Direction Régionale de la Santé Publique Itasy

Directions

Direction Régionale de la Santé Publique Itasy Direction Régionale de la Santé Publique Itasy

30/10/2026

✨️Ndao hamafisina ny fatram-baksiny miaro amin’ny lefakozatra na Polio efa azon’ny zanantsika, amin’ny alalan’ny fanaovam-baksiny faobe ny 24-25-26-27 Novambra 2026 ho avy izao manerana ny Nosy.

ℹ️Tsy resaka Vintana akory ny Fahasalamana

🌸🌸𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐑𝐈𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐎𝐂𝐓𝐎𝐁𝐑𝐄 𝐑𝐎𝐒𝐄 2026 🌸🌸🌺Anisany mamono vehivavy maro ny homamiadan'ny nono sy ny vozon'ny tranon-jaza. Az...
28/10/2026

🌸🌸𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐑𝐈𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐎𝐂𝐓𝐎𝐁𝐑𝐄 𝐑𝐎𝐒𝐄 2026 🌸🌸

🌺Anisany mamono vehivavy maro ny homamiadan'ny nono sy ny vozon'ny tranon-jaza. Azo sorohana mialoha anefa izany amin'ny alalan'ny fanaovana fitiliana.

🌺Ity volana Octobra ity dia natokana nanaovana fanentanana mahakasika ny ady amin'ny homamiadan'ny nono sy ny vozon'ny tranon-jaza. Arak'izany dia hisy ny hetsika lehibe izay hanamarihana izany ny Zoma 30 Octobre ao amin'ny Tranom-pokonolona Arivonimamo.

🌺Hisy fampianarana sy fitiliana maimaimpoana mandritra ny hetsika.
Misy tolotra ara-pahasalamana maro afaka sitrahana ihany koa👇

09/10/2026
𝐙𝐀𝐙𝐀 𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀 𝐍𝐘 𝐙𝐀𝐙𝐀 𝐕𝐈𝐓𝐀 𝐕𝐀𝐊𝐈𝐒𝐈𝐍𝐘 𝐒𝐘 𝐌𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐕𝐈𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀 𝐀🖋️Notanterahina ny 05 oktobra 2026 ny fanokafana amin'ny fomba ...
06/10/2026

𝐙𝐀𝐙𝐀 𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀 𝐍𝐘 𝐙𝐀𝐙𝐀 𝐕𝐈𝐓𝐀 𝐕𝐀𝐊𝐈𝐒𝐈𝐍𝐘 𝐒𝐘 𝐌𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐕𝐈𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀 𝐀

🖋️Notanterahina ny 05 oktobra 2026 ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny hetsika ara-pahasalamana fanaovam-bakisiny faobe fanefitry ny kitrotro sy fanefitry ny lefakozatra ary fizarana vitamine A ho an'ny Faritra Itasy.

Samy nanatanteraka izany avokoa ny Distrika Arivonimamo, Miarinarivo ary Soavinandriana. Ny Fanokafana Rezionaly dia notanterahina tao Soafinandriana.

✅ Izao hetsika izao moa dia anisany hetsika izay tena mipaka tanteraka amin'ny vahoaka satria fahasalaman'ny zaza Malagasy rehetra no tanjona, izay tafiditra indrindra amin'ny programa ankapobeny ny fitondrana fanavaozana.

📍 Soavinandriana : Nitarika izany Ny Lehiben'ny Distrik sy Ny Depioten'i Madagasaikara voafidy tao Soavinandriana, notronin'ireo Olomboafidy sy Olomboatendry maro, Sivily sy miaramila ary vahoaka marobe.

📍Miarinarivo: Nitarika izany ny Lehiben'ny Fileovana Miarinarivo notronin'ireo Olomboafidy sy olomboatendry, sivily sy miaramila ary vahoaka.

📍Arivonimamo: Nitarika izany ihany koa Ny Lehiben'ny Distrika, ireo olomboafidy sy olomboatendry, sivily sy miaramila ary vahoaka any an-toerana.

📌Niompana tamin'ny fanentanana ny vahoaka hampanao vakisiny sy hanome VitA ny zaza ny lahatenin'ireo manampahefana rehetra ary ny fahavononana hifanome tanana amin'ny fanatrarana ny tanjona dia ny hisitrahan'ny zaza rehetra ny tolotra.

''𝑴𝑰𝑨𝑺𝑨 𝑴𝑰𝑨𝑹𝑨𝑲𝑨 𝑯𝑶 𝑨𝑵'𝑵𝒀 𝑭𝑨𝑵𝐎𝑽𝑨𝑵𝑨, 𝑴𝑨𝑵𝑨𝑺𝑰𝑻𝑹𝑨𝑵𝑨 𝑵𝒀 𝑭𝑰𝑹𝑬𝑵𝑬𝑵𝑨''

📷 COM DRSP ITASY

𝐀𝐃𝐈𝐒𝐈𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐇𝐄𝐓𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐎𝐕𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐊𝐈𝐒𝐈𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐎𝐁𝐄 𝐇𝐈𝐀𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐊𝐈𝐓𝐑𝐎𝐓𝐑𝐎 𝐒𝐘 𝐏𝐎𝐋𝐈𝐎 𝐀𝐑𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐑𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐙𝐀𝐙𝐀 𝐌𝐁𝐎...
03/10/2026

𝐀𝐃𝐈𝐒𝐈𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐇𝐄𝐓𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐎𝐕𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐊𝐈𝐒𝐈𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐎𝐁𝐄 𝐇𝐈𝐀𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐊𝐈𝐓𝐑𝐎𝐓𝐑𝐎 𝐒𝐘 𝐏𝐎𝐋𝐈𝐎 𝐀𝐑𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐑𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐙𝐀𝐙𝐀 𝐌𝐁𝐎𝐋𝐀 𝐓𝐒𝐘 𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐕𝐈𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀 𝐀

📍𝐄𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐋𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐈𝐭𝐚𝐬𝐲

🗓️2 𝐎𝐜𝐭𝐨𝐛𝐫𝐚 2026

🖊️Anisany laharam-pahamehan'ny fitondrana fanavaozana ankehitriny ny fahasalalam-bahoaka. Ao anatin'izany indrindra ny hetsika fanaovam-bakisiny faobe izay hiadiana amin'ny aretina kitrotro sy lefakozatra ary ny fanatrarana ireo zaza mbola tsy nisitraka Vitamina A.

🖋️ Nandritrin'ny fihaonana dia naneho ny fahavononana ny mpitondra fanjakana aty anivon'ny Faritra, ny Mpitondra fivavahana, ireo Mpitondra nentim-paharazana ny amin'ny fifanomezan-tanana mba hatrarana ny tanjona dia ny hisitrahan'ireo zaza fara hafakeliny 95% ny tolotra.

"𝑴𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒎𝒊𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂, 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂"

Fitafy MalagasyMpiasan'ny Fahasalamana Distrika Arivonimamo 🥰
03/10/2026

Fitafy Malagasy
Mpiasan'ny Fahasalamana Distrika Arivonimamo 🥰

Fitafy Malagasy📍Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Itasy🗓️2 Octobra 2026
02/10/2026

Fitafy Malagasy
📍Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Itasy
🗓️2 Octobra 2026

Atelier de renforcement de l’e-SIGL et de redynamisation du Comité GAS au niveau District🗓️ 21 au 24 septembre  2026 📍An...
24/09/2026

Atelier de renforcement de l’e-SIGL et de redynamisation du Comité GAS au niveau District
🗓️ 21 au 24 septembre 2026
📍Antseranantsoa Miarinarivo

𝐓𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐑𝐎𝐊𝐀 𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐈𝐕𝐎𝐍'𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐁𝐈𝐌-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐎𝐕𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐊𝐈𝐒𝐈𝐍𝐘 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐀𝐑𝐄𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐙𝐎 𝐒𝐎𝐑𝐎𝐇𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐀𝐋𝐀𝐋𝐀𝐍'𝐍𝐘...
22/09/2026

𝐓𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐑𝐎𝐊𝐀 𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐈𝐕𝐎𝐍'𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐁𝐈𝐌-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐎𝐕𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐊𝐈𝐒𝐈𝐍𝐘 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐀𝐑𝐄𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐙𝐎 𝐒𝐎𝐑𝐎𝐇𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐀𝐋𝐀𝐋𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐊𝐈𝐒𝐈𝐍𝐘
📍𝐂𝐒𝐁 𝐈𝐈 𝐌𝐚𝐧𝐝𝐢𝐚𝐯𝐚𝐭𝐨, 𝐂𝐒𝐁 𝐈 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐫𝐢𝐛𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚
🗓️21 𝐒𝐞𝐩𝐭𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 2026

✅Ao anatin'ny fanatanterahana ny programan'ny Fitondram-panjakana Fanavaozana ankehitriny ny fanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana sitrahan'ny vahoaka sy ny fisorohana ny arteina. Arak'izany dia nidina ifotony nanao tantsoroka teny amin'ny tobim-pahasalamana Rtoa Talem-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Itasy, Atoa tompon'andraikitry ny programa Vakisiny ao amin'ny Distrika Miarinarivo, Rtoa Solotena maharitry ny OMS eto Itasy.

📌Tanjona ao anatin'izany ny fanamafisana ny fisorohana ireo aretina azo sorohina amin'ny alalan'ny vaksiny indrindra ny fanafoanana ny tranga lefakozatra, ny kitrotro ary ny Tetanosy ny Zaza vao teraka sy ny aretina hafa mampididoza mpahazo ny zaza.

📌Nifanindry andalana tamin'izany ny fanaraha-maso amin'ny ankapobeny ny asa eny anivon'ny tobim-pahasalamana. Nisy ireo toromarika fanatsarana nataon-dRamatoa Talem-paritry ny Fahasalamana Itasy mba hisitrahan'ny vahoaka tolotra sahaza sy ara-kalitao.

𝑴𝒊𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒎𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒐𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂

Address

Enceinte Hôpital
Miarinarivo
117

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Direction Régionale de la Santé Publique Itasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Nearby government services