsony ary eto, dia afaka manorim-ponenana any an-kafa indray izy satria efa mizaka ny zom-pirenena any.
Fiatsaram-belatsihy miampy tsy fahaiza-mitantana.
27/10/2024
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Lycée
Maevatanana
412
