RCR Antsirabe I

Directions

RCR Antsirabe I Rassemblement des Citoyens Responsables / Tambaben’ny OLOm-pirenena Nampiraisin’ny Andraikitra. Distrikan'Antsirabe Voalohany

18/10/2026

🇲🇬Analyste socio-economique et politique 🇲🇬

18/10/2026
30/09/2026
Finaritra eee 👋 !✅ Ireo soatoavina mifehy ny mpikambana ao amin'ny antoko politika  . ( Rassemblement des Citoyens Respo...
30/09/2026

Finaritra eee 👋 !

✅ Ireo soatoavina mifehy ny mpikambana ao amin'ny antoko politika . ( Rassemblement des Citoyens Responsables) na ny T.OLO.NA. ( Tambaben'ny Olom-pirenena Nampiraisin'ny Andraikitra) :

Izay vahoaka Malagasy rehetra tonga saina , ka vonona hanavotra firenena , dia afaka miara -dia amin'ny antoko na T.OLO.NA . Tsy manaiky voavidim-bola. Andao hiroso amin'ny fanovàna rafitra tena izy.

🔺 Hoan'ny TARANAKA no ijoroana 💪💪!

18/08/2026

Izay mametraka ihany no MIBAIKO tompoko ! Isika vahoaka Malagasy ve efa mba nametraka mpitondra teto Madagascar hatramin'izay taona maro nifandimby zay ??

( Ilay hoe mametraka mpitondra eto dia isika vahoaka Malagasy mintsy no mandray andraikitra mba miala vola apaosy ihany koa hametrahana mpitondra fa tsy hiandry firenena vahiny hampitrosa volabe fona dia ho voafatotr'ilay volabe eto fona )

TSIA , ny valiny ! Mbola tsy nametraka mpitondra mihintsy isika vahoaka Malagasy ! Mbola ireo firenena vahiny mpanambola zay mpanome volabe amin'ny propagande fona hatramin'izay no NIBAIKO hatreto satria izy no nametraka ! Hany ka lasa saribakoly fona zay filoha tonga teto ! Dia zao mahazo antsika hatramin'izao !

👋Miarahaba antsika rehetra.Rehefa vita ny Formation Fanovan-drafitra /   tany   sy   . Dia mitohy hatrany ny dia aty ami...
16/08/2026

👋Miarahaba antsika rehetra.

Rehefa vita ny Formation Fanovan-drafitra / tany sy . Dia mitohy hatrany ny dia aty amin'ny faritra Atsimo.

👉 Ka manasa antsika rehetra tsy ankanavaka, hanatrika ny fiofanana izay karakarain'ny antoko Rassemblement des Citoyens Responsables (R.C.R.) , na Tambaben'ny Olom-pirenena Nampiraisin'ny Andraikitra ( T.OLO.NA) hiarahana amin'ny filoha nasionaly Laza Razafiarison:

🛑
📅 Alatsinainy 17 Aogositra 2026
🕘 Ora : 09h30 maraina
📍 Toerana : Masera Bezaha
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➡️ 033 46 801 01
➡️ 034 73 120 16
➡️ 033 53 092 46

🛑
📅 Zoma 04 Septambra 2026
🕘 Ora : 09h00 maraina
📍 Toerana : Chez Rosii - Iaboloha
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➡️ 034 41 527 84
➡️ 034 43 009 64
➡️ 033 80 735 37

💯 Tsy misy sarany (Formation gratuite)

🔗🛜Plateforme RCR: www.rcr-tolona.com

⚙️
🇲🇬

👋Miarahaba antsika rehetra.Rehefa vita ny Formation Fanovan-drafitra /   tany   sy  . Dia mitohy hatrany ny dia aty amin...
10/08/2026

👋Miarahaba antsika rehetra.

Rehefa vita ny Formation Fanovan-drafitra / tany sy . Dia mitohy hatrany ny dia aty amin'ny faritra Atsimo.

👉 Ka manasa antsika rehetra tsy ankanavaka, hanatrika ny fiofanana izay karakarain'ny antoko Rassemblement des Citoyens Responsables (R.C.R.) , na Tambaben'ny Olom-pirenena Nampiraisin'ny Andraikitra ( T.OLO.NA) hiarahana amin'ny filoha nasionaly Laza Razafiarison:

🛑
📅 Alarobia 12 Aogositra 2026
🕘 Ora : 02h00 ariva
📍 Toerana : Efitranon'ny Mompera - Ankazoabo
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➡️ 034 94 195 64
➡️ 033 23 447 10

🛑
📅 Alatsinainy 17 Aogositra 2026
🕘 Ora : 09h30 maraina
📍 Toerana : Masera Bezaha
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➡️ 033 46 801 01
➡️ 034 73 120 16
➡️ 033 53 092 46

🛑
📅 Zoma 04 Septambra 2026
🕘 Ora : 09h00 maraina
📍 Toerana : Chez Rosii - Iaboloha
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➡️ 034 41 527 84
➡️ 034 43 009 64
➡️ 033 80 735 37

💯 Tsy misy sarany (Formation gratuite)

🔗🛜Plateforme RCR: www.rcr-tolona.com

⚙️
🇲🇬

📢📢 Allo Allo TOLIARA! Miavia maro lahy tsika  fa anjarantsika Toliara  zao ty  hahazo fiofanana maimaimpona ! Fiofanana ...
06/08/2026

📢📢 Allo Allo TOLIARA!

Miavia maro lahy tsika fa anjarantsika Toliara zao ty hahazo fiofanana maimaimpona !
Fiofanana momban'ny fanovàna rafitra zay tarihin'i Andriamatoa Laza Razafiarison !

📅: Sabotsy 08 Août 2026

🏠: Basia Toliara

⏰ : Amin'ny 9 ora maraina

Andao mba hihaino hoe ino kay zao fanovà rafitsy zao ??? Tsy manavakavaka ny ( Rassemblement des Citoyens Responsables na) na ny T.OLO.NA ( Tambaben'ny Olom-pirenena Nampiraisin'ny Andraikitra) fa zay vahoaka Malagasy rehetra mba maniry hanavotra firenena sy te hitsinjo TARANAKA dia afaka mahazo fiofanana , ary miara mifanome tanana hifampizara ny fahalalana sy miady hoan'ny fanovàna rafitra hoan'ny Madagascar miaraka amin'ny RCR .
Ny R.C.R. dia tsy mifandrafy amin'ny antoko politika samihafa fa mifanome tanana hanavotra firenena ! 💪

Address

Ville
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RCR Antsirabe I posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share