SANTE Vakinankaratra

Directions

SANTE Vakinankaratra DRSP sous contrat FBP ou Fonds Basés sur la Performance se situant à Andranomafana, Antsirabe

Ho an'ny vehivavy any Antanifotsy dia ao amin’ny CHRD Antanifotsy ny fotoana Tongava maro, entano hatrany ny namana
28/10/2026

Ho an'ny vehivavy any Antanifotsy dia ao amin’ny CHRD Antanifotsy ny fotoana Tongava maro, entano hatrany ny namana

📅 𝐙𝐨𝐦𝐚 𝟑𝟎 𝐨𝐜𝐭𝐨𝐛𝐫𝐞 𝟐𝟎𝟐𝟔
📍 𝐂𝐇𝐑𝐃 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐢𝐟𝐨𝐭𝐬𝐲

𝐋𝐨𝐡𝐚𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚: “𝐌𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐢𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐡𝐢𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐡𝐨𝐦𝐚𝐦𝐢𝐚𝐝𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐧𝐨𝐧𝐨 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐳𝐨𝐧-𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨𝐧𝐣𝐚𝐳𝐚.”

𝐍𝐲 𝐡𝐨𝐦𝐚𝐦𝐢𝐚𝐝𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐧𝐨𝐧𝐨 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐳𝐨𝐧-𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨𝐧𝐣𝐚𝐳𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐥𝐚 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚. 𝐀𝐳𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐬𝐨𝐫𝐢𝐭𝐫’𝐚𝐫𝐞𝐭𝐢𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐭𝐨𝐧𝐚 𝐦𝐩𝐢𝐭𝐬𝐚𝐛𝐨!

🎀 𝐌𝐚𝐧𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲, 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝟐𝟓 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐡𝐨 𝐦𝐢𝐚𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚, 𝐦𝐛𝐚 𝐡𝐨 𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐨 𝐡𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐎𝐜𝐭𝐨𝐛𝐫𝐞 𝐑𝐨𝐬𝐞 ; 𝗵𝗶𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗶𝗹𝗶𝗮𝗻𝗮 𝐬𝐲 𝐡𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝗮𝗿𝘆 𝐭𝐨𝐫𝐨𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐨𝐫𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐨𝐦𝐚𝐦𝐢𝐚𝐝𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐧𝐨𝐧𝐨 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐳𝐨𝐧-𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨𝐧𝐣𝐚𝐳𝐚. ».

🌸 𝐕𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚, 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐯𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐚𝐦𝐛𝐚𝐭𝐫𝐚!
SDSP Antanifotsy

Amin’ny zoma zany ny fotoana ho an'ny octobre rose tsika eto Antsirabe ao amin’ny CSB2 Ambalavato. Tongava maro. Zarao a...
27/10/2026

Amin’ny zoma zany ny fotoana ho an'ny octobre rose tsika eto Antsirabe ao amin’ny CSB2 Ambalavato. Tongava maro. Zarao amin’ny namana ny publication tsika dia aza adino ny mi clique suivre amin’ny pejintsika

Miarahaba ny vehivavy rehetra mpanaraka ny pejy, identifieo eto ilay namanao te hanao fitiliana homamiadan'ny nono sy ny...
26/10/2026

Miarahaba ny vehivavy rehetra mpanaraka ny pejy, identifieo eto ilay namanao te hanao fitiliana homamiadan'ny nono sy ny vozon'ny tranon-jaza ireny fa ao amin’ny radio VFM 105 no hahenointsika ny andinindininy rehetra. Araho ny fandaharana.

📢 Hiresaka mikasika ny famendrahana odimoka isan-tokatrano iadiana amin'ny tazomoka, izay atao ao Mandoto sy Betafo isik...
19/10/2026

📢 Hiresaka mikasika ny famendrahana odimoka isan-tokatrano iadiana amin'ny tazomoka, izay atao ao Mandoto sy Betafo isika, mandritry ny fandaharana mivantana ao amin’ny radio VFM FM 105.0.

📅 Talata 20 oktobra 2026
⏰ Amin’ny 14h30
📻 Ao amin’ny FM 105.0

❓🗣️ Manana fanontaniana ve ianao ?
Afaka mandefa izany : 📩 Amin’ny MP
💬 Na eo amin’ny commentaire
📱 Na amin’ireto laharana ireto :
☎️ 034 76 105 00
☎️ 033 03 105 00

🤝 Lazao ny namana
🔄 Partageo ny publication
✨ Mety hahasoa olona maro ny fampahafantarana izany
🤝 MIASA MIARAKA HO AMIN’NY FANOVANA
🇲🇬 MANASITRANA FIRENENA

Programa ho amin’ny fahasalaman'ny reny sy ny zaza ao Faratsiho
17/10/2026

Programa ho amin’ny fahasalaman'ny reny sy ny zaza ao Faratsiho

Miarahaba ny mpanaraka rehetraIndro ny fampahafantarana antsika mandritry izao Octobre rose izao
15/10/2026

Miarahaba ny mpanaraka rehetra
Indro ny fampahafantarana antsika mandritry izao Octobre rose izao

Ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka amin'ny alala'ny Direction de Lutte contre les Maladies Non Transmissibles (DLMNT) dia manolotra anao ireto toro-hevitra hahafahana misoroka ny homamiadan'ny vozon'ny tranon-jaza.

Tadidio fa ny fisorohana sy fitilina mialoha dia manavotra aina. Koa andao ary hiara-hientana hiady amin'ny homamiadan'ny vozon'ny tranon-jaza.

🙏 Manasa anao hizara.

©️ Direction de Lutte contre les Maladies non Transmissibles

15/10/2026
Mahatsiaro maivana ny fahoriana rehefa eo ny Ray aman-dreny manohana dia ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka. Etoana ko...
14/10/2026

Mahatsiaro maivana ny fahoriana rehefa eo ny Ray aman-dreny manohana dia ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka. Etoana koa ny fisaorana ny Hopitaly HJRA tanatin'ny fanohanana rehetra

❤️🤝 𝗙𝗜𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗞𝗜𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗜𝗙𝗔𝗡𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗢𝗧𝗢𝗔𝗡-𝗧𝗦𝗔𝗥𝗢𝗧𝗥𝗔📅 𝟏𝟑 𝑶𝒌𝒕𝒐𝒃𝒓𝒂 𝟐𝟎𝟐𝟔📍 𝑨𝒏𝒕𝒂𝒏𝒊𝒇𝒐𝒕𝒔𝒚 – 𝑯𝑱𝑹𝑨🕊️ « Izay iray vatsy, iray ai...
14/10/2026

❤️🤝 𝗙𝗜𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗞𝗜𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗜𝗙𝗔𝗡𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗢𝗧𝗢𝗔𝗡-𝗧𝗦𝗔𝗥𝗢𝗧𝗥𝗔

📅 𝟏𝟑 𝑶𝒌𝒕𝒐𝒃𝒓𝒂 𝟐𝟎𝟐𝟔
📍 𝑨𝒏𝒕𝒂𝒏𝒊𝒇𝒐𝒕𝒔𝒚 – 𝑯𝑱𝑹𝑨

🕊️ « Izay iray vatsy, iray aina »— maneho ny firaisankina sy ny fifanohanana izany, indrindra amin’ny fotoan-tsarotra.

Nidina teny Antanifotsy ny ekipan’ny SANTÉ Vakinankaratra, notarihin'ny Talem-paritra, niaraka tamin’ny Ordre des Sages-femmes sy ny Association des Sages-femmes, ho fanomanana ny fandraisana ny nofo mangatsiakan’i SF Tiana, sady nifampahery tamin’ireo mpiasan’ny fahasalamana sy nitsapa alahelo ny fianakaviana ary nandray anjara tamin’ny fanomanana ny fandraisana azy.

Naneho ny fisaorany ny fianakaviana noho ny fandraisan’andraikitry ny Fitondram-panjakana sy ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka.

Taorian’izany dia nitsidika ireo marary tao amin’ny HJRA ihany koa ny ekipa niaraka tamin'Andriamatoa président SISFM sady DPS, nitondra teny fampaherezana sy nanolotra ranomboankazo ho fanampiana amin’ny fikarakarana azy ireo.

🙏 Mirary fahasitranana haingana ho an’ireo marary ary maneho fankasitrahana feno ireo mpiasan’ny fahasalamanamikarakara azy ireo.

🤝 MIASA MIARAKA HO AMIN’NY FANOVANA
🇲🇬 MANASITRANA FIRENENA

📸 COMM SDSP ANTANIFOTSY/ COMM DRSP VAKINANKARATRA
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
SDSP Antanifotsy
Direction de la Promotion de la Santé

Mankasitraka ny fitondram-panjakana, ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka Efa raisina an-tanana eto amin’ny HJRA ireo ma...
13/10/2026

Mankasitraka ny fitondram-panjakana, ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka Efa raisina an-tanana eto amin’ny HJRA ireo marary, mbola misy ny eny an-dalana. Mirary fahasalamana anareo rasazy

Address

VAKINANKARATRA, ANTSIRABE
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SANTE Vakinankaratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share