29/05/2026
Mankalaza ny tsingeritaona nahaterahany androany Ramatoa Mialy RAJOELINA, Vadin'ny Filoha Andry Rajoelina ๐๐๐งก
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Malagasy Mijoro, Madagascar Antananarivo, Antananarivo.
29/05/2026
Mankalaza ny tsingeritaona nahaterahany androany Ramatoa Mialy RAJOELINA, Vadin'ny Filoha Andry Rajoelina ๐๐๐งก
27/05/2026
Izy no "KEVIN" tompon'ny label MADAGHOST tao ambadikโilay masque "Scary Movie" hitantsika tao amin'ny clips rehetra.
Androany no nodorana tetsy amin'ny Fasan'ny Karana ny nofo mangatsikany
26/05/2026
๐ Ao anatin'ny COLISEUM Antsonjombe, Noloahana ny beton hanamboarana vala hanaovana Festival Savika ny 31 may 2016 izao.
Nilaza moa ireo mpikarakara fa nahazo alalana izao fandoahana ny Coliseum izao...
Ho tafaverina tsara amin'ny laoniny ve ireo lavaka natao ?
Tena mety hanaovana tolon'omby ve ity toerana ity ?
Atsipy ny tady eny an-tandroky ny omby, atsipy ny teny any am-pon'ny mahalala.
26/05/2026
๐๐๐ฆ๐ข๐๐ข๐ง๐ฒ Siteny ๐ญ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐ข๐๐ข๐ง๐ฒ ๐ฆ๐จ๐ซ๐ ๐ข๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐ก๐จ ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐๐ก๐จ๐๐ค๐ ๐ฆ๐๐๐ข๐ง๐ข๐ค๐ ๐ฌ๐๐ก๐ข๐ซ๐๐ง๐. Tsy misy intsony ny fijerena lavitra, fa tombontsoa manokana no manjaka. Ny Malagasy, efa miaina isanโandro ny tsindry hazo lena, ny fiakaranโny vidim-piainana, ary ny tsy rariny ara-toekarena, dia ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐จ ๐ฏ๐จ๐๐๐ข๐ญ๐๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ค๐๐๐๐ซ๐ฒ ๐ฉ๐จ๐ฅ๐ข๐ญ๐ข๐ค๐ ๐ข๐ง๐ญ๐ฌ๐จ๐ง๐ฒ.
Ny vahoaka anefa mahita, mahatsapa, ary mahay mandanjalanja. Tsy ho ela dia ho hita fa ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐ณ๐จ ๐๐ฆ๐ข๐๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐ฒ ๐ฆ๐๐ฆ๐ฒ intsony ny fahorianโny maro.
25/05/2026
๐ข๐ญ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฎ๐๐ ๐ฌ๐ฎ ๐ป๐ถ๐๐๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐๐๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐ฎ๐ต๐ถ๐๐๐ฎ๐ธ๐ ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐ป๐ ๐ฆ๐ผ๐ฎ๐ป๐ถ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ
Nisy loza nahatsiravina teny Paraky, Soanierana io atoandro io.
Ankizivavy roa nitsangatsangana no voahitsaky ny fiaran-dalamby raha nipetraka teo amoronโny lalamby, ka naharatrana mafy azy ireo, isanโizany ny fahatapahanโny tanana sy tongotra.
Nentina haingana any aminโny hopitaly izy ireo mba hotsaboina, ary mbola andrasana ny vaovao ofisialy mikasika ny fahasalamany.
22/05/2026
๐จVaovao tsy marina
Milaza tsy tia nefa manara-maso fatatra azy kay ianareo.
Tsy mbola niteny na nanao kabary politika anefa izy hatramin'ny nialany teto an-tanindrazana.
Tsy mbola nanao hetsika ara-politika ihany koa fa nangina sy tsy niteny intsony.
Ilay gazety Mayotte la 1 รจre moa dia manao affirmation gratuite fotsiny, fa te hampiakatra ny isan'ireo mpamaky de manely vaovao tsy marina.
Raha tena matanjaka sy matoky tena tokoa ny fitondrana, nahoana no matahotra mafy vao mihetsika kely izy?
Porofo izao fa ny tahotra no lehibe indrindra amin'ireo mpisandoka fahefana nanongam-panjakana sy naka fahefana tamin'ny basy ireto.
14/05/2026
๐ด Rosia tsy tonga fotsiny hitondra โfiarovanaโ : misy paikady miafina ao ambadikโizany
Ankehitriny dia mihamafy hatrany ny fisianโi Rosia aty Afrika. Tsy aminโny alalanโny tafika ihany, fa aminโny alalanโny fitaomana ara-politika, diplomaty ary tambajotra miafina koa. Ny zava-mitranga any Mali dia mampiseho mazava fa tsy โfiaraha-miasa tsotraโ no tanjonโi Moskoa.
Ao ambadiky ny Africa Corps, izay nisolo toerana anโi Wagner, dia misy olona roa lehibe mitarika ny paikady rosiana ao Sahel. Ny voalohany dia Andrei Averyanov, jeneraly rosiana fantatra aminโny asa miafina sy ny tambajotra miaramila. Izy no lazaina fa mitantana mangingina ny hetsika eny an-kianja sy ny fanitarana ny herinโi Rosia any Afrika.
Ny faharoa kosa dia Aleksei Orekhov, izay miseho aminโny endrika โofisialyโ sy diplomaty. Mitsidika firenena afrikanina izy, manao sonia fifanarahana ary maneho aminโizao tontolo izao fa โnamana sy mpiara-miombonโantokaโ i Rosia.
Saingy rehefa jerena akaiky, miseho ny tena zava-misy : paikady roa sosona no ampiasainโi Moskoa. Eo aloha ny kabary momba ny fiarovana sy ny fiaraha-miasa. Any ambadika kosa, misy fanitarana hery ara-miaramila sy fitaomana politika.
Ny tena mampanahy dia ny vokatra hita any Mali. Na dia teo aza ny fisianโny hery rosiana sy ny fampanantenana maro, mbola mitohy ny fanafihanโny vondrona mitam-piadiana, mbola very faritra maro ny fanjakana, ary vao mainka miaina ao anatinโny tsy fandriampahalemana ny vahoaka. Ny fialanโny Africa Corps tao Kidal dia nanaitra olona maro : rehefa tonga ny krizy lehibe, tsy hita ilay โhery lehibeโ nampanantenaina.
Izany no antony tokony hitandremanโi Madagascar. Satria matetika ny fitaomana rosiana dia tsy mijanona aminโny fiarovana ihany. Miditra aminโny media, fanabeazana, politika ary sainโny tanora tsikelikely izy. Ary rehefa tafapetraka tsara izany fitaomana izany dia sarotra esorina.
Tsy tokony ho resinโny propagandy sy ny teny mamy i Madagasikara. Ny fiaraha-miasa rehetra dia tokony hitondra tombontsoa mazava ho anโny vahoaka, fa tsy hanokatra varavarana ho anโny hery vahiny hanamafy ny fahefany eto Afrika.
06/05/2026
โ๏ธALERTE ROUGEโ๏ธ
TROP BE NY TORTURE MAHAZO AN'I RINAH
18 NY TENSION-NY ARY EFA TSY MITENY INTSONY IZY
FAMONOANA AZY MORAMORA NY BAIKO AVY @ FANIRISOA
TSISY HAZAVANA
30MN PAR JOUR NO MIVOAKA
TSY MISY FITSARรNA TSY MISY N'INON'INONA
EFA NESORINA NY FIAMPANGANA AZY VOALOHANY SATRIA TSY NITOMBINA
MIANTSO NY MPIARO NY ZON'OLOMBELONA
MIANTSO NY MPANAO GAZETY HO AVY ENY IZAO
MIANTSO NY 1รRE DAME
MIANTSO NY FILOHAM-PIRENENA FA MPIANDRY IANAO
Partageo Maximum ๐๐ป๐๐ป
ยฉ Malala rkt
06/05/2026
Maty nisy namono nanapaka ny lohan' i Laurence Roseline tompon'ny Jardin de la Mer Antanambazaha Mananjary.
Ny maraina io no hita teo ivelan'ny tranony ny razana efa tsy nisy loha.
Tsy mbola fantatra izay nahavanon-doza.
Sary TV PLUS
04/05/2026
๐ข๐ ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ผ ๐ป๐ ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐น๐ผ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ณ๐ฎ๐บ๐ผ๐ถ๐๐ผ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐ป๐ ๐๐บ๐ฏ๐ฎ๐๐ผ๐บ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐๐ ๐ถ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ผ
Sprinter hanatitra olona any Imerintsiatosika no nifanehitra tamin'ny Kymco G6 nanao taingin-droa.
Maromaro no naratra fa tsy fantatra raha nisy aina nafoy.
๐ธEden Zacarandah