Bianco Madagascar - page

Call Directions Website Contact the organization

Bianco Madagascar - page C'est une page qui invite chaque citoyen à œuvrer ensemble contre la corruption et à conjuguer les efforts pour une croisade contre ce fléau.

📌𝐓𝐨𝐦𝐛𝐨𝐭𝐬𝐨𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐦𝐢𝐚𝐟𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐛𝐚𝐝𝐢𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞𝐳𝐚𝐧𝐚. 𝐀𝐧𝐢𝐬𝐚𝐧'𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐲, 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐝𝐢𝐧𝐤𝐨𝐝𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐩𝐚𝐡𝐚𝐧...
06/11/2026

📌𝐓𝐨𝐦𝐛𝐨𝐭𝐬𝐨𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐦𝐢𝐚𝐟𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐛𝐚𝐝𝐢𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞𝐳𝐚𝐧𝐚. 𝐀𝐧𝐢𝐬𝐚𝐧'𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐲, 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐝𝐢𝐧𝐤𝐨𝐝𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐩𝐚𝐡𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚, 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐝𝐢𝐝𝐲.
#𝐀𝐳𝐚𝐀𝐯𝐞𝐥𝐚𝐇𝐚𝐧𝐠𝐢𝐧𝐚

𝐌𝐚𝐧𝐢𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐬𝐢𝐩𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐫𝐚-𝐝𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚, 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐬𝐚𝐳𝐲 𝐚𝐧𝐤𝐨𝐥𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐣𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲.  #𝐀𝐳𝐚𝐀𝐯𝐞𝐥𝐚𝐇𝐚𝐧𝐠𝐢𝐧𝐚
05/11/2026

𝐌𝐚𝐧𝐢𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐬𝐢𝐩𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐫𝐚-𝐝𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚, 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐬𝐚𝐳𝐲 𝐚𝐧𝐤𝐨𝐥𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐣𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲.
#𝐀𝐳𝐚𝐀𝐯𝐞𝐥𝐚𝐇𝐚𝐧𝐠𝐢𝐧𝐚

𝐍𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐝𝐢𝐧𝐤𝐨𝐝𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐝𝐢𝐤𝐚 𝐡𝐨 𝐭𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤'𝐚𝐬𝐚 : 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐝𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚𝐬𝐚, 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚, 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐛𝐞𝐚𝐳𝐚𝐧...
04/11/2026

𝐍𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐝𝐢𝐧𝐤𝐨𝐝𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐝𝐢𝐤𝐚 𝐡𝐨 𝐭𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤'𝐚𝐬𝐚 : 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐝𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚𝐬𝐚, 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚, 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐛𝐞𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐬𝐚𝐛𝐨𝐚𝐧𝐚.
#𝐀𝐳𝐚𝐀𝐯𝐞𝐥𝐚𝐇𝐚𝐧𝐠𝐢𝐧𝐚

📌𝐄𝐍𝐀𝐌 : 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐤𝐨𝐥𝐢𝐤𝐨𝐥𝐲 ✅Antananarivo, 03 sy 04 novambra 2026 - Nisy n...
04/11/2026

📌𝐄𝐍𝐀𝐌 : 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐤𝐨𝐥𝐢𝐤𝐨𝐥𝐲
✅Antananarivo, 03 sy 04 novambra 2026 - Nisy ny atrikasa ho fanavaozana ny votoatin’ny fandaharam-piofanana momba ny ady amin’ny kolikoly ho an’ireo mpianatra - mpiofana eny amin’ny sekoly ENAM. Tonga nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny Tale Jeneralin’ny ENAM ary notronin’ireo mpiara miasa akaiky aminy sy ireo mpampianatra eo anivon’ity sekoly ity. Tanjona amin’izany ny hananan’ireo mpianatra sy mpiofana toe-tsaina miaro ny tombontsoan’ny rehetra mba ho tonga tompon’andraikitra mahitsy sy marina eo am-panatanterahana ny asa na amin’ny sehatra miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana. Tetik’asa izay tohanan’ny OIF sy ny Confédération suisse.
✅Atrikasa izay iarahana amin’ny BIANCO indrindra eo amin’ny fanohanana ara-teknika sy ara-kevitra enti- mamolavola ity fandaharam-piofanana ity. Ny BIANCO izay mikendry hatrany ny hanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny toeram-panofanana ireo mpiasam-panjakana indrindra eo amin’ny lafiny fanabeazana sy ny fisorohana ny kolikoly.
🌐https://www.bianco-mg.org/fr/actuality/191-lutte-contre-la-corruption-l-enam-actualise-son-module-de-formation

𝐌𝐚𝐦𝐩𝐢𝐡𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐫𝐚-𝐝𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐚𝐣𝐚𝐧𝐚𝐡𝐚𝐫𝐲, 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐢𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐯𝐞𝐥𝐨𝐦𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐳...
03/11/2026

𝐌𝐚𝐦𝐩𝐢𝐡𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐫𝐚-𝐝𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐚𝐣𝐚𝐧𝐚𝐡𝐚𝐫𝐲, 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐢𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐯𝐞𝐥𝐨𝐦𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐟𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐦𝐛𝐨𝐧𝐭𝐬𝐨𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐥𝐨𝐡𝐚-𝐥𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚, 𝐟𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐢𝐨𝐦𝐛𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚.

Arahinao anio ao amin'ny TVM amin'ny 6ora hariva
31/10/2026

Arahinao anio ao amin'ny TVM amin'ny 6ora hariva

31/10/2026

📌𝐎𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞𝐧’𝐢 𝐈𝐭𝐚𝐬𝐲 : 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨𝐭𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐁𝐈𝐀𝐍𝐂𝐎 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐚𝐦𝐩𝐢𝐡𝐚𝐫𝐢𝐡𝐚𝐫𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐩𝐥𝐚𝐨𝐦𝐚 𝐡𝐨𝐬𝐨𝐤𝐚 𝐬𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧-𝐝𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚.
✅Nanao famotorana momba ny zava-misy ahiahiana ho fanomezana tombontsoa manokana (népotisme), fanaovana taratasy hosoka ary fanomezana diplaoma hosoka tao amin’ny Oniversiten’i Itasy ny BIANCO. Ka isan’ny voarohirohy amin’izany ny Filohan’ny Onivesite teo aloha sy ny mpiara-miasa vitsivitsy aminy. Fanararaotana amin’ny fisahanan’ asa, fakam-bola tsy ara-dalàna, fanaovana hosoka ary firaisana tsikombakomba, ireo no vesatra iampangana azy ireo.
✅Olona dimy nentina teo anatrehan’ny PAC Antananarivo ny 30 oktobra 2026 teo ka ny telo dia notanana am-ponja vonjimaika ao amin’ny fonjan’Avaradrano. Ny roa hafa kosa dia eo ambany fanaraha-mason’ny fitsarana. Misy ihany koa ireo raharaha hafa mikasika ity Filohan’ny Oniversite ity sy ny olona sasany voakasik’ity raharaha ity, izay mbola ao anatin’ny famotorana ataon’ny BIANCO. Ho entina any amin’ny PAC ireo rehefa vita ny famotorana.
✅Ity raharaha ity dia tafiditra ao anatin’ny tari-dalan’ny Governemanta mikendry ny hanamafy ny ady amin’ny kolikoly, indrindra amin’ny fikirakirana faran’izay haingana ireo raharaha kolikoly goavana. Amin’ny alalan’ny famotorana ataony sy ny fampitana ireo raharaha any amin’ny rafi-pitsarana mahefa dia manamafy indray ny BIANCO ny amin’ny fampiharana ireo tari-dalana ireo.
🌐https://www.bianco-mg.org/fr/actuality/189-universite-de-l-itasy-l-enquete-du-bianco-met-au-jour-des-irregularites-liees-a-des-diplomes-et-a-la-gestion-du-personnel

📌𝐢-𝐅𝐚𝐧𝐚𝐠𝐧𝐚 : 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐚𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐞𝐫𝐢𝐧𝐞𝐭𝐨Antananarivo, 30 oktobra 2026 - Dingana lehibe eo amin’ny ady ami...
31/10/2026

📌𝐢-𝐅𝐚𝐧𝐚𝐠𝐧𝐚 : 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐚𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐞𝐫𝐢𝐧𝐞𝐭𝐨
Antananarivo, 30 oktobra 2026 - Dingana lehibe eo amin’ny ady amin’ny kolikoly no vitan’ny BIANCO dia ny ahafahana manao fanambarama-pananana sy tombontsoa ara-toekarena amin’ny alalan’ny aterineto i-FANAGNA. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa PREGODI izay tohanan’ny Banky Afrikana ho an’ny Fampandrosoana izany.
>Lanonana izay teo ambany fitarihan’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara sy teo ambany fiahian’ny Praiministra, lehiben’ny Governemanta ary notronin’ireo Minisitra maro, ireo rafitra miady amin’ny kolikoly, ireo rafitra anatiny miady amin’ny kolikoly eny anivon’ny minisitera, ireo solontena avy amin’ny fiaraha-monim-pirenena, ireo avy amin’ny sehatra tsy miankina, ireo mpiara-miombon’antoka ary ireo avy amin’ny haino vaky jery. Ampahibemaso no nilazan’ Andriamatoa Praiminisitra lehiben’ny Governemanta ny hampanarahana ny tetibola entina miady amin’ny kolikoly amin’ny fenitra iraisam-pirenena izay 0, 3% ny tetibolam-panjakana. Izany dia manamarika ny fahavonon’izy ireo handray andraikitra hiady amin’ny kolikoly.
>Ity sehatra nomerika ity izay ahafahan’ireo tompon’andraikitra voatondron’ny lalana mametraka ny fanambaram-pananany amin’ny fomba tsotra, haingana, azo antoka ary voaaro tanteraka. Raha hoan’ny BIANCO kosa dia fitaovana mahomby ahafahana mitantanana amin’ny fomba maoderina ka ahafahana mikirakira izany mora foana, ary indrindra ahazoana mandray ny fepetra mifanaraka amin’izay mety ilàna izany.
>Mifanaraka tsara noho izany ny vinan’ny BIANCO sy ny fitondram-panjakana ny amin’ny fanenjehana ireo kolikoly goavana sy ny tsy misy fepetra ireo tsimatimanonta, ary ny eo amin’ny lafiny fisorohana dia ny fanatanaterahana ireo voalazan’ny Politika anatiny Iadiana amin’ny kolikoly ho an’ireo minisitera ka hanaovana tombana ny amin’ny ezaka vita. Nanamafy hatrany ny Tale Jeneralin’ny BIANCO fa izao dingana izao dia ahafahana indray mampanjaka ny mangarahara, ny fahitsina mba ahazoana vokatra tsara kokoa eo amin’ny ady amin’ny kolikoly.
https://www.bianco-mg.org/fr/actuality/188-i-fanagna-le-bianco-franchit-une-nouvelle-etape-dans-la-digitalisation-de-la-declaration-de-patrimoine-et-d-interets-economiques

30/10/2026

Sahia mitoroka!

Address

Villa "LA PISCINE" Ambohibao/BP 399
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bianco Madagascar - page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Bianco Madagascar - page:

Shortcuts

Share

Nearby government services