Mahanoro Mifagnampy - MAMI

Directions

Mahanoro Mifagnampy - MAMI POUR MAHANORO!

�� MAHANORO MIFAGNAMPY: FANABEAZANA, FANATANJAHAN-TENA, FAMBOLENA, FAHASALAMANA ary ny FIOMPIANA
�� "Tovotovogna tsy dignin-tanty" signifiant LES PETITES CONTRIBUTIONS FINIRONT PAR REMPLI PANIER.

04/10/2026

𝑨𝒈𝒏𝒚 𝒁𝒂𝒈𝒏𝒂𝒉𝒂𝒓𝒚 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒊𝒂𝒎𝒂𝒏𝒊𝒕𝒓𝒂𝒚 𝒐 𝒂𝒗𝒊𝒂 𝒂𝒕𝒓𝒆𝒉𝒐 𝒊𝒛𝒂𝒉𝒂𝒚

𝑳𝒊𝒕𝒂𝒏𝒊𝒂

29/09/2026

👉 Ny fanavaozana tsy manavakava izany, tsy manilika izany hoy VPAN Fidel Razara Pierre fa kosa mila mivadika vy aloha ny kakazo vao afaka mitambatra.

Miarahaba manokana anao SEM le Cardinal amin'ny fahatratraranao ny faha-40 taona nanamasinana anao ho Pretra androany.Ny...
28/09/2026

Miarahaba manokana anao SEM le Cardinal amin'ny fahatratraranao ny faha-40 taona nanamasinana anao ho Pretra androany.
Ny Ray manan-karem-pahasoavana anie hanome Fahasalamana sy Hery ary Fahamasinana anao hatrany.

Mirary ny soa sy ny tsara hatrany. Mifampitondra ambavaka.

26/09/2026
25/09/2026

Manao rangahy le Madagasikara a !

HOY I TATA ( GEN-TATA) 🫢😂

« 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐕𝐅𝐌 𝐥𝐚𝐳𝐚𝐢𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐚 𝐟𝐢𝐫𝐨𝐧𝐠𝐨𝐧𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐝𝐢𝐚 𝐞𝐤𝐢𝐩𝐚𝐤𝐨 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐚𝐣𝐨𝐞𝐥𝐢𝐧𝐚,𝐦𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐲 𝐢𝐚𝐛𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 »

Isany nitolona hono i TATANDRAZA rehefa tsy nomena toerana 😒😛

25/09/2026

Léon XIV arrive au Palais de l'Élysée – Présidence de la République française, pour s'entretenir avec le président de la République, Emmanuel Macron, et prononcer son premier discours en France.

🇫🇷  L'avion du Pape a bien atterri et il a été reçu par le président français, Emmanuel Macron
25/09/2026

🇫🇷 L'avion du Pape a bien atterri et il a été reçu par le président français, Emmanuel Macron

25/09/2026

Hira feno hafatra🙏

24/09/2026

👉ZANAK'AMBANIVOLO marina arà anô à Honorable Hubert Rakotoson e, hosika arahina Kaiamba.

Koeny môko satany e🙏

Address

Mahanoro

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahanoro Mifagnampy - MAMI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category