Antoko Politika Madio - Faritra Vatovavy

Call Directions Website Contact the organization

Antoko Politika Madio - Faritra Vatovavy Sampana APM any amin'ny Faritra VATOVAVY (Mananjary, Ifanadiana, Nosy-Varika)

05/07/2026

🙏🤝👏

Alefa👏
05/07/2026

Alefa👏

The Republic of Madagascar has officially deployed its Ambassador-designate to South Africa, Mr Toavina Ralambomahay, who arrived in Pretoria this week to assume his responsibilities as the new He…

05/07/2026
05/07/2026

🔴​​​𝗞𝗔𝗥𝗔𝗠𝗔 𝗙𝗔𝗥𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗠𝗕𝗔𝗡𝗬 : 𝗡𝗶𝘃𝗼𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝟮𝟵 𝗝𝗼𝗻𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟲 𝘁𝗲𝗼 𝗻𝘆 𝗱𝗶𝗱𝗶𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗹𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟲-𝟭𝟯𝟱𝟮 𝘀𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟲-𝟭𝟯𝟱𝟴 𝗺𝗮𝗺𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝘀𝗼𝗻𝗱𝗿𝗼𝘁𝗮𝗻𝗮.

✅Mihatra ny fampiakarana ny karama farany ambany ho 300 000 Ariary eny amin’ny sehatra tsy miankina.

✅Manomboka amin’ny volana Oktobra 2026 kosa dia mbola hisondrotra ho 315 000 Ariary izany. In-droa miantoana ny fampiakarana

01/07/2026
23/03/2026

📌"𝗛𝗼 𝘁𝗼𝗻𝗴𝗮 𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗲 𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗿𝗮𝗵𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗽𝗼𝗯𝗹𝗶𝗸𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗲𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮 ?" : 𝗛𝗼𝘆 𝗻𝘆 𝗔𝗻𝘁𝗼𝗸𝗼 𝗣𝗼𝗹𝗶𝘁𝗶𝗸𝗮 𝗠𝗮𝗱𝗶𝗼

▶ Anaty "𝗽é𝗿𝗶𝗼𝗱𝗲 𝗲𝘅𝗰𝗲𝗽𝘁𝗶𝗼𝗻𝗻𝗲𝗹𝗹𝗲" isika ankehitriny ka nahadiso ny PRRM ny fanarahana ny voafaritry ny lalàmpanorenan’ny repoblika fahefatra hoy ny Antoko Politika Madio manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena . Tokony hapetraka araka izany ny sata maha tetezamita an’izao fitondrana hirosoana amin’ny fanavaozana eto amin’ny firenena .

▶ "𝗛𝗼 𝘁𝗼𝗻𝗴𝗮 𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗲 𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗿𝗮𝗵𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗽𝗼𝗯𝗹𝗶𝗸𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗲𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮 ?": Hoy ny fanotaniana napetraky ny APM . Raha hanaraka ny lalàmpanorenena repoblika fahefatra isika dia ireo maro an’isao amin’ny Antenimierampirenena , izay ireo mpiaradia amin’i Andry RAJOELINA no maro an’isa .

21/03/2026

💪🇲🇬✊

Efa tonta be ty fa tsy tonta kely tsony re olona ô😡😡
21/03/2026

Efa tonta be ty fa tsy tonta kely tsony re olona ô😡😡

Address

Tanambao
Mananjary
209

Telephone

+261343994107

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antoko Politika Madio - Faritra Vatovavy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Antoko Politika Madio - Faritra Vatovavy:

Shortcuts

Share