Tsakafara - Young Women in Politics Program - YWPP

Directions

Tsakafara - Young Women in Politics Program - YWPP Jeunes femmes issues des 24 régions de Madagascar engagées dans la politique.

``Raha noana ny kibo mivezivezy ny fanahy. Andao hamboly.``Andréa Joelson🤔 Manana tany be velarana isika sady manana olo...
13/10/2026

``Raha noana ny kibo mivezivezy ny fanahy. Andao hamboly.``

Andréa Joelson🤔



Manana tany be velarana isika sady manana olombelona afaka miasa indrindra fa ny TANORA, azo tanterahana tsara ny mamokatra sakafo ampy hoan'ny Malagasy ary manafoana ny fanafarana sakafo , indrindra fa ny vary.

Miondrika am-panajana manoloana ny fahalasan'i   izay anisan'ny YWPP andian'ny voalohany  . Mirary fiononana feno ho an'...
29/09/2026

Miondrika am-panajana manoloana ny fahalasan'i izay anisan'ny YWPP andian'ny voalohany .

Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana, ny namana, ny mpiara-miasa rehetra.

Faly miarahaba an'i Ramatoa Juliana Anjararasoa voafidy ho Filohan’ny Vehivavy HVM ao amin’ny Faritra Atsimo Andrefana. ...
11/09/2026

Faly miarahaba an'i Ramatoa Juliana Anjararasoa voafidy ho Filohan’ny Vehivavy HVM ao amin’ny Faritra Atsimo Andrefana. Izay filoham-panorina ary mpitantana ny Ampela Miavotse .

Ho Tsakafara anie ianao amin'ny adidy izay hiandraketanao manomboka izao.
🇲🇬

𝗥𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝗺𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮 Rakotonindrina, avy amin'ny ONG KARIERA sy 𝗔𝗿𝘆𝗲𝗹𝗹𝗮 Andrianatsitoherinteny, avy amin'ny Observatoire Nationa...
05/09/2026

𝗥𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝗺𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮 Rakotonindrina, avy amin'ny ONG KARIERA sy 𝗔𝗿𝘆𝗲𝗹𝗹𝗮 Andrianatsitoherinteny, avy amin'ny Observatoire National des Droits Humains (ONDH) , malagasy, misolo tena an'i amin'ny Cod’Action Plaidoyer International (CAPI) - CODAP atao any Genève.

1200 ny isan'ny maneran-tany nandray anjara tamin'ny fifantenana. 20 sisa no voafantina avy amin'ny firenena miisa 18 farany ka isan'ireny izy mianadahy.

Nahazo fiofanana momba ny zon'olombelona, fitantanana tetikasa ary ny fanaovana adisisika amin'ny sehatra iraisam-pirenena izy ireo. Tanjona ny hamadika ny tetikasany ho asa misy vokany.

« Le droit des jeunes à une insertion professionnelle digne » ny an'i Rindramalala

« L'accès à la justice et de l’encadrement du Dina à Madagascar » io ny tetikasan'i Aryella.

Ho Tsakafara hatrany anie ianareo, ravo manana anao I Rindramalala Andoniaina - Bolo ❤️🇲🇬

Source chasse info

« Il y a un an, nous avions des rêves, mais aussi des craintes face à un domaine encore perçu comme masculin. »​Un an pl...
31/07/2026

« Il y a un an, nous avions des rêves, mais aussi des craintes face à un domaine encore perçu comme masculin. »

​Un an plus t**d, le regard a changé, la posture s'est affirmée. La 3ème cohorte du programme YWPP n'est plus juste un groupe de jeunes femmes formées : nous sommes la cohorte Tsakafara - Young Women in Politics Program - YWPP .

​On ne nous a pas seulement appris à diriger ; on nous a appris à le faire avec éthique, humilité, à trouver notre propre voix et à porter fièrement notre identité.

​De nos régions respectives jusqu'à l'international, notre engagement pour notre peuple et notre pays continue. Nous poursuivons nos actions au cœur de nos communautés, portées par les valeurs d'intégrité, d'honnêteté et de loyauté.

​Merci à toutes nos sœurs de promotion,
À Institut Electoral pour une Démocratie Durable en Afrique - EISA Madagascar
À notre Maraine
À nos familles, nos mentors, nos amis, aux PTF et à tous vos soutiens pour cette première année mémorable.

​

Miara-ory amin'ireo mpiray tanindrazana rehetra. 🇲🇬
24/07/2026

Miara-ory amin'ireo mpiray tanindrazana rehetra. 🇲🇬

19/07/2026

Mirary soa ho anareo zandry, zanaka hiatrika ny fanadinam-panjakana BACCALAURÉAT rehetra

Miarahaba manokana anao ramatoa RAMBOASOLOFO Anicette Zoariseheno amin'izao fanendrena anao ho talem-paritry ny asa, ny ...
18/07/2026

Miarahaba manokana anao ramatoa RAMBOASOLOFO Anicette Zoariseheno amin'izao fanendrena anao ho talem-paritry ny asa, ny fampanan'asa ary ny asam-panjakana eto amin'ny faritra ITASY.

Rehareha ho anay rahavavinao eto anivon'ny Tsakafara - Young Women in Politics Program - YWPP sy ireo vehivavy maro ny fandraisanao izao adidy vaovao izao.

Ho hatrany anie ianao.
Ho an'i Madagasikara 🇲🇬

06/07/2026

Mirary soa ho anareo zandry, zanaka hiatrika ny fanadinam-panjakana BEPC rehetra

Address

Toliara

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsakafara - Young Women in Politics Program - YWPP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share