01/06/2026
Mp sorato ao amin'ny commentaire raha mila plus informations anao na hampamelona kaonty fetsiboky maty ianao ✅
Ity cas iray ity dia efa tany amin'ny mois Février no maty ilay kaonty ka vao omaly nahita anay ka nifampiresaka izahay dia izao hitantsika izao vita sahady izy. Niezaka fona moa ny ekipa hanao zay hampiverina azy 🙏
Tsara kokoa anefa raha tonga dia miantso ny laharanay 034 78 430 76 fa mandray anareo fona ny ekipa ato aminay ✅
31/05/2026
Sorato hoe MP dia mifandray avy hatrany isika zao ✅
Fête moa ny andro nefa raha misy maty kaontinareo ka urgent be dia tsy maintsy ezahanay anamboarina hatrany.
Tsara kokoa ny miantso direct 034 78 430 76 ✅
Misy réduction 50% ho any NENY seulement izany offre izany
Ho any SIPA KELY kosa dia miandry anao amin'ny taona ho avy hanana ZANAKA dia afaka mitsitraka io offre io anao. Zany aaaa 🤣🤣
Io zao compte velona vao teo mihitsy
31/05/2026
Happy Mother's Day 😘
Amin'izao andro fetin'ny Reny izao dia manolotra anareo offre spécial hoany Reny izahay ka toy izao no no atao isika azy ✅
Raha mamelona kaonty maty aminay androany ny Reny dia moins 50% ny sarany anamboaranay azy. Raha hanao formation boost koa izy dia mbola moins 50% koa ny sarany . Androany ihany anefa izany ✅
Reny nahitana masoandro anareo ka lolohavina fa tsy atao ambany zavatra. Mirary fête sambatra ho any Reny rehetra 🥰
Aza asina resaka intsony aloha ny club nay ARSENAL eeee 😁
30/05/2026
Quand j'étais petit dia efa io CLUB io aloha no efa tohanako ary tsy maintsy izy hariva 🤣. Ito ny SCORE CAPTUREO ARSENAL 6 - 0 PSG 😁✅
Ataovy amin'ny commentaire ny score nao ✅
29/05/2026
Coucou 😘. Sorato hoe mp ao amin'ny commentaire dia afaka manamboatra kaontinao izahay izao ✅
Ny antsika tsy atoro ny anarana na profil complet ilay client satria izay ny fangatahanareo amin'ilay asa vita ka arahanay tsara be izany namana 🙏
Betsaka ny message nareo. Ary manamboatra avy hatrany izay efa milamina izahay sady koa mamaly anareo fona. Tsy maintsy valina daholo fa mialantsiny raha somary misy fahatarana kely.
Io zao asa vita omaly juste fanehoana io fa azo lazaina mba maromaro ihany no vita 😁. Tsara kokoa ny miantso avy hatrany laharanay 034 78 430 76 ✅
27/05/2026
Sorato fotsiny hoe 👉 Mp dia tonga aminay avy hatrany anareo izao ✅
Hitanay betsaka mp nareo androany fa aza manahy fa tsy maintsy voavaly androany daholo io. Sady mamaly anareo izahay no manamboatra izay efa nilamina ny resaka.
034 78 430 76 afaka tonga dia miantso an'io avy hatrany fa mandray anareo fona ny sasany. Io ambany io zao kaonty vita tandroany mihitsy ✅
27/05/2026
Coucou boss 🤝😁. Sorato fotsiny hoe 👉 MP dia afaka amboarinay compte nao na izao aza
Ito ndray ary ny aretina vaovao amin'ny kaonty fetsiboky. Rehefa manao deux facteurs dia misy kaonty sasany tsy tonga mihitsy ilay KÔDY na par WhatsApp na TEXTO 😭😭.
Tsy olana intsony izany boss fa niketrika vahaolana avy hatrany ny ekipa nay ka azonay amboarina tsara be mihitsy.
Tsara kokoa tonga dia miantso laharanay 034 78 430 76 raha maika fa handray anareo avy hatrany izahay ✅
26/05/2026
Mba tezaina koa ny vantana ✅
Nanao kotrana kely pour une semaine dia nahazo an'izao vokatra izao 🙈
Io aloha antsoy 034 78 430 76 rehefa voa vakinao ilay hafatra 🤣
26/05/2026
coucou eto ihany zahay. sorato fotsiny Mp ao amin'ny commentaire dia tafiditra anao ✅
Maro ny vita ary fa mba haneho ny sombiny asa vita zahay. eto fona zhay ary tsy mihantona ela be intsony mp sika. tsara kokoa ny miantso na mandefa message sur WhatsApp amin'ny laharanay 034 78 430 76
✅
23/05/2026
Coucou Boss 🤝😁
Sorato ao amin'ny commentaire hoe LIANA dia tafiditra aty aminay anao raha mila plus info ✅
Tranga tena matetika mitranga io. Kaonty eo amin'ny téléphone iray miaraka maty daholo toy ny amin'ny sary io. Tena mila mitandrina mamelona azy fa aza maika fa raha manao erreur kely dia bey bey 🤣
Niantso ny laharanay 034 78 430 76 moa namana nisy olana io ka niasa avy hatrany zahay dia io izy vita tsara daholo ilay kaonty ✅