08/05/2025
"Sambatra ny maty dia izay maty ao amin'ny Tompo".
Amin’ny alahelo lehibe no ampandrenesanay ny fahalasanan'i Dr Fetra Arthur Rabearimanana ,mpiara-miasa sy Mpanolotsaina akaiky,Lehilahy feno fitiavana sy fanetren-tena teo amin'ny fiaraha-monina.
Maneho fiaraha-miory ho an’ny fianakaviany ary mankahery indrindra.
****
C’est avec une profonde tristesse que nous vous tiendrons part du décès du Dr Fetra Arthur Rabearimanana.. En cette douloureuse circonstance, nous tenons à exprimer nos plus sincères condoléances à sa famille.
Nous partageons votre peine et vous assurons de notre solidarité en ces moments difficiles. Que son âme repose en paix.
Avec toute notre compassion.