04/11/2026
๐๏ธ 4 Novambra 2026 ๐Soarano
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ : ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฒ๐ฌ
๐ฆNosokafana taminโny fomba ofisialy androany ny Masterclass ho anโny Tanora mitondra ny lohahevitra hoe: ยซ ๐
๐๐ช๐ฃ๐๐จ๐จ๐ ๐๐ฉ ๐ง๐๐๐ค๐ฃ๐๐๐ฉ๐๐ค๐ฃ, ๐๐ ๐กโ๐๐ฃ๐ฉรฉ๐๐ง๐๐ฉรฉ ร ๐กโ๐๐ฃ๐๐๐๐๐ข๐๐ฃ๐ฉ ยป, izay haharitra telo andro, ny 4 ka hatraminโny 6 novambra 2026. Fampiofanana tanterahina ao anatinโny fiaraha-miasa eo aminโny SIAP sy ny Vondrona Afrikanina (Union Africaine).
๐ตNy Tale Mpandrindra ny Hetsika ho anโny Tanora (CCMAJ) no nisolo tena ny Minisiteranโny Tanora sy ny Fanatanjahantena nandritra ny lanonam-panokafana.
Nohamafisiny nandritra izany ny anjara toerana lehibe raisinโny tanora aminโny fanavaozana ny firenena indrindra ny fandraisana anjara aminโny raharaham-pirenena. Notsindriany ihany koa ny fahahavononan'ny Ministera hanohana ny tanora aminโizany ezaka izany.
๐ทAntenaina fa hitondra vokatra tsara sy akony lehibe eo aminโny hoavinโny firenena ny fifanakalozan-kevitra, ny fandalinana ary ny traikefa hifampizarana mandritra ity telo andro ity.
African Union
SIAP.Espace de Dialogue
Ministรจre de la Jeunesse et des Sports