17/11/2024
TIM Avaradrano ofisialy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TIM Avaradrano ofisialy, Political organisation, Sabotsy-Namehana.
17/11/2024
14/11/2024
TAFATAFA TAMIN’IREO MPIVAROTRA ETO AN-TSENA SABOTSY NAMEHANA ARAKA NY SOKAJINY AVY. NIHAINO NY HETAHETA, NIJERY NY ZAVA MISY , HITONDRA FANATSARANA AMIN’NY FOTOANA MAHAMETY IZANY.
“ AZA MATAHOTRA, MINOA FOTSINY IHANY”
“ Tsy haka ny an’izay manana , fa hampanana izay tsy manana” “ isika hiaraka hiampita, hifampitantana ho tafita” , DINGANDAVA SABOTSY NAMEHANA.
13/11/2024
FIDINANA IFOTONY IFANAKALOZAN-KEVITRA, IFANKAHEREZANA, HANALANA NY AHIAHY SY NY ELANELANA . ALAIN N2 kandida Tim Sabotsy Namehana
04/11/2024
Fanolorana tamin’ny fomba ofisialy sy Fitsofan-drano , natao tao amin’ny Université Masca.
Natomboka tamin’ny Fotoam-pivavahana.
Mankasitraka ireo rehetra nifanotrona, mankasitraka manokana ny Filoha Marc Ravalomanana.
21/10/2024
FANAOVANA VAKSINY AKOHO AMAM-BORONA TAO AMIN’NY FOKONTANY BOTONA SABOTSY NAMEHANA NATAON’I ALAIN N2 KANDIDA TIM , TOHANAN’NY FIRAISANKINA. FAMPANDROSOANA MANAKAIKY VAHOAKA.
16/10/2024
Fivorian’ireo mpanentana isam-pokontany sady fanofanana, vonona ny kandida Tim N2 , olona niomana fa tsy kandida mpisolo toerana, tompon’anarana fa tsy mpindrana , manana vina mazava, azo tanterahana , azo refesina , manakaiky ny vahoaka . Kandida Tim tohanan’ny Firaisankina N2, eto Sabotsy Namehana.
«Isika hiaraka hiampita, hifampitantana , ho TAFITA ». DINGANDAVA SABOTSY NAMEHANA.
12/10/2024
Miasa miaraka amin’ny vahoaka , ho fampandrosoana ny valalabemandry. Vina mazava, efa vonona , azo tanterahana .
11/10/2024
Manana tanjona
Miasa tsara
Miasa ampa-hamarinana
Mahatoky An'Andriamanitra
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Sabotsy-Namehana
