30/10/2026
🇲🇬🏉 𝗝𝗢𝗝 𝗗𝗔𝗞𝗔𝗥 𝟮𝟬𝟮𝟲 : 𝗧𝗦𝗬 𝗔𝗙𝗔𝗞𝗔 𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗬 𝗔𝗡𝗝𝗔𝗥𝗔 𝗜 𝗙𝗜𝗧𝗜𝗔 𝗡𝗢𝗛𝗢 𝗡𝗬 𝗥𝗔𝗧𝗥𝗔
RAVOFALIMANANA Fandresena Fitia, na FITIA, mpilalao rugby avy ao amin'ny ALASCAM ALASORA, ary milalao ao amin'ny SCB Besarety ankehitriny, dia isan'ireo voafantina hiaraka amin'ny MAKI LADIES U17 amin'ny Jeux Olympiques de la Jeunesse, hatao any Sénégal ny 31 Oktobra hatramin'ny 13 Novambra 2026.
Na dia efa nandray anjara tamin'ny fanomanana tany Maroc aza izy, dia indrisy fa naratra nandritra ny fanazarantena farany teny amin'ny kianja Maki, ka nambaran'ny mpitsabo fa tsy afaka mandray anjara amin'ny fifaninanana.
💚 Mirary fahasitranana haingana ho an'i FITIA ny Kaominina Alasora, ary mirary fahombiazana ho an'ny MAKI LADIES izay efa niainga hiaro ny voninahi-pirenena! 🇲🇬
━━━━━━━━━━━━━
🇫🇷 🏉 𝗝𝗢𝗝 𝗗𝗔𝗞𝗔𝗥 𝟮𝟬𝟮𝟲 : 𝗙𝗜𝗧𝗜𝗔 𝗙𝗢𝗥𝗙𝗔𝗜𝗧 𝗦𝗨𝗥 𝗕𝗟𝗘𝗦𝗦𝗨𝗥𝗘
Sélectionnée avec les MAKI LADIES U17 pour les Jeux olympiques de la jeunesse au Sénégal, RAVOFALIMANANA Fandresena Fitia, ancienne joueuse de l'ALASCAM ALASORA, aujourd'hui au SCB Besarety, ne pourra malheureusement pas participer à la compétition.
Malgré sa participation au stage de préparation au Maroc, elle s'est blessée lors du dernier entraînement au stade Maki et a été déclarée médicalement inapte.
💚 La Commune d'Alasora lui souhaite un prompt rétablissement et adresse tous ses encouragements aux MAKI LADIES, déjà parties défendre les couleurs de Madagascar ! 🇲🇬