Commune Rurale Nandihizana Carion

Directions

Commune Rurale Nandihizana Carion Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Commune Rurale Nandihizana Carion, Government Organization, Commune Rurale Nandihizana Carion, Manjakandriana.

🔵🟡Fampiofanana MAIMAIMPOANA mahakasika ny fiompiana COMBO 🤩APEM PAIQ S.A dia manome fotoana ho antsika rehetra tsy ankan...
11/10/2026

🔵🟡Fampiofanana MAIMAIMPOANA mahakasika ny fiompiana COMBO 🤩
APEM PAIQ S.A dia manome fotoana ho antsika rehetra tsy ankanavaka izay liana, ny Zomà 16 Oktobra 2026 ho avy izao, amin'ny 10 ora maraina ao amin'ny Commune Carion - omena anao avokoa ireo lalana rehetra ahombiazanao amin'ny fiompiana COMBO. Fampiofanana tsy andoavanao vola na ariary àry 😉
Infoline 📞038 44 128 14 - 038 44 120 74

Manomboka ny fanamboaran-dalana PAVÉ mamakivaky ny tananan’ny Maharidaza. Tetik’asa izay iarahan’ny Kaominina sy ny foko...
10/10/2026

Manomboka ny fanamboaran-dalana PAVÉ mamakivaky ny tananan’ny Maharidaza. Tetik’asa izay iarahan’ny Kaominina sy ny fokonolona manantanteraka.
Lehibe ny asa, ny tao-trano rahateo tsy efan’irery koa anasana antsika zanaka am-pielezana hifanome tanana

Notanterahina teo amin’ny efitrano malalaka ny Kaominina androany ny fivoriana fanao isam-bolana. Niavaka ny fivoriana a...
05/10/2026

Notanterahina teo amin’ny efitrano malalaka ny Kaominina androany ny fivoriana fanao isam-bolana.
Niavaka ny fivoriana androany satria:
- Tonga nanatrika izany sady nanome fampiofanana ny lehiben’ny Distrika
- Nanotrona izany ihanikoa ny CB vaovao ny Zandarimaria Manjakandrina
- Nizarana fitaovana ho Enti-miasa ireo Quartier Mobile
- Nisy ihany koa moa ny fanentanana avy amin’ny lehiben’ny tobim-pahasalamana mahakasika ny hetsika fanaovana vakisiny faobe

23/09/2026
Efa misokatra ho antsika tanora ny Centre Culturelle Solidaire IALISOA eto anivon’ny Kaominina. Androany dia Nandray ny ...
19/09/2026

Efa misokatra ho antsika tanora ny Centre Culturelle Solidaire IALISOA eto anivon’ny Kaominina. Androany dia Nandray ny Club Y-Speaking avy amin’ny YMCA Carion ny ivotoerana , mba hahafahan’ireo tanora mizatra sy mianatra teny Anglisy

Notanterahina teto amin’ny efitrano malalaky ny Kaominina ny fiofanana fiompiana Trondro andobo sy antanimbary. Isaorana...
18/09/2026

Notanterahina teto amin’ny efitrano malalaky ny Kaominina ny fiofanana fiompiana Trondro andobo sy antanimbary.
Isaorana ny Ministeran’ny Jono sy Toekarena Manga nanantanteraka ny fiofanana

Hiverina eto amin’ny EPP Maharidaza indray isika . ity sekoly ity izay ho feno 130 taona amin’ny taona 2027. Anisan’ny s...
16/09/2026

Hiverina eto amin’ny EPP Maharidaza indray isika . ity sekoly ity izay ho feno 130 taona amin’ny taona 2027. Anisan’ny sekoly ela indrindra raha eto amin’ny manodidina ary namoaka olo-manga maro.
Anisan’ny mampiavaka ity sekoly ity fiaraha-miasa amin’ny fikambanana iray Any France tarihin’ny Dr Josoa RASOLOFOMAMONJY izay mamatsy sakafo tsitapaka ny Cantine Scolaire .
Tamin’izao fidiran’ny mpianatra izao dia nahazo fanamiana Vaovao koa ireo ankizy. Betsaka koa ireo foto-drafitr’asa vitan’ny fikambanana ao
Kopa-patanana ho antsika rehetra nandalo tao amin’ny EPP MAHARIDAZA
Coucou manokana hoan’ny mpianatry Mme Jacqueline

Ny GP1C RAZAFINDRAMIARY Olivier indray no CP eto amin’ny Zanatobim-paritry ny Zandarimaria eto CarionTonga nanao fitsidi...
15/09/2026

Ny GP1C RAZAFINDRAMIARY Olivier indray no CP eto amin’ny Zanatobim-paritry ny Zandarimaria eto Carion
Tonga nanao fitsidihana ara-pomba fifanajana teo anivon’ny Kaominina ny tenany.
Nandray azy tamin’izany ny Ben’ny Tanana
TONGASOA CP

Ho antsika tanora liana hiditra ho mpiasan'ny HETRA. Hisy ny fifaninana karakarain'ny fanjakana mahakasika izany Azontsi...
14/09/2026

Ho antsika tanora liana hiditra ho mpiasan'ny HETRA. Hisy ny fifaninana karakarain'ny fanjakana mahakasika izany
Azontsika jerena ao amin'ny Biraon'ny Kaominina ny andinindininy

Teto amin’ny EPP Maharidaza indray izahay no nanao fitsidihana sy nitondra fitaovam-pianarana ho an’ny kilonga kely mian...
14/09/2026

Teto amin’ny EPP Maharidaza indray izahay no nanao fitsidihana sy nitondra fitaovam-pianarana ho an’ny kilonga kely mianatra eto

Misaotra an’i Madaman’i Maire sy Mr Andry Toko telo nanome ny fitaovana

Address

Commune Rurale Nandihizana Carion
Manjakandriana
116

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Commune Rurale Nandihizana Carion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share