Agence BG Antalaha

  • Home
  • Agence BG Antalaha
Call Directions

Agence BG Antalaha AGENCE BG ANTALAHA
Ahitanao: Vaovao, Varotra, Annonces, Dokambarotra, fialamboly, trano ahofa Sns...

Mbola mitady OLO hiasa antrano kilasy mody
12/11/2026

Mbola mitady OLO hiasa antrano kilasy mody

📢 MITADY MPANAMPY AN-TRANO – ANTALAHA

Mitady vehivavy mpanampy an-trano izahay, olona matotra sy azo itokisana.
✅ Fepetra takiana:
Vehivavy 30 taona no ho miakatra.
Madio sy tia fahadiovana.
tsy mpangalatra.
Mazoto miasa sy tompon'andraikitra.
🧹 Asa atao:
Mamafa sy manadio trano.
Manasa lamba.
Mampipasaka sy manisy vy ny lamba.
Mikarakara ny fahadiovana ankapobeny ao an-trano.
🕒 Fotoana fiasana:
Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy: 7h30 – 17h30.
Alahady: antsasaky ny andro.
💰 Karama: mp
📍 Toerana iasana: Antalaha.
📩 Izay liana sy mahafeno ireo fepetra ireo dia afaka mandefa hafatra manokana (MP) raha mila fanazavana fanampiny.

📢 MITADY MPANAMPY AN-TRANO – ANTALAHAMitady vehivavy mpanampy an-trano izahay, olona matotra sy azo itokisana.✅ Fepetra ...
11/11/2026

📢 MITADY MPANAMPY AN-TRANO – ANTALAHA

Mitady vehivavy mpanampy an-trano izahay, olona matotra sy azo itokisana.
✅ Fepetra takiana:
Vehivavy 30 taona no ho miakatra.
Madio sy tia fahadiovana.
tsy mpangalatra.
Mazoto miasa sy tompon'andraikitra.
🧹 Asa atao:
Mamafa sy manadio trano.
Manasa lamba.
Mampipasaka sy manisy vy ny lamba.
Mikarakara ny fahadiovana ankapobeny ao an-trano.
🕒 Fotoana fiasana:
Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy: 7h30 – 17h30.
Alahady: antsasaky ny andro.
💰 Karama: mp
📍 Toerana iasana: Antalaha.
📩 Izay liana sy mahafeno ireo fepetra ireo dia afaka mandefa hafatra manokana (MP) raha mila fanazavana fanampiny.

🍽️ ANTALAHA, TSY LANY RAHA TSARA! 😋❤️📢 Ho antsika eto Antalaha, aza misahirana intsony mitady toerana hisakafoana, fa vo...
11/11/2026

🍽️ ANTALAHA, TSY LANY RAHA TSARA! 😋❤️

📢 Ho antsika eto Antalaha, aza misahirana intsony mitady toerana hisakafoana, fa vonona handray anareo ny CHEZ Niaina Carinah Gargote Ankoalabe Antalaha! 🥰

🍜 Ireto avy ny sakafo ho hitantsika ao:
La soupe 🍲
Mine Sao 🍜
Tsiridritra 😋
Brochettes 🍢
Pizza 🍕

Ary mbola maro karazana sakafo matsiro hafa tsy voatanisa! 🤤
🕗 Ora fisokafana: Manomboka amin'ny 8 ora maraina ka hatramin'ny 11 ora alina (23h).
Adresse 👉ankoalabe marikitry bar cla aminy toerana fivarotana fanaka kakazo isaka tsena Talata 🤗
🛵 Mandray commande ihany koa izy ireo, koa aza misalasala manafatra!

🏠 TRANO AFAKARANA / TRANO À LOUER – ANKOALABE, ANTALAHA 🏠📍 Trano demi-dur🛏️ Efitra  2 (2 chambres).🍳 Cuisine mitokana.🚿 ...
10/11/2026

🏠 TRANO AFAKARANA / TRANO À LOUER – ANKOALABE, ANTALAHA 🏠

📍 Trano demi-dur
🛏️ Efitra 2 (2 chambres).
🍳 Cuisine mitokana.
🚿 Do**he sy WC eny ivelan'ny trano.
🏡 Anaty la cour
📌 Toerana :
Morondalana, lalana tany.
Tsy lavitra ny lalana pavé.
Afaka idirany fiara tomobil na moto
Toerana tsy azondrano

Tsy lavitra ny Biraon'ny Kaominina (Bureau de la Commune).
💰 Loyer : 800 000 fmg
900 000 fmg izy miaraka jiro sy rano robinet
Droit de visite ✅ commission d'agence ✅
📩 Raha liana dia mandefasa MP na miantsoa mivantana amin'ny: 📞 032 437 1605

🔥 À VENDRE – CONGÉLATEURS, RÉFRIGÉRATEUR ET BICYCLETTES 🔥❄️ CONGÉLATEURS DISPONIBLES :350 litres200 litres100 litres✅ Pr...
10/11/2026

🔥 À VENDRE – CONGÉLATEURS, RÉFRIGÉRATEUR ET BICYCLETTES 🔥
❄️ CONGÉLATEURS DISPONIBLES :
350 litres
200 litres
100 litres

✅ Prix très abordables ! ✅ Fonctionnent parfaitement, sans aucun problème. ✅ Jamais réparés, encore en très bon état.
🧊 CONGÉLATEUR 2 PORTES ET RÉFRIGÉRATEUR Très bon état, à saisir !
🚲 BICYCLETTES POUR ENFANTS ✅ En bon état. ✅ Fonctionnent parfaitement.
📩 Pour plus d'informations, envoyez un message privé (MP) ou contactez directement :
📞 032 61 212 68 📞 034 40 384 41
📍 Adresse : Maherifody, Antalaha.
🔥 N'attendez pas, profitez de ces bonnes occasions à prix réduits !

📢 ANTALAHA  VILLE — MITADY LEHILAHY Hiasa     Mbola mitady lelahy 1  zareo midira mp izay intéressé
07/11/2026

📢 ANTALAHA VILLE — MITADY LEHILAHY Hiasa

Mbola mitady lelahy 1 zareo midira mp izay intéressé

🏡 MAISON MEUBLÉE À LOUER – ANTALAHA 🏡✨ Vous recherchez une maison meublée confortable, calme et sécurisée à Antalaha ?🏠 ...
04/11/2026

🏡 MAISON MEUBLÉE À LOUER – ANTALAHA 🏡

✨ Vous recherchez une maison meublée confortable, calme et sécurisée à Antalaha ?

🏠 Équipements et avantages :
✅ Un salon confortable avec fauteuils 🛋️
✅ Une cuisine équipée pour préparer vos repas 🍽️
✅ Une salle de bain avec chauffe-eau 🚿
✅ Une belle terrasse pour profiter de l'air frais 🌴
✅ Un espace dédié aux activités sportives 🏋️
✅ Située à proximité de la mer 🌊
✅ Un environnement calme et agréable 🏡
✅ Un air marin pur et naturel 🌴
✅ Pas de coupures d'électricité ni d'eau ⚡💧
✅ Un endroit sécurisé pour votre tranquillité 🔐
📍 Localisation : ANTALAHA

📌 Droit de visite et commission d'agence applicables.
📩 Intéressé(e) ? Contactez-nous directement par message privé (MP) ou par téléphone :
📞 +261 32 43 716 05 📲 WhatsApp disponible ✅
✨ Votre confort et votre tranquillité sont notre priorité !

02/11/2026

Address


Telephone

+261346902402

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Agence BG Antalaha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your organization to be the top-listed government service?

Share