24/09/2026
TOLIARA - VARAVARANA MISOKATRA HOAN'NY RAHARAHA TANY SY FANANAN-TANY.
👉 Ankabeazan'ireo raharaha misy eny amin'ny Fitsarana dia resaka Tany avokoa, disadisa eny anivon'ny Fiaraha-monina dia resaka Tany avokoa, noho ny tsy fahafantarana ny lalana mifehy izany Fananan-tany sy ny Raharaha tany zany.
💯 Izany indrindra no antony nahatonga izao Varavarana misokatra izay nampisalovina ny anarana hoe: ZO SY ADIDIN'IREO TOMPON'NY TANY, OLON-TSOTRA NA FANJAKAN, ka ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Fananantany sy Fandrefesan-tany.
🔥 Liana amin'ny fanazavana ireo mpandray anjara ka betsaka ireo fanontanina izay napetraka, izay niezahana ho valiana mba hahafantarana ny lalana mifehy ny Fananatanay sy ny Raharaha tany.