30/10/2026
🧪 AO ANATIN’NY IMVAVET #01 - Avy amin’ny fikarohana ka hatramin’ny famokarana
Inona avy ireo asa sy dingana ao ambadik’ireo vaksiny veterinera vokarin’ny IMVAVET ?
Manomboka amin’ny famokarana antigène, hatramin’ny Laboratoire Milieu, ary ny sehatry ny Bakteriolojia sy Virolojia, dia misy asa ara-tsiansa sy ara-teknika maro mandray anjara amin’ny famokarana.
Ao ambadik’ny vaksiny tsirairay dia misy fahaiza-manao, fitaovana, fanaraha-maso ary indrindra ny fiaraha-miasan’ny ekipa.
👉 Fantaro amin’ity andiany ity ireo asa atao ao ambadiky ny famokarana vaksiny ao amin’ny IMVAVET.
🇲🇬 Vaksiny vokarina eto an-toerana, ho an’ny biby eto Madagasikara.
---
🧪 DANS LES COULISSES #01 - De la recherche à la production
Que se passe-t-il derrière nos vaccins vétérinaires ?
De la production des antigènes au Laboratoire Milieu, en passant par les domaines de la Bactériologie et de la Virologie, de nombreuses activités scientifiques et techniques contribuent au processus de production.
Derrière chaque vaccin se trouvent des compétences, des équipements, des contrôles et surtout un travail d’équipe.
👉 Découvrez dans cette série les activités qui se déroulent en coulisses de la production des vaccins au sein d’IMVAVET.
🇲🇬 Des vaccins produits à Madagascar, au service de la santé animale, des éleveurs et de la population.