Edally Ranoëlson Ofisialy

Call Directions

Edally Ranoëlson Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Edally Ranoëlson Ofisialy, Palais de la région Atsimo Andrefana, Tulear.

01/11/2026

Toliara meilleure, maro raha soa. FILONGOA ro fototsin'ny kila raha iaby rolahy. Ndao hanamafy ny firaisankinantsika. Toy gny hirantsika androany

Namangy , nankahery an'ireo nama, hava, fianakavia mpiray fikambana amin'ny Plateforme FIHAROA izay nilaozan'i Baba mpia...
31/10/2026

Namangy , nankahery an'ireo nama, hava, fianakavia mpiray fikambana amin'ny Plateforme FIHAROA izay nilaozan'i Baba mpiandry JEAN DARIE EZEKIELA izay Raiamandreny ato anatin'ny fikambana eto amin'ny kaominina Miary, Toliara-II. Longo amin'ny mora, longo amin'ny sarotsy. Mankahery antsika iaby.

Miarahaba Professeur RASOLOFOMASY Simon Seta tamin'ny fisondrotany ho mpikambana mpiara-miombon'antoka (membre associé) ...
30/10/2026

Miarahaba Professeur RASOLOFOMASY Simon Seta tamin'ny fisondrotany ho mpikambana mpiara-miombon'antoka (membre associé) eo anivon'ny Akademia Malagasy. Mahafaly, mahafinaritsy gny raha manao an'itoa ka mirary soa anao Raiamandreny be mba hiakatsy hiakatsy hatrany. Reharehan'ny oniversité-n'i Toliara izao.

27/10/2026

Kaominina Mahajanga,
Niroso tamin'ny fanesorana an'ireo fanorenana tsy ara-dalàna ny kaominina izay notarihin'ny PDS. Ny herinandro teo

25/10/2026

Filongoa, fihavana ary fifakatiava sy firaisankinantsika Malagasy hatrany no hery amin'ny fampandrosoana an'i Madagasikara malalantsika toy rolahy, ndao hitambatsy raiky. Ao anatin'ny hira no misy ny hafatsy.

Tonga niatrika ny fankalazana ny faha 25 taonan'ny sampam-pianarana DEGS oniversité-n'i Toliara isika androany. Miarahab...
21/10/2026

Tonga niatrika ny fankalazana ny faha 25 taonan'ny sampam-pianarana DEGS oniversité-n'i Toliara isika androany. Miarahaba an'ny DEGS ary mirary soa azy amin'ny 25 taona manaraka, miarahaba antsika mpampianatra efa tranainy sy ireo vaovao ary ireo PAT. Mpianatra 5 985 no efa navoakantsika nandritran'izay 25 taona izay.
Ho ela velona ny DEGS sy ny oniversité-n'i Toliara.

18/10/2026

Filongoa, fifakatiava ary firaisankina dia soatoavina maha Malagasy izany. Soa gny FIHAROA, miantso antsika iaby mba hitambatsy, ao anatin'ny hira no misy ny hafatsy!

Nandao antsika nankaly i Baba mpiandry JEAN DARIE EZEKIELA izay Raiamandrenin'ny Toby Fiadana Mandroso. Trobo olobe isik...
15/10/2026

Nandao antsika nankaly i Baba mpiandry JEAN DARIE EZEKIELA izay Raiamandrenin'ny Toby Fiadana Mandroso. Trobo olobe isika, mafy ilay izy fa mahereza iaby, anisan'ny Raiamandreny ao anatin'ny Plateforme FIHAROA izy. Ny razana dia ao Agnolaky kaominina Miary Toliara II, Toby Fiadana Mandroso. Samia mitraka
(Sary fahatsiarovana niarahana taminy)

Mirary fahasitranana ho an'ireo havana naratra sy miara ory, mankahery an'ireo fianakavian'ireo namoy ny ainy nohon'ny l...
13/10/2026

Mirary fahasitranana ho an'ireo havana naratra sy miara ory, mankahery an'ireo fianakavian'ireo namoy ny ainy nohon'ny lozam-pifamoivoizana nitranga tao Vatolatsaky kaominina Vatolatsaky distrikan'i Betioky. Mahereza tsika iaby !

Lasa i Neny RANDRIANAINA RAHARIVELOMALALA Honorine, trobo olo fihantahanta, mpagnanatsy zahay lahy reniko. Reny niteraky...
06/10/2026

Lasa i Neny RANDRIANAINA RAHARIVELOMALALA Honorine, trobo olo fihantahanta, mpagnanatsy zahay lahy reniko. Reny niteraky an-dry Odon Marius RANDRIANAINA sy ry Lalo RAFANOMEZANA izy io izay toa reny mihitsy nohon'izy akaiky. Tonga nampahery gny fianakavia izahay. Mahereza tsika iaby!

Address

Palais De La Région Atsimo Andrefana
Tulear
601

Telephone

+261342141632

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Edally Ranoëlson Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Nearby government services