Faritra Ihorombe

Directions

Faritra Ihorombe Pejy Ofisialy

🇲🇬 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐕𝐎𝐀𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐎𝐕𝐀𝐌𝐁𝐑𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟔𝑁𝑎𝑡𝑎𝑜 𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜𝑎𝑛𝑦 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑛𝑔𝑎𝑛𝑎𝑛-𝑡𝑠𝑎𝑖𝑛𝑎 𝑣𝑜𝑎𝑙𝑜ℎ𝑎𝑛𝑦 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑖𝑡𝑦 𝑣𝑜𝑙𝑎𝑛𝑎...
02/11/2026

🇲🇬 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐕𝐎𝐀𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐎𝐕𝐀𝐌𝐁𝐑𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟔

𝑁𝑎𝑡𝑎𝑜 𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜𝑎𝑛𝑦 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑛𝑔𝑎𝑛𝑎𝑛-𝑡𝑠𝑎𝑖𝑛𝑎 𝑣𝑜𝑎𝑙𝑜ℎ𝑎𝑛𝑦 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑖𝑡𝑦 𝑣𝑜𝑙𝑎𝑛𝑎 𝑁𝑜𝑣𝑎𝑚𝑏𝑟𝑎 𝑖𝑡𝑦, 𝑖𝑧𝑎𝑦 𝑛𝑖𝑎𝑟𝑎ℎ𝑎𝑛’𝑖𝑟𝑒𝑜 𝑚𝑝𝑖𝑎𝑠𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑛𝑗𝑎𝑘𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑣𝑦 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑖𝑟𝑒𝑜 𝑠𝑎𝑚𝑝𝑎𝑛-𝑑𝑟𝑎ℎ𝑎𝑟𝑎ℎ𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑛𝑗𝑎𝑘𝑎𝑛𝑎 𝑠𝑎𝑚𝑖ℎ𝑎𝑓𝑎 𝑒𝑡𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑟𝑖𝑡𝑟𝑎 𝐼ℎ𝑜𝑟𝑜𝑚𝑏𝑒.

Tamin’izany fotoana izany, nisolo tena ny Lehiben’ny Faritra Ihorombe, Ramilavonjy Tialy Tsiverihasy , ny Tale Kabinetran’ny Faritra.

🇲🇬 Fotoana iray entina hanamafisana hatrany ny firaisankina, ny fifanomezan-tanana ary ny fanoloran-tena amin’ny fanatanterahana ny andraikitra sy ny asa fanompoam-bahoaka.

🤝 𝑀𝑖𝑟𝑎𝑟𝑦 ℎ𝑒𝑟𝑖𝑛𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜 𝑣𝑜𝑎𝑙𝑜ℎ𝑎𝑛𝑦 𝑓𝑒𝑛𝑜 𝑓𝑎ℎ𝑜𝑚𝑏𝑖𝑎𝑧𝑎𝑛𝑎 𝑠𝑦 𝑣𝑜𝑘𝑎𝑡𝑟𝑎 𝑡𝑠𝑎𝑟𝑎 ℎ𝑜 𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑚𝑝𝑖𝑎𝑠𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑛𝑗𝑎𝑘𝑎𝑛𝑎 𝑟𝑒ℎ𝑒𝑡𝑟𝑎 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑣𝑎ℎ𝑜𝑎𝑘𝑎 𝑒𝑡𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑟𝑖𝑡𝑟𝑎 𝐼ℎ𝑜𝑟𝑜𝑚𝑏𝑒

𝐅𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐎𝐍𝐉𝐈𝐌𝐀𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐇𝐎𝐃𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐓𝐄𝐓𝐎 𝐌𝐀𝐑𝐎𝐊𝐎𝐋𝐈𝐕𝐀 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐒𝐀𝐊𝐀𝐋𝐀𝐋𝐈𝐍𝐀 - 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀𝐒𝐀 𝐃𝐄𝐅𝐈𝐒  🌊📍 𝑁𝑎𝑡𝑜𝑙𝑜𝑡𝑟𝑎 𝑣𝑜𝑛𝑗𝑖𝑚𝑎𝑖𝑘𝑎 𝑛...
29/10/2026

𝐅𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐎𝐍𝐉𝐈𝐌𝐀𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐇𝐎𝐃𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐓𝐄𝐓𝐎 𝐌𝐀𝐑𝐎𝐊𝐎𝐋𝐈𝐕𝐀 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐒𝐀𝐊𝐀𝐋𝐀𝐋𝐈𝐍𝐀 - 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀𝐒𝐀 𝐃𝐄𝐅𝐈𝐒 🌊

📍 𝑁𝑎𝑡𝑜𝑙𝑜𝑡𝑟𝑎 𝑣𝑜𝑛𝑗𝑖𝑚𝑎𝑖𝑘𝑎 𝑛𝑦 𝑇𝑎𝑛𝑡𝑠𝑎ℎ𝑎 𝑀𝑝𝑎𝑚𝑏𝑜𝑙𝑦 𝑡𝑒𝑡𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑜𝑘𝑜𝑛𝑡𝑎𝑛𝑦 𝑀𝑎𝑟𝑜𝑘𝑜𝑙𝑖𝑣𝑎, 𝐾𝑎𝑜𝑚𝑖𝑛𝑖𝑛𝑎 𝑆𝑎𝑘𝑎𝑙𝑎𝑙𝑖𝑛𝑎, 𝑛𝑦 28 𝑂𝑘𝑡𝑜𝑏𝑟𝑎 2026 𝑛𝑦 𝑡𝑜ℎ𝑜𝑑𝑟𝑎𝑛𝑜 𝑚𝑖𝑡𝑒𝑛𝑡𝑖𝑛𝑎 930 𝑡𝑎𝑝𝑖𝑡𝑟𝑖𝑠𝑎 𝐴𝑟𝑖𝑎𝑟𝑦, 𝑖𝑧𝑎𝑦 ℎ𝑎ℎ𝑎𝑓𝑎ℎ𝑎𝑛𝑎 𝑚𝑎𝑛𝑜𝑛𝑑𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑣𝑒𝑙𝑎𝑟𝑎𝑛-𝑡𝑎𝑛𝑦 𝑚𝑖𝑟𝑒𝑓𝑦 300 ℎ𝑎, 𝑘𝑎 𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑘𝑎𝑚𝑏𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝐿𝑂𝑉𝐴𝑇𝑆𝑂𝐴, 𝑖𝑧𝑎𝑦 𝑎ℎ𝑖𝑡𝑎𝑛𝑎 𝑡𝑜𝑘𝑎𝑛𝑡𝑟𝑎𝑛𝑜 𝑚𝑖𝑖𝑠𝑎 200 𝑛𝑜 𝑚𝑎ℎ𝑎𝑧𝑜 𝑡𝑜𝑚𝑏𝑜𝑛𝑡𝑠𝑜𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑖𝑧𝑎𝑛𝑦.

🌾 Fotodrafitrasa mamaly mivantana ny hetahetan’ny Tantsaha izao ary antenaina fa hahatratrarana ny fahaleovantena ara-tsakafo, no sady hampitombo ny fidiram-bolan'ny fianakaviana maro any an-toerana.

🏗️ Ny tetikasa DEFIS, eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fahaleovantena ara-tsakafo, no namatsy ara-bola ny fanamboarana izao tohodrano izao.

💧 Hitohy any amin'ny Kaominina maro izao fanamboarana tohodrano vatsian’ny tetikasa DEFIS izao ka miisa 10 eo no anjaran'ny Faritra Ihorombe.

🤝 Vonona tanteraka ny eto anivon'ny Faritra Ihorombe, miara-miasa amin'ny Fitaleavana, Sampandraharaha, Fandaharanasa, Fikambanana, na ireo Sehatra tsy miankina amin'ny Fanjakana manampy ny Tontolo Ambanivohitra sady efa ao anatin'ny Paikadim-paritra rahateo izany.

👤 Nisolo tena ny Lehiben'ny Faritra Ihorombe Ramilavonjy Tialy Tsiverihasy nanatrika izany ny Talen'ny Kabinetra.

🙏 𝑭𝒊𝒔𝒂𝒐𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒌𝒂𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒇𝒆𝒏𝒐 𝒏𝒐 𝒂𝒕𝒐𝒍𝒐𝒕𝒓𝒂 𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒍𝒐𝒉𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂 𝑹𝒆𝒑𝒐𝒃𝒍𝒊𝒌𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂 , 𝗞𝗼𝗹𝗼𝗻𝗲𝗹𝘆 ̈𝒍 , 𝒏𝒚 𝑴𝒊𝒏𝒊𝒔𝒊𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒎𝒃𝒐𝒍𝒆𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒉𝒂𝒍𝒆𝒐𝒗𝒂𝒏𝒕𝒆𝒏𝒂 𝒂𝒓𝒂-𝒕𝒔𝒂𝒌𝒂𝒇𝒐 𝒏𝒐𝒉𝒐 𝒏𝒚 𝒆𝒛𝒂𝒌𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒐𝒉𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒛𝒂𝒐 𝒇𝒐𝒕𝒐𝒅𝒓𝒂𝒇𝒊𝒕𝒓𝒂𝒔𝒂 𝒊𝒛𝒂𝒐.

📍 𝐅𝐈𝐃𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍-𝐊𝐈𝐀𝐍𝐉𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐑𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐓𝐄𝐓𝐈𝐊𝐀𝐒𝐀 « 𝐇𝐀𝐑𝐀𝐓𝐎𝐍’𝐀𝐈𝐍𝐀 » 𝐓𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐒𝐀𝐇𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐎🤝 Ao anatin’...
27/10/2026

📍 𝐅𝐈𝐃𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍-𝐊𝐈𝐀𝐍𝐉𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐑𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐓𝐄𝐓𝐈𝐊𝐀𝐒𝐀 « 𝐇𝐀𝐑𝐀𝐓𝐎𝐍’𝐀𝐈𝐍𝐀 » 𝐓𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐒𝐀𝐇𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐎

🤝 Ao anatin’ny fampiharana ny tetikasa fiarovana ara-tsosialy « 𝐇𝐀𝐑𝐀𝐓𝐎𝐍’𝐀𝐈𝐍𝐀 », izay vatsian’ny FSR vola ary tafiditra ao anatin’ny fandaharan’asa « Transfert Monétaire pour le Développement Humain – Vatsin’Ankohonana », dia nisy ny fidinana an-kianja nataon’ireo tompon’andraikitra tao amin’ny Fokontany Bekily, Kaominina ambanivohitra Sahambano, Distrikan’Ihosy, ny talata 27 oktobra 2026.

𝑁𝑦 𝑡𝑎𝑛𝑗𝑜𝑛’𝑖𝑡𝑦 𝑓𝑖𝑑𝑖𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑛-𝑘𝑖𝑎𝑛𝑗𝑎 𝑖𝑡𝑦 𝑑𝑖𝑎 𝑛𝑦 ℎ𝑎𝑛𝑎𝑚𝑎𝑓𝑖𝑠𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑓𝑎𝑛𝑎𝑘𝑎𝑙𝑜𝑧𝑎𝑛-𝑘𝑒𝑣𝑖𝑡𝑟𝑎 𝑒𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑖𝑟𝑒𝑜 𝑡𝑜𝑚𝑝𝑜𝑛’𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑘𝑖𝑡𝑟𝑎 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑜𝑙𝑜𝑚-𝑏𝑜𝑎𝑓𝑖𝑑𝑦, ℎ𝑎𝑛𝑎𝑧𝑎𝑣𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑜𝑚𝑏𝑎 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑖ℎ𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑚𝑖𝑛𝑑𝑟𝑎𝑚-𝑏𝑜𝑙𝑎 ℎ𝑜 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜𝑠𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑚𝑎ℎ𝑎-𝑜𝑙𝑜𝑛𝑎, 𝑎𝑟𝑦 ℎ𝑎𝑛𝑜𝑚𝑏𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑚𝑖𝑣𝑎𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑣𝑜𝑘𝑎𝑡𝑟𝑎 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑎𝑛𝑡𝑟𝑎𝑖𝑘𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑡𝑒𝑡𝑖𝑘𝑎𝑠𝑎 𝑒𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑖𝑟𝑒𝑜 𝑡𝑜𝑘𝑎𝑛𝑡𝑟𝑎𝑛𝑜 𝑚𝑝𝑎ℎ𝑎𝑧𝑜 𝑡𝑜𝑚𝑏𝑜𝑛𝑡𝑠𝑜𝑎.

𝙄𝙍𝙀𝙊 𝙃𝙀𝙏𝙎𝙄𝙆𝘼 𝙉𝙊𝙏𝘼𝙉𝙏𝙀𝙍𝘼𝙃𝙄𝙉𝘼

🔹 Fandraisana sy fanombohana teo anoloan’ny biraon’ny DRPS Ihorombe.

🔹 Fitsidihana tokantrano: fihainoana ny fijoroana vavolombelona avy amin’ireo mpahazo tombontsoa sy fanamarinana ny fandraisana ny Vatsin’Ankohonana.

🔹 Fitsidihana ireo asa fampandrosoana ifotony (EBE):

- Fitsidihana ny VOAMAMI;
- Fitsidihana ny Ivon-toerana Fampianarana Mamaky Teny sy Manoratra;
- Fitsidihana ny sahan-tsekoly.

🔹 Fifanakalozan-kevitra: fandinihana ireo zava-misy eny ifotony sy fanomezana soso-kevitra hanatsarana ny fampiharana ny tetikasa.

💡 𝙁𝘼𝙉𝘼𝙈𝘼𝙁𝙄𝙎𝘼𝙉𝘼 𝙉𝙔 𝙁𝘼𝙈𝙋𝘼𝙉𝘿𝙍𝙊𝙎𝙊𝘼𝙉𝘼 𝙈𝘼𝙃𝘼𝙍𝙄𝙏𝙍𝘼

Nohamafisina nandritra ity fidinana an-kianja ity ny maha-zava-dehibe ny fametrahana vahaolana maharitra sy azo tsapain-tanana, mba hanamafisana ny fahaleovantenan’ireo tokantrano mpahazo tombontsoa sy hanatsarana ny fari-piainan’izy ireo.

Tonga nisolo tena ny Lehiben’ny Faritra IHOROMBE, Atoa Ramilavonjy Tialy Tsiverihasy, ny Lehiben’ny Sampan-draharaha Ankapoben’ny Faritra IHOROMBE, nandritra ity fidinana an-kianja sy fanamarinana ny vokatry ny tetikasa « 𝐇𝐀𝐑𝐀𝐓𝐎𝐍’𝐀𝐈𝐍𝐀 » tao amin’ny Fokontany Bekily, Kaominina ambanivohitra Sahambano, ity.

🇲🇬 𝐅𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐑𝐄𝐏𝐎𝐁𝐋𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀 - 𝐍𝐘 𝐋𝐀𝐏𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐇𝐎𝐒𝐘🤝 Maneho ny fisaorana sy ...
26/10/2026

🇲🇬 𝐅𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐑𝐄𝐏𝐎𝐁𝐋𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀 - 𝐍𝐘 𝐋𝐀𝐏𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐇𝐎𝐒𝐘

🤝 Maneho ny fisaorana sy fankasitrahana feno ho an’ny 𝑭𝒊𝒍𝒐𝒉𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑹𝒆𝒑𝒐𝒃𝒍𝒊𝒌𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂, 𝗞𝗼̂𝗹𝗼̂𝗻𝗲𝗹𝘆 𝗥𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗡𝗜𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗠𝗶𝗰𝗵𝗮𝗲𝗹 mivady, ny Fitantanana ny Faritra Ihorombe, noho ny fitsidihana ny Lapan’ny Tanànan’Ihosy ny omaly 25 Oktobra 2026.

🏗️ 𝐸𝑓𝑎 𝑚𝑖𝑟𝑜𝑠𝑜 𝑛𝑦 𝑎𝑠𝑎 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑟𝑒𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑠𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑚𝑏𝑜𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝐿𝑎𝑝𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑇𝑎𝑛𝑎̀𝑛𝑎𝑛’𝐼ℎ𝑜𝑠𝑦. 𝐸𝑓𝑎 𝑣𝑖𝑡𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑚𝑒𝑡𝑟𝑎ℎ𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑡𝑎𝑓𝑜 𝑎𝑟𝑦 𝑒𝑓𝑎 𝑎𝑜 𝑎𝑛𝑎𝑡𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝑑𝑖𝑛𝑔𝑎𝑛𝑎 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑚𝑏𝑜𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑡𝑎𝑛𝑡𝑒𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑜𝑡𝑜𝑑𝑟𝑎𝑓𝑖𝑡𝑟𝑎𝑠𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑖𝑧𝑎𝑜 𝑓𝑜𝑡𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑖𝑧𝑎𝑜.

🙏 Ny Fitantanana ny Faritra Ihorombe, tarihin’ny Lehiben’ny Faritra Ramilavonjy Tialy Tsiverihasy, dia maneho fankasitrahana manokana ny Filoha mivady noho ny fanohanana sy ny fandraisana andraikitra amin’ny fanatanterahana izao asa izao, izay hitondra tombontsoa ho an’ny tanànan’Ihosy sy ny mponina ao aminy.

🤝 𝑴𝒂𝒏𝒌𝒂𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒊𝒏𝒅𝒓𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂, 𝑻𝒐𝒎𝒑𝒐𝒌𝒐

⛪ 𝐅𝐈𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐈𝐀𝐍𝐆𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐋𝐌 𝐅𝐈𝐇𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐊𝐈𝐋𝐘 - 𝐈𝐇𝐎𝐒𝐘🙏 Nofaranana tamin'ny fitokanana ny Fiangonana 𝗙𝗟𝗠 𝗙𝗶𝗵𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗔𝗻𝗸...
25/10/2026

⛪ 𝐅𝐈𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐈𝐀𝐍𝐆𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐋𝐌 𝐅𝐈𝐇𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐊𝐈𝐋𝐘 - 𝐈𝐇𝐎𝐒𝐘

🙏 Nofaranana tamin'ny fitokanana ny Fiangonana 𝗙𝗟𝗠 𝗙𝗶𝗵𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗔𝗻𝗸𝗶𝗹𝘆 izay nitarina sy nohatsaraina ny famangiana nataon'ny 𝑭𝒊𝒍𝒐𝒉𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑹𝒆𝒑𝒐𝒃𝒍𝒊𝒌𝒂𝒏'𝒊 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂 ny Kôlônely mivady teto Ihosy Renivohitry 𝑭𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 𝑰𝒉𝒐𝒓𝒐𝒎𝒃𝒆.

🎉 135 𝑡𝑎𝑜𝑛𝑎 𝑛𝑜 𝑛𝑖𝑗𝑜𝑟𝑜𝑎𝑛'𝑖𝑡𝑦 𝐹𝑖𝑎𝑛𝑔𝑜𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑖𝑡𝑦 𝑎𝑟𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑡𝑠𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑓𝑎𝑛𝑖𝑛𝑡𝑒𝑙𝑜𝑛𝑦 𝑖𝑧𝑎𝑜.

📖 "𝑀𝑖𝑜𝑣𝑎̀ 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑣𝑎𝑜𝑧𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑠𝑎𝑖𝑛𝑎 ℎ𝑎𝑚𝑎𝑛𝑡𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎𝑟𝑒𝑜 𝑛𝑦 𝑠𝑖𝑡𝑟𝑎𝑝𝑜𝑛'𝐴𝑛𝑑𝑟𝑖𝑎𝑚𝑎𝑛𝑖𝑡𝑟𝑎." Rom 12 and 2b no teny faneva.

🎶 Nialohavan'ny Antsam-piderana niarahana tamin'ireo Antokom-pihira, Kerobima Ankatso, Trompetra Fanantenana 67ha, Hosana Ambohijatovo Fitiavana ary Antokom-pihira Miaramila Lova Toliara izany.

🤝 Niara-niombom-bavaka ihany koa ny Lehiben'ny Faritra Ihorombe Ramilavonjy Tialy Tsiverihasy, sy ireo olo-manan-kaja maro, ny avy amin'ny Fiangonana FLM sy ireo Kristianina marobe.

🏛️ 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀𝐌-𝐁𝐄𝐍'𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐕𝐎𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐑𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐘 𝐀𝐌𝐀𝐍-𝐃𝐑𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐑𝐀-𝐃𝐑𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐓𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐓𝐒𝐈𝐌𝐎🤝 " 𝑂𝑙𝑜 𝑟𝑎𝑖𝑘𝑎 𝑖𝑠𝑖𝑘𝑎 𝐼𝑎𝑏...
24/10/2026

🏛️ 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀𝐌-𝐁𝐄𝐍'𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐕𝐎𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐑𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐘 𝐀𝐌𝐀𝐍-𝐃𝐑𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐑𝐀-𝐃𝐑𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐓𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐓𝐒𝐈𝐌𝐎

🤝 " 𝑂𝑙𝑜 𝑟𝑎𝑖𝑘𝑎 𝑖𝑠𝑖𝑘𝑎 𝐼𝑎𝑏𝑦 "

📍 Natolotra androany ny 𝗙𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗥𝗲𝗽𝗼𝗯𝗹𝗶𝗸𝗮𝗻'𝗶 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 ny fehin-kevitra vokatry ny Fihaonamben'ny Vovonan-drazana sy ny Ray aman-dReny ara-dRazana ao anatin'ny Faritra 10 mandrafitra ny Faritany Fianarantsoa sy Toliara.

📚 Loha-hevitra telo no nodininihana nandritra ny roa andro :

1️⃣ Ny Tantara sy Jeografia

2️⃣ Ny Fampandrosoana sy ny Sosialy

3️⃣ Ny Politika.

👥 Nanatrika izao fotoana izao ny mambran'ny Governemanta, ireo Lehiben'ny Faritra sy ireo olo-manan-kaja avy eto an-toerana sy ny avy amin'ny Faritra 10 avy amin'ny Faritany roa.

🤝 Nanakasitraka ireo nanatanteraka ny fihaonana teto Ihosy ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara ny Kôlônely ̈𝗹 , ary hatolotra ny 𝐅𝐅𝐊𝐌 izany fehin- kevitra izany.

🌿 Ny Lehiben'ny Faritra Ihorombe Ramilavonjy Tialy Tsiverihasy dia manantena fa hitondra ainga vao ho an'ny Madagasikara manontolo ireo fehin-kevitra ireo, indrindra ny aty amin'ny Tapany Atsimo.

🙏 𝐴𝑛𝑘𝑎𝑠𝑖𝑡𝑟𝑎ℎ𝑎𝑛𝑎 ℎ𝑎𝑡𝑟𝑎𝑛𝑦 𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑙𝑜ℎ𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑛𝑎𝑣𝑎𝑜𝑧𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑅𝑒𝑝𝑜𝑏𝑙𝑖𝑘𝑎𝑛'𝑖 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑖𝑘𝑎𝑟𝑎 𝑡𝑠𝑦 𝑚𝑎𝑛𝑎𝑑𝑖𝑛𝑜 𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑟𝑖𝑡𝑟𝑎 𝐼ℎ𝑜𝑟𝑜𝑚𝑏𝑒.

🇲🇬💚  𝐓𝐀𝐅𝐀𝐏𝐄𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐎𝐅𝐈𝐒𝐈𝐀𝐋𝐘 𝐍𝐘 𝐕𝐅𝐌 𝐄𝐓𝐎 𝐈𝐇𝐎𝐑𝐎𝐌𝐁𝐄  💚🇲🇬🤝 𝗜𝗵𝗼𝘀𝘆, 𝟮𝟰 𝗢𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟲Tontosa androany teto Ihosy ny f...
24/10/2026

🇲🇬💚 𝐓𝐀𝐅𝐀𝐏𝐄𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐎𝐅𝐈𝐒𝐈𝐀𝐋𝐘 𝐍𝐘 𝐕𝐅𝐌 𝐄𝐓𝐎 𝐈𝐇𝐎𝐑𝐎𝐌𝐁𝐄 💚🇲🇬

🤝 𝗜𝗵𝗼𝘀𝘆, 𝟮𝟰 𝗢𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟲

Tontosa androany teto Ihosy ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny 𝗩𝗼𝘃𝗼𝗻𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻’𝗶 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 (𝗩𝗙𝗠) eto amin’ny Faritra Ihorombe, izay tarihin’ny Solombavambahoakan’Ihosy, Atoa 𝑴𝒐𝒏𝒈 𝑴𝒂𝒏𝒏 𝑩𝒊𝒔𝒎𝒂𝒓𝒌.

🇲🇬 Nanome voninahitra izao lanonana izao ny Lehiben’ny Faritra Ihorombe, Ramilavonjy Tialy Tsiverihasy, izay nanatrika izany fotoana manan-danja izany.

🚶‍♂️🚶‍♀️ Narahina diabe namakivaky ny tanànan’Ihosy ny lanonana, ho fanehoana ny firaisankina sy ny fahavononan’ireo mpikambana hanohana ny vina sy ny tanjon’ny VFM.

💚 𝑫𝒊𝒏𝒈𝒂𝒏𝒂 𝒍𝒆𝒉𝒊𝒃𝒆 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒎𝒂𝒇𝒊𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒓𝒂𝒇𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒎𝒑𝒊𝒗𝒆𝒍𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒉𝒆𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒆𝒕𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 𝑰𝒉𝒐𝒓𝒐𝒎𝒃𝒆 𝒊𝒛𝒂𝒐, 𝒉𝒐 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒎𝒂𝒇𝒊𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒏𝒌𝒊𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒌𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂.

🤝 𝘔𝑖𝘳𝑎𝘺 𝘩𝑖𝘯𝑎, 𝘮𝑎𝘯𝑑𝘳𝑜𝘴𝑜 𝑚𝘪𝑎𝘳𝑎𝘬𝑎, 𝘩𝑜 𝑎𝘯’𝘯𝑦 𝑓𝘢𝑛𝘢𝑣𝘢𝑜𝘻𝑎𝘯𝑎 𝑎𝘯’𝘪 𝘔𝑎𝘥𝑎𝘨𝑎𝘴𝑖𝘬𝑎𝘳𝑎!
🇲🇬

🇲🇬 𝐅𝐈𝐓𝐒𝐄𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐌-𝐏𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐎𝐅𝐈𝐒𝐈𝐀𝐋𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐑𝐄𝐏𝐎𝐁𝐋𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐃𝐈𝐍𝐘 𝐓𝐄𝐓𝐎 𝐈𝐇𝐎𝐒𝐘🤝 𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔𝗦𝗢𝗔 ...
23/10/2026

🇲🇬 𝐅𝐈𝐓𝐒𝐄𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐌-𝐏𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐎𝐅𝐈𝐒𝐈𝐀𝐋𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐑𝐄𝐏𝐎𝐁𝐋𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐃𝐈𝐍𝐘 𝐓𝐄𝐓𝐎 𝐈𝐇𝐎𝐒𝐘

🤝 𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔𝗦𝗢𝗔 𝗘𝗧𝗢 𝗜𝗛𝗢𝗦𝗬, 𝗧𝗔𝗡𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗜𝗛𝗢𝗥𝗢𝗠𝗕𝗘! 🎉

🇲🇬 Nasehon’ny vahoakan’Ihosy tamin’ny alalan’ny fandraisana feno hafanana sy fanajana ny fahatongavan’ny 𝑭𝙞𝒍𝙤𝒉𝙖𝒏’𝒏𝙮 𝙁𝒂𝙣𝒂𝙫𝒂𝙤𝒛𝙖𝒏𝙖 𝙣𝒚 𝑹𝙚𝒑𝙤𝒃𝙡𝒊𝙠𝒂𝙣’𝙞 𝙈𝒂𝙙𝒂𝙜𝒂𝙨𝒊𝙠𝒂𝙧𝒂, ny 𝗞𝗼𝗹𝗼𝗻𝗲𝗹𝘆 , sy ny vadiny, izay tonga hamangy ny renivohitry ny 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗜𝗵𝗼𝗿𝗼𝗺𝗯𝗲. 🌿

🏛️ Ny Prefet sy ny Lehiben’ny Faritra Ihorombe, Ramilavonjy Tialy Tsiverihasy no nitarika ny fandraisana, izay notronin’ireo Solombavambahoaka, ireo tompon’andraiki-panjakana isan-tsokajiny, ireo fikambanana samihafa ary ireo vahoaka marobe tonga naneho ny hafanam-pony sy ny hafaliany. 🎊

🫱🏻‍🫲🏽 Fanehoana ny firaisankina, ny fifanajana ary ny fifanatonan’ny mpitondra sy ny vahoaka no hita nandritra izany, izay manamafy ny fiaraha-mientana ho amin’ny fampandrosoana ny Faritra Ihorombe. 🌱🏗️

🙏 𝐴𝑛𝑘𝑎𝑠𝑖𝑡𝑟𝑎ℎ𝑎𝑛𝑎 𝑚𝑎𝑛𝑜𝑘𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝐹𝑖𝑙𝑜ℎ𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑛𝑎𝑣𝑎𝑜𝑧𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑅𝑒𝑝𝑜𝑏𝑙𝑖𝑘𝑎𝑛’𝑖 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑖𝑘𝑎𝑟𝑎 𝑛𝑜ℎ𝑜 𝑛𝑦 𝑡𝑠𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑑𝑖𝑛𝑜𝑎𝑛𝑦 𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑟𝑖𝑡𝑟𝑎 𝐼ℎ𝑜𝑟𝑜𝑚𝑏𝑒 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑣𝑎ℎ𝑜𝑎𝑘𝑎𝑛𝑦. ❤️

🌟 Antenaina fa hitondra vokatra tsara sy tombontsoa ho an’ny fampandrosoana ny Faritra ary hanatsara ny fiainan’ny mponina izao fitsidihana izao. 🏡📈

🎉🇲🇬 𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔𝗦𝗢𝗔 𝗘𝗧𝗢 𝗜𝗛𝗢𝗦𝗬, 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗠𝗔𝗧𝗢𝗔 𝗙𝗜𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗩𝗔𝗢𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗥𝗔𝗠𝗔𝗧𝗢𝗔 𝗩𝗔𝗗𝗜𝗡𝗬! 🌹

🌄 𝘐𝘏𝘖𝘙𝘖𝘔𝘉𝘌, 𝘛𝘈𝘕𝘐𝘕’𝘕𝘠 𝘍𝘐𝘙𝘈𝘐𝘚𝘈𝘕𝘒𝘐𝘕𝘈 𝘚𝘠 𝘕𝘠 𝘍𝘈𝘔𝘗𝘈𝘕𝘋𝘙𝘖𝘚𝘖𝘈𝘕𝘈! 🤝🌱

🇲🇬🇲🇬  𝐅𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀𝐌-𝐁𝐄𝐍'𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐕𝐎𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐑𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐘 𝐀𝐌𝐀𝐍-𝐃𝐑𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐑𝐀-𝐃𝐑𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐓𝐒𝐈𝐌𝐎 (𝑭𝑰𝑨𝑵𝑨𝑹𝑨𝑵𝑻𝑺𝑶𝑨 𝑺𝒀 𝑻𝑶𝑳𝑰𝑨𝑹𝑨)🗣️ " 𝑁𝑦 𝑎...
22/10/2026

🇲🇬🇲🇬 𝐅𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀𝐌-𝐁𝐄𝐍'𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐕𝐎𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐑𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐘 𝐀𝐌𝐀𝐍-𝐃𝐑𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐑𝐀-𝐃𝐑𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐓𝐒𝐈𝐌𝐎 (𝑭𝑰𝑨𝑵𝑨𝑹𝑨𝑵𝑻𝑺𝑶𝑨 𝑺𝒀 𝑻𝑶𝑳𝑰𝑨𝑹𝑨)

🗣️ " 𝑁𝑦 𝑎𝑛𝑗𝑎𝑟𝑎 𝑡𝑒𝑜𝑟𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝑟𝑖𝑛𝑑𝑟𝑎𝑛- 𝑑𝑎𝑚𝑖𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑛𝑒𝑛𝑡𝑖𝑚-𝑝𝑎ℎ𝑎𝑟𝑎𝑧𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜𝑠𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑅𝑒𝑝𝑜𝑏𝑙𝑖𝑘𝑎."

📍 Tontosa soa aman-tsara androany 22/10/2026 teto Ihosy renivohitra Faritra Ihorombe ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny Fihaonambe.

👥 Solontena 50 avy any amin'ny Faritra 10 mandrafitra ny Farintany roa aty amin'ny tapany Atsimo no manatrika izany haharitra 4 andro.

🎙️ Ny Mpanolontsaina avon'ny Fanavaozana ny Repoblika ny Jeneraly 𝙍𝘼𝘽𝙀𝘼𝙍𝙄𝙈𝘼𝙉𝘼𝙉𝘼 𝙇𝙪𝙘𝙞𝙚𝙣 no nitarika ny lanonam-panokafana izay notronon'ny Olom-boafidy sy ny Olom-boatendry.

🙏 Isaorana manokana ny 𝙁𝙞𝙡𝙤𝙝𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙁𝙖𝙣𝙖𝙫𝙖𝙤𝙯𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙍𝙚𝙥𝙤𝙗𝙡𝙞𝙠𝙖𝙣’𝙞 𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙨𝙞𝙠𝙖𝙧𝙖 ny 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐞𝐥𝐲 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞𝐥 noho ny fanomezany alalany sy ny fankatoavany ny fanatanterahana izao hetsika izao. Maneho fankasitrahana sy fisaorana feno Azy noho izany fanohanana izany, izay manome lanja sy manamora ny fanatanterahana ny hetsika.

🚶 Diabe namakivaky ny tanàna no nanombohana izany ary nitohy tamin'ny kabary ifandimbiasana izay nataon'ny Manampahefana, isan'izany ny Lehiben'ny Faritra Ihorombe Ramilavonjy Tialy Tsiverihasy, izay nanorisoritra fa :

🔹 Ny Faritra Ihorombe dia manana ny Tantarany, ny Kolontsainy, ny Soatoaviny, ny Hasiny. Varavarana misokatra ho an'ny Vahiny sy anjakan'ny Fihavanana.

🔹 Voninahitra ho an'ny eto anivon'ny Faritra Ihorombe ny fiarahana amin'ny Vovonan-drazana sy ny Ray aman-dReny ara-dRazana aty amin'ny Faritra Atsimo rehetra satria fotoana iray lehibe izao hifampizarana fahalalana, hifankalozana hevitra ary hitadiavana vahaolana iombonana ho tombontsoan'ny Firenena.

𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐈𝐇𝐎𝐑𝐎𝐌𝐁𝐄 : 𝐅𝐈𝐙𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀 👕Mitohy hatrany ny ezaka amin'ny 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 sy 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐨𝐛𝐨𝐫𝐨b𝐨𝐚𝐧𝐚 n...
19/10/2026

𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐈𝐇𝐎𝐑𝐎𝐌𝐁𝐄 : 𝐅𝐈𝐙𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀 👕

Mitohy hatrany ny ezaka amin'ny 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 sy 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐨𝐛𝐨𝐫𝐨b𝐨𝐚𝐧𝐚 ny asa fampandrosoana eto anivon'ny Faritra IHOROMBE. 🇲🇬

Ankoatra ny fanavaozana ireo birao fiasana , dia nizarana fanamiana mampiavaka (𝘛𝘦𝘯𝘶𝘦 𝘥𝘦 𝘵𝘳𝘢𝘷𝘢𝘪𝘭) ihany koa ireo mpiasa rehetra. 👔

𝐍𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐣𝐨𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐲:

𝐅𝐚𝐧𝐚𝐦𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 ny mpiasa eo am-panatanterahana ny asany.
𝐅𝐚𝐦𝐩𝐢𝐬𝐨𝐧𝐠𝐚𝐝𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐡𝐚-𝐢𝐫𝐚𝐲 sy ny matihanina eto anivon'ny Faritra.
𝐅𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐤𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐥𝐞𝐧𝐭𝐚 sy ny endriky ny tolotra omena ny vahoaka.

Ramilavonjy Tialy Tsiverihasy

Address

Residence Fanjakamandroso
Ihosy
313

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Faritra Ihorombe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category