28/10/2026
Salama daholo e👋
Aza adino fa izahay ato amin'ny JH GRACE LOGISTIQUE dia afaka mandefa ny entanao toy ny VANILLE, CADEAUX,SACS, HUILE ESSENTIELLE, ART MALAGASY KIRARO sns
👉avy any ivelany makaty Madagascar
👉avy eto Madagascar makany ivelany
💥Manerana izao tontolo izao💥
🚚 Miaraka amin'ny ramassage à domicile ny service-nay (import)
🚚 Miaraka amin'ny livraison à domicile (export)
⏲️ 5à7jours ouvrables ny fahatongavan'ny entana
🔐 Tsy atahorana ho very ny entana Satria misy numéro de suivie anarahanao azy
Raha mahalina anao izany, aza misalasala miantso na manantona anay mivantana na miditra mp avy hatrany ❤️
📞: +261342061041
📍: AMBODIMANGA BESARETY
✉️: [email protected]