31/10/2026
TOROHEVITRA MAHATSARA NY TAREHY
Tsara atao aloan'ny hatory:
-voatabia 1
-ronono velona 2 sotrokely
afangaro ireo dia 30mn ny faharetany @ tarehy,kobanina avy eo
Misoroka ny fahanteran'ny hoditra:
-atody manta 1
-dintina vahona 1 sotrokely
afangaro ireo dia 15 h@ 20mn faharetany @ tarehy,kobanina avy eo
Manala" bouton"
-atody 1
-voasarimakirana 1sotrokely
afangaro ireo dia 20mn ny faharetany @ tarehy,kobanina avy eo
Mampazava endrika:
-tain-kafe 2 sotrokely
-tantely 2 sotrokely
afangaro ireo dia 20mn ny faharetany eo @ tarehy,kobanina avy eo
Manadio ny tarehy
-yaourt nature 2 sotrokely
-voasarimakirana ranony 2 sotrokely
afangaro ireo dia 15 h@ 20mn ny faharetany eo @ tarehy,kobanina avy eo
Tarehy be menaka
-tamotamo 1sotrokely
-dintina vahona 2 sotrokely
afangaro ireo dia 30mn ny faharetany eo tarehy,kobanina avy eo
Mahasalama ny tarehy
-tamotamo fahefatry ny sotrokely,menaka coco 1 sotrokely
afangaro ireo dia 20mn ny faharetany eo @ tarehy,kobanina avy eo
MIRARY SOA ANAO